Tandremo....tandremo......
1. Fiffi
(
15/09/2007 18:54)
Tandremo ry zareo fa efa nivoaka ny lalana momban'fijanonana am fiara eny am toerana natokana ho an'ny "handicapé" sy ny "livraison"
-misy système mi-se relier any am komisaria
-raha misy fiara mijanona eny de tsy lavitra ny "aubergines" hametaka ny PV sy ny "enlèvement"
-135€ ny amande+135€ "Fourrière. L'article R. 285 du code de la route"

répondu par Fiffi le 17/09/2007 09:55
2. ravakamalala
(
15/09/2007 21:08)
ary raha ohatra ka hoe ao anaty fiara ihany ianao fa miandry olona vetivety (eo amin ny place livraison an?) dia omen zareo PV ihany ve sa asaina mandeha fotsiny?
4. Fiffi
(
16/09/2007 19:12)
ravakamalala:de tonga hiany zareo fa anjaranao no manazava hoe mijanona veti2 fotsiny...fa raha ny tena izy kosa kalou de aleo tsy hatao satria efa zay ny lalàna de zay....:{:{