gravy be ko ny firaisankinany izy 3 mitsamm reto

1. naughtyboy ( 14/09/2007 19:46)
:-D:-Dhttp://fr.youtube.com/watch?v=aUM8rnUNbbcza kalo de tsy mba namana @ toy zao =))
2. naughtyboy ( 14/09/2007 19:49)
mila fanitsina ty ry namana malalapo fa misaotra mialoha http://fr.youtube.com/watch?v=aUM8rnUNbbc
3. Fiffi ( 14/09/2007 20:04)
=))=))=))=))=))=))=))
4. nanoukely ( 14/09/2007 20:15)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
5. bilakarenjy ( 14/09/2007 21:18)
reveko be kle
zany ka kofa milay sy misaina .Ao tsara .tsy misy bedy tsy misy quoi fa milay foana .
6. naughtyboy ( 14/09/2007 21:23)
=))=)tsy akama za @ io ka:-w
7. Bita ( 15/09/2007 00:14)
KA AHOANA LESY NY GABARIAN'ILAY AN ILAY KOF BOY NOTAZONIN'IALAHY TEO? GABANY BE LESY OHATRY NY SIGARA CUBA A!:lol::lol::lol:
8. mamzelkely ( 15/09/2007 07:20)
:-D:-D:-D vendrana aaa zvt afaka novaina le izy :-D:-D
9. mbaliana ( 15/09/2007 10:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. Aino ( 15/09/2007 10:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. naughtyboy ( 15/09/2007 13:03)
ny entana tsy azo avelavela tazominy hafa zany ,ny azoko antoka @ reny zao farafaharatsiny sady tsy kofa no tsy sarimbavy:-D
12. kiadi ( 16/09/2007 21:05)
ny sipa kosa tsy afaka manao an'izao eh! ahahah
13. ikaretsaka ( 17/09/2007 14:16)
zany ny bandy.. mahay mifanampy!
14. mandrak ( 17/09/2007 15:13)
=))=))=))
15. ambibao ( 18/09/2007 07:18)
[size=13px]:@[/size]
16. dadie ( 18/09/2007 08:13)
:-D:-D:-D firaisankina no hery:-D:-D
17. ikaretsaka ( 19/09/2007 15:09)
izay indrindra
18. naughtyboy ( 22/09/2007 12:38)
:wink:marina ko neny kiady iny oe sipa kalo tsy ahavita an'zao na ahoana na ahona:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475