Ra mba te hijery ireo karazam-bato avy any Mada ianao
3. Fiffi
(
15/09/2007 05:25)
toa misy soratra hoe "origine Mada" le izy.....heu...nefa toa tsy gasy no mitazona azy ? :{:{
4. ikaretsaka
(
15/09/2007 19:28)
ka atao ahoana e.. jereo ary ny any Ilakaka fa ny tena any @ fara tampony ange saika sri lankais sy thailandais aby e
6. Solitikabe
(
16/09/2007 03:27)
Ie avy any daholo ireo. Io Kaompania io tsy miasa afa tsy amin'ny mpitrandraka any MAdagasikara mantsy
Ny Danburite sy ny Apatite no vokatra farany, ary samy lafo noho ny safira daholo. Ny danburite dia eny amin'iny faritra Antsirabe sy Itasy iny, ary ny Apatite dia avy any Antsiranana sy Morondava
Ny Danburite sy ny Apatite no vokatra farany, ary samy lafo noho ny safira daholo. Ny danburite dia eny amin'iny faritra Antsirabe sy Itasy iny, ary ny Apatite dia avy any Antsiranana sy Morondava
7. booboo
(
16/09/2007 11:08)
hu hu hu misaotra nizara ...
Tsy tiako ny lokon'ilay apatite :?...ilay danburite koa zoli fa tsy atakaloko saphir :}
Tsy tiako ny lokon'ilay apatite :?...ilay danburite koa zoli fa tsy atakaloko saphir :}