inona no tsy mazava aminao mikasika ny finoana Islam?
22. rabilabila
(
14/09/2007 23:02)
Ny ahy indray ilay "injustice" no tiako dénoncer-na.Izaho ,na tsy mino aza ,dia manàja ny finoan'ny hafa ,fa kosa raha poretina tsy avela haneho ny heviny (liberté religieuse , parole ...)ny olona dia mazàva ho azy fa mitongilana any amin'ilay voaporitra ny combat(ady)-ko.Tsy manakàna ahy akory izany hiady lalandava amin'izay hevitra ,na foto-kevitra izay mambotry ny sain'ny zanak'olombelona ,izany hoe "toute forme d'insulte à l'intelligence "raha atao amin'ny teny faratay.
23. ikaretsaka
(
15/09/2007 00:02)
rabilabila.. toa notapahinao ilay izy..
fa ny 1 Kor 11,13 misy hoe
Hianareo ihany no aoka hitsara: manendrika ny vehivavy va ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-doha
Fa na izany na tsy izany ekeko tanteraka ny
[quote]Ny ahy indray ilay "injustice" no tiako dénoncer-na.Izaho ,na tsy mino aza ,dia manàja ny finoan'ny hafa ,fa kosa raha poretina tsy avela haneho ny heviny (liberté religieuse , parole ...)ny olona dia mazàva ho azy fa mitongilana any amin'ilay voaporitra ny combat(ady)-ko.Tsy manakàna ahy akory izany hiady lalandava amin'izay hevitra ,na foto-kevitra izay mambotry ny sain'ny zanak'olombelona ,izany hoe "toute forme d'insulte à l'intelligence "raha atao amin'ny teny faratay.[/quote]

24. xxx
(
15/09/2007 03:19)
Sady tsy mahazo tononina ny anaran-dry zareo fa atao hoe tavaratra fa misetrasetra be sady mandoro fiara tsy misy toy izany.Tsy miasa fa manantena fanampiana fotsiny , miteraka marobe kanefa ny reniny tsy maharaka ny ditran'ny zanany dia ireny may ireny ny fiaran'ny olona,tsy azo andehanana ny faritra misy azy fa potehany ny fiara,tsy mianatra ny zanany.
Izy no maro be indrindra eran'izao tontolo izao,raha mivadika ny finoany hianao dia tsy mampaninona azy fa raha hianao no mivadika kristiana dia maty hianao avy eo.
Firifiry ny firenena voasetrasetrany?
Afghanistan,Algeria,Azerbaijan,Bangladesh,Belarus,China
Colombia Cuba,Egypt sy ny rehetra tsy voatanisa
Afghanistan tsy afaka mitory teny fa tonga dia voajedaka vokatry ny mpitondra President Hamid K
Algerie ampijalian'ny silamo ny kristiana,mijaly tsy mba afaka mivory ireo katolika sy protestanta ary fantany hatramin'ny toerana hivoriana"kabyle v."
Azerbaijan tsy afaka mitory ny filazan-tsara fa sao dia voasambotra ka tsy misy sahy na iray aza.
Bangladesh tsy mahazo maka rano eny amin'ny ranom-panjakana ny kristiana ,roahina hiala ao an-tranony sady maty vonoiny ary potehiny daholo izay fananan'ireo kristiana.
Belarus tsy mahazo mampiditra olona vahiny kristiana ary tamin'ny 2005 dia norobahany sy novonoiny ireo kristiana izay vitsy anisa (20 raha be indrindra)
China na ny baiboly aza dia ny fanjakana no manatonta azy.Vonoiny sy hoentiny mandositra,mitsoaka ny evanjelista,tsy mahazo atao ny mamaky baiboly fa misy taonany ny olona mamaky an'io, na izany aza dia misy efa ho 15,000 evanjelista t@ 1933 ary 2000 nitombo ho 2 millions." Io no hery hilazana fa tsy hisy ho raraka an-tany ny tenin'Atra."
Colombia misy fikambanana atao hoe Marxist guerilla na mitovy ny FARC( Armed Revolutionary Forces of Colombia)io no maka ny kristiana ankeriny ary mitaky vola be any amin'ny fiangonana,manjavona ireo evanjelista. Kanefa ny fanondranana ny rongony ataon'ireo silamo dia mafotaka.
Egypt ny silamo no manjaka, mazava ho azy fa ireo firenena rehetra ireo dia feno azy daholo,tsy mba afaka mandray anjara eo amin'ny fitondrana,misy fanavakavahana eo amin'ny asa,tsy mahazo fahafahana ny kristiana fa azy daholo.Ny mahasamy hafa ity firenena ity dia mba nahazo nankalaza ny kristmas voalohany tao Egypt (izay nataon'ny President Mohammed H. ny 7 Janvier 2005 tao amin'ny Eastern Church. Kanefa na izany aza dia mbola misetrasetra sy mamotika ny kristiana ihany ny silamo
Cuba hatramin'izao mbola mandoro fiangonana ihany ry zareo silamo na dia efa nomen'i Fidel C. fahafahana aza ny olona fa samy hiangona any amin'izay tiany avy t@ 1992
Maro tsy ho voatanisa fa ireo no etraketraky ny silamo eran-tany ary santionany ireo.

25. Rasiligaoma
(
15/09/2007 04:11)
chine sy colombia, antony politika no hamonoany kristianina
Marxist dia tsy silamo. . .
ohatran'ny nataon'i Hitler tamin'ny Jody tamin'ny Nazisme ihany!
Azerbaijan dia misy fiangonana soa aman-tsara ka (l'Eglise Ste Marie ao Baku) ary volan'ny papa Jean Paul 2 no nanaganana azy http://www.interfax-religion.com/?act=news&div=311
Aljeria dia misy fiangonana kristianina ka! hamboarina sy havaozina aza izao ny bazilika Notre Dame d'Afrique http://www.ada.asso.dz/ProjetNDA/index.htm
ary afghanistan (amin'izao fa tsy tamin'ny andron'ny Talibans) misy lamesa soa aman-tsara fa ny mitory eny an-dalambe no tsy azo atao.
Mahafantatra namana Amerikanina champlain any aho ary betsaka ny afghans kristianina mamonjy lamesa miaraka amin'ny miaramila any!
Any Madagasikara, indrindra ao Antananarivo, dia tsy hahita Silamo hitory coran eo Analakely ianao! fa hahita kristianina kosa! saingy mahita mosque!
na eny 67ha ianao, na feno silamo (mpianatra avy any Diego sy Majunga) aza any, tsy hahita olona hitory coran eny ianao!
Dia toy izany izy io

26. tofic
(
16/09/2007 10:33)
miarahaba antsika rehetra,somary nisy olana kely ny connexion ka izao vao afaka mifandray aminareo,misaotra antsika rehetra nandray anjara,
rabilabila>> misaotra nanome fanazavana, tsy hipasoka ny efa malama aho, fa ho fanamafisana izay voalazanao dia: marina fatsy tokony ho jerena amin\'ny olona iray ny finoana, fa tokony ho jerena kosa @ hevitra sy ny foto-pampianarana entiny,ary ny famaritana ny atao hoe finoana @ islam dia:hoe:fitsipika(discipline) avy amin\'Andriamnitra ilay nahary izao tontolo izao hifehy ny zanak\'olombelona,na ny zava-boahary,mba hiaro azy @mety fahasimbana sy hitondra azy @ hasambarana... raha tsy misy io fitsipika io dia midika fa tsy misy tanjona Andriamnitra ny nihariany izao tontolo izao na koa hoe tsy miraharaha ny zava-boahariny izy,hitantsika fa ny mpanamboatra fanafody,machine a coudre,,television sns..fa tsy maintsy misy note,na toro-lalana mikasika ny fampiasana azy ireo haintsika ny antony,ny olombelona dia sarobidy mihoatra an\'izay rehetra izay indrindra @ maha-mpanjakan\'ny zava-boahary azy!
-Andriamnitra dia mandrisika amin\'ny fanaovana ny tsara ary manakana ny tsy hanaovana ny ratsy ary ny olona manao an\'izany dia considerer-na ho olona farany tsara eo anatrehan\'Andriamnitra:
-coran sourate4(la famille d\'Imran)verset110:
vous etes la meilleure communaute qu\'on fait surgir pour les hoomes vous ordoonnez le convenable ,interdisez le blamable et croyez a Dieu!-
-resaka disadisa io dia olanan-tsika olombelona io,fa tsy ny finoana no mampianatra an\'izany,tsarovy fa ny devoly(shaitan)dia tsy hanenjika velively ireo izay efa ao ampaosiny,nohon\'izany tsy maintsy miasa izy ao amin\'ny fiangonana sy ny olony mba ahazoany azy ireo ka aza gaga ,fa ny tokony atao dia ny mitandrina sy mangataka fiarovana amin\'Andriamnitra ilay mahery mba tsy ho azony!
--tsy mpanavakavaka ara-pinoana ny islam ,satria tsy azo atao anterivozozna ny finoana fa izany dia tsy mifanaraka @ fampianarana ara-coranique,hoy ny coran,sourate2 verset256:Nulle contrainte en religion! car le bon chemins\'est distingue de l\'egarement.Donc quiconque mecroit au rebelle tandisqu\'il croit en Dieu saisit \'anse la plus solide qui ne peut se briser et Dieu est Audient et Omniscient!
ary jerevo ao iran izay fantatra fa repoblika islamika fa misy eglizy katolika ao teheran capital! ary tsy misy olana ry zareo miaraka amin\'ny kristianina!-resaka fonon-doha: io dia tsy zava-baovao noforonin\'ny finoana islam fa efa nisy sy voalaza t@ S.M Taloha raha mpino ianao,ampy ho porofon\'izany io andininy avy ! S.M nomen\'ny namana teo ambony io,fa raha tsy mpino kosa ianao de izao no azoko ambara aminao: voninanhitra ho an\'ny vhvv ny misaron-doha, fa maninona moa ny volamena eny @ bijouterie no tsy vitan\'ny apetraka ao anatin\'iny baoritra kely mena2 iny fa no mbola hidiana ao anatin\'ny vitrine? fa tsy abaibay na abaritaka toy ny voatabia sy ny anana?sarobidy mihoatra ny volamena ny vehivv eo amin\'islam,ka tsy mahagaga raha sarotiny ny islam,mbetika manko ny fitafy manify na fitafy mampiseho bika indray2 mampitombo ny fitsiriritan\'ireo lhlh sasany ka mahatonga azy ireo voasarika amin\'ny fakampanahy hanao ny tsy fanao, mandrva sy mametaveta ny vhvv, ary ny mampalahelo fa na dia zazavavy telo ataona dia fa vetavetain\'ny sasany,nefa ny vevivv no voninahitrin\'ny famille na pays anakiray rehefa simba io dia afa-baraka izany famille na pays izany tsy mahagaga ny islam raha sarotiny amin\'ny fiarovana ny vhvv indrindra @\'ireo ratsy tanana.!

27. tofic
(
16/09/2007 11:12)
ary hamaliako ny voalaza ery ambony ,mahery fihetsika hoy ny sasany ny islam:
le mot islam dia avy amin\'ny teny hoe:Silm = soumission,la paix..ny fihetsika mahery dia tsy mifanaraka amin\'ny fampianarana coranique,izay mandidy ny mpino aminy fahaiza-miaina miaraka amin\'ny mpiara-belona aminy, ary izany dia manomboka @ alalan\'ny fitenenana:coran sourate2 verset83:Et (rappelle-toi) lorsque nous avons pris l\'engagement des enfants d\'Israel de n\'adorer que Dieu, de faire le bien envers les peres les meres,les proches parents,les orphelins et les necessiteux,d\'AVOIR DE BONNE PAROLEs avec les gens,d\'accomplir regulierement le salat et d\'acquiter le zakat.Mais a l\'exception d\'un petit de vous ,vous manquiez a vos engagement en vpous detournant de nos commendements!
ary a propos de bonne parole izay dia manome example Andriamnitra ao amin\'ny coran,sourate14(Abraham) verset 24---26
24 -N\'as tu pas vu comment DIEU propose en parabple une bonne parole pareille a un bel arbre dont la racine est ferme et la ramure s\'elancant dans le ciel,25--il donne a tout instant ses fruits par la grace de son Seigneur,Dieu propose ses paraboles a l\'intention des gens afin qu\'ils exhortent--26et une mauvaise parole est pareille a un arbre deracine de la surface de la terre et qui n\'a point de stabilite!
-Nohon\'izany mandidy ny finoana islam mba hanombohana ny teny amin\'ny fifampiarahabana islamika ,fanaon\'ireo mpaminany amin\'ny teny hoe:Assalam alaikom =que la paix soit sur vous(fiadanana anie ho aminareo))
-ka ny fihetsika mahery dia tsy ara-islamika ,ary ireny manapoapoaka ireny dia tsy musilman velively, no sady tsy manana toe-tsaina maha-olombelona,antony:satria tsy miantra ny ankizy amam-behivavy izy ireny,ary amin\'ny lalanan\'ny ady tsy azo kasihina ny zaza amam-behivavy,araka ny lalana islamika,izao anefa tsy misy la guerre ny musilman, nefa mbola mamono ry zalahy, ary tsy vitan\'izay koa fa mbola manapoaka mosque sy ireo toerana masina sasan-tsasany!!! musilman inn mandoza be otran\'izany!!
-fa mba hitaritako ny saintsika fotsiny dia izao :mba ahafantarantsika ny marina,taloha manko de nalaza be le teny hoe islam mahery fihetsika sns..ankehitriny anefa nofafaina koa ny islam ary npovaina hoe terorista fotsiny,inona no antony? satria ny zava-misy ao iraq ankehitriny dia tsy manaporofo ny maha-mahery fihetsika ny mpino musliman,fa mifanohitra amin\'izany,satria tsy maintsy mivoaka foana ny marina na dia mahavatra mampikarama olona aza ry mpampikarama, fa +de95 pourcent n\'ny vahoaka irakianina dia musilman avokoa,nefa jereonareo ny zava-misy ao ankehitriny,vahoaka izay efa leo ela nampijalian\'ny saddam le dictator,tonga indray ireo izay milaza fa miady amin\'ny terorista mampijaly azy ireo mihoatra ny tamin\'ny saddam!!ampolony maro isanandro izao no maty ao de quel crime???? aiza ireo izay mpiaro ny zonolombelona sy misahana ny resaka fandriampahalemana? moa ve efa milamina ao no mangina ry zareo sa tsy olombelona izy ireo no ampijaliana?? i palestina ary mbola izy io mangina ny rehetra!!!tsy miteny,mba saintsaino kely hoe inn ny heloka vitan\'ireo vahoaka irakianina no ampiahoriana azy hoatran\'izao,dia ho azonao ny valiny hoe iza kay no ati-dohitra mikotrika an\'ity resaka terorista ity! fa tsy islam velively!lazao hoe ny mpino islam no mijaly tena marina, aiza na saron-doha ambonin\'ny lohan\'ny sasany de fa manelingelina ny sasany, aiza ny fahalalahana avy amin\'izany??,nefa raha manao fitafina sexy de izay no izy!!midika inona izany?
Tompon\'andraikitra isika rehetra amin\'ny fitaizana ny zana-tsika sns..ahitsio amin\'ny tokony halehany izy ireny,fa isika no hanontanian\'ANDRIAMNITRA rahampitso!
misaotra anao namaky ,mbola eto ny tenanay hitondra fanazavana amin\'ny zvtr sasany izay tsy mazava

28. tywa68
(
17/09/2007 05:27)
Tofic : misaotra anao nanome sy nanazava ny islam.
Betsaka tokoa ny manafangaro ny finoana sy ny fiaviana ; indrindra moa fa h@ireny nipoaka sns ireny !
Misy mihitsy ilay fiangarana sy tsy fitiavana ny musulmans, satria rehefa hafa dia tsy tanty.
Na mainty na fotsy rehefa sendran'ny teny marary sy fihetsika masiaka, tsy maintsy mitroatra.
Mampalahelo fa ivavahantsika isan'andro mba hitsahatra ireo herisetra, sy ny fahoriana hita etsy sy eroa. Andriamanitra Tompo anie hitahy sy hitondra antsika @zany. Amena.

29. tofic
(
17/09/2007 08:07)
misaotra anao koa tywa,ka izay resaka fifangaroana sy tsy mazava izay mihintsy no mahatonga anay tonga eto manazava,satria betsaka ny olona izay manana fijery diso,fijery amin'ny lafiny ratsy mikasika ny islam,satria tsy misy ny manazava aminy,
-ary ao aza ireo mihevitra fa fivavahana karana ,kaomorianina ,arabo ny islam,nefa tsy izany no izy io dia fivavahana ho an'olona rehetra, fa ny mpaminany dia avy amin'ny tany sy foko arabo,tahaka an'i Jeso-kristy avy tamin'ny tany sy foko jiosy!
-ary ho antsika eto madagasikara dia samy vahiny daholo no nitondra finoana teto!
-nefa raha misy gasy anakiray silamo dia anontanian'ny sasany hoe : angah kaomorianina ianao no islam? nefa izahay tsy miteny azy hoe: angah jiosy ianao no kristianina,sa romanina?
- ary io fanavakavahana io dia mbola misy eny fa na dia any an-tsekoly aza,nefa milaza ny sasany eto fa ny musilman no manavakavaka,
-misy masera izay ao tulear ao @sekoly Notre Dame de Nazareth,tsianaloka,raha nanao foloara (saron-doha ity) mpianatra anakiray dia tezitra ilay masera tamin'ilay mpianatra,esory any io saron-dohanao io fa zavatra mamoafady tsy azo atao,tsy tany islam aty! nefa izy amin'izany @ maha-masera azy manao saron-doha! mazava ho azy nefa mi-contre saron-doha!
..zany hoe misy zavatra izay tsy tian'ny sasany hovakiana loha na niniana tsy ho fantarina mihintsy!nefa raha ohatra tsy mila ny ahafantatra izy tsy maninona fa azy izay,fa tsy tokony kosa hanohitra be fahatany sahala amzao!
-tsy hoe manaratsy aho milaza an'io sao de heverin'ny sasany ho izany fa mitaraina tena marina,hoe maninona ny masera no manao toetra sahala amin'izany @ ankizy,nefa iaraha-mitaiza ange ny ankizy,raha manao fitafy tsy mendrika (sexy) ny ankizy no tokony ho tenenina!

30. tywa68
(
17/09/2007 09:18)
tofic : miteny i masera rehefa manahirana azy eo @ fiarahana @ hafa ilay satro-doha, na fomba fiakanjo, ny maquillage sy vernis ... fa tsy ny musulmana ihany fa na ny jiosy ao @ masera koa tsy mahazo manao ny satroka keliny, na ny karana sns...na dia efa mandray lahy sy vavy aza. Tsy mora fa misy olona koa maladroit @ fiteniny e :wink:
31. fijo
(
18/09/2007 22:26)
ny silamo ihany aloha no tokony hanatsahatra ny herisetrany.any alemana izao ,misy andiana ankizy vavy silamo manao hezaka hanoherana ny herisetra islamista.ka io mila hezaka be indrindra avy amin'ny mpitondra finoana silamo
32. tezitra
(
19/09/2007 11:42)
tofic:
Voalaza teo :
ça veut dire koi? un bevohoka est un bevohoka, point barre. et je peux te dire qu' en terre d'islam, les bevohoka jeûne (mifady hanina). et les malades(pas trop garves disent-ils)ne perenent pas leurs medicaments. c koi un malade pas trop grave?
tofic:
Voalaza teo :
pkoi cette difference entre homme et femme, et un enfant de 15 ans ou de 9 ans, ils vont à l'école le ventre plat?
tofic:
Voalaza teo :
alors si ça existe chez les chrétiens, et puisque le christianisme existe avant l'islam, pkoi devenir islam? parce qu'y'a pas la valeur ajoutée de l'islam, tout ce qu'il dit existe chez les juifs et les chretiens (et les chrétiens et les juifs en ont plus ).
fiffi et rabilabila:
Voalaza teo :
j'ai bien dit à jeün (mifadihanina), 30 jours la journée. alors une journée c koi pour vous?
une journée n'est pas un jour monsieur-dame.et c pas aussi une nuitée.
seuls les poissons morts suivent le courant.
Voalaza teo :
ny vehivavy bevohoka dia tsy mahazo mifehy araka ny lalana islamika raha toa ka misy fiatraikany amin'ny vohoka entiny izany
ça veut dire koi? un bevohoka est un bevohoka, point barre. et je peux te dire qu' en terre d'islam, les bevohoka jeûne (mifady hanina). et les malades(pas trop garves disent-ils)ne perenent pas leurs medicaments. c koi un malade pas trop grave?
tofic:
Voalaza teo :
ny fifehezana dia obligatoire @ mpino islam feno taona ara-islamika, 15 ho an'ny lahy ary 9 taona ho an'ny vavy..
pkoi cette difference entre homme et femme, et un enfant de 15 ans ou de 9 ans, ils vont à l'école le ventre plat?
tofic:
Voalaza teo :
tsy zava-baovao eo mpino ny resaka fifehezana fa efa nisy hatrizay nisian'ny finoana izay fa ny fomba fanatanterahana azy no samy hafa,ohatra i Jeso-Kristy dia nifehy nandritra ny 40 jour 40 nuit Izy araka ny Soratra Masina
alors si ça existe chez les chrétiens, et puisque le christianisme existe avant l'islam, pkoi devenir islam? parce qu'y'a pas la valeur ajoutée de l'islam, tout ce qu'il dit existe chez les juifs et les chretiens (et les chrétiens et les juifs en ont plus ).
fiffi et rabilabila:
Voalaza teo :
Tsy mifady hanina ry zareo fa misakafo in-2 isan'andro :maraina alohan'ny hiposahan'ny masoandro ,ary hariva alohan'ny hilentehan'ny masoandro.
j'ai bien dit à jeün (mifadihanina), 30 jours la journée. alors une journée c koi pour vous?
une journée n'est pas un jour monsieur-dame.et c pas aussi une nuitée.
seuls les poissons morts suivent le courant.
33. fijo
(
19/09/2007 20:39)
aza tezitra letsy fa sao hanapoak abaomba eo koa an.lazao tsotra izay hevitra.fa mila fanazavana tokoa ireo.^
tofic,fa maninoa wa no atao kely ny taon'ny vehivavydia avela hijaly nefa ny lahy efa alehibe vao manao?15 et 9.

34. tofic
(
22/09/2007 19:29)
tezitra>> isika tsy hiady fa rehefa tony ianao vonona hihaino dia hamaly ny fanontanianao aho,
-naninona no asiana differance ny taonan'ny lahy sy vavy? io tsy hoe asian differance be fa io no natiora,ny vehivavy dia feno taona alohan'ny vehivavy,
satria:manomboka sivy taona dia fa manomboka tonga fotoana ny vehivavy sasany raha malaky,ary io tsy fomban'ny zazakely ny mandeha regle,fa izany dia marikan'ny fahatongavana amin'ny halehibeazana satria raha tsy mitandrina amin'izany izy ka anaovan'ny sasany firaisana de mety ho bevohoka,ka raha vao bevohoka izy dia lasa une mere d'un enfant,ka izany reny izany tsy zaza!
-ny lehilahy kosa feno taona amin'ny marika vitsivitsy:
-fanirian'ny volo eo ambonin'ny filahiany na helikany sns..
-fivoahan'ny ranonaina =zazakely tsy misy ranonaina matoa izany mivoaka manambara fa efa tonga amin'ny fotoanan'ny halehibeazana izy ka raha manao firaisana izy de mety mahabevohoka ka raha mahabevohoka izy dia efa lasa pere d'un enfant!
-fahafenoana 15taona. satria ireo zavatra lazaintsika ireo miseho raha feno 14 na 15 ilay lehilahy farafaharatsiny
--ka ny fahafenoana taona ny an'ny vehivavy no tonga aloha,
miala tsiny fa somary any no itondrako ny fanazavana antony amin'izay mba ahatsapan-tsika ireo differance misy @lahy sy ny vavy,indray2 manko ny olona variana @io resaka io ka tsy mitandrina!