Tandremo....tandremo......

1. Fiffi ( 15/09/2007 18:54)
Tandremo ry zareo fa efa nivoaka ny lalana momban'fijanonana am fiara eny am toerana natokana ho an'ny "handicapé" sy ny "livraison"

-misy système mi-se relier any am komisaria

-raha misy fiara mijanona eny de tsy lavitra ny "aubergines" hametaka ny PV sy ny "enlèvement"

-135€ ny amande+135€ "Fourrière. L'article R. 285 du code de la route"
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 09:55
2. ravakamalala ( 15/09/2007 21:08)
ary raha ohatra ka hoe ao anaty fiara ihany ianao fa miandry olona vetivety (eo amin ny place livraison an?) dia omen zareo PV ihany ve sa asaina mandeha fotsiny?
3. andry08 ( 16/09/2007 12:15)
merci fa mitandrina foana aho ny tsy hi-janona @ ireny!:-*
4. Fiffi ( 16/09/2007 19:12)
ravakamalala:

ary raha ohatra ka hoe ao anaty fiara ihany ianao fa miandry olona vetivety (eo amin ny place livraison an?) dia omen zareo PV ihany ve sa asaina mandeha fotsiny?
de tonga hiany zareo fa anjaranao no manazava hoe mijanona veti2 fotsiny...fa raha ny tena izy kosa kalou de aleo tsy hatao satria efa zay ny lalàna de zay....:{:{


5. ikaretsaka ( 17/09/2007 00:11)
ah frantsa io fiffi o?
taty manko io efa nihatra elaela ihany!
6. Fiffi ( 17/09/2007 09:55)
efa nisy ela akia io ry Ika an ! fa novaina natao henjana be ! :{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1621