azo atao ve ?
1. yah
(
17/09/2007 04:41)
salama daholo ô!
hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((
hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((
répondu par yah le 02/11/2007 04:16
2. la
(
17/09/2007 04:50)
Tsy voatery ho misaraka ny dikan'izany ry yah a! fa nga izy ity kilalao koa we lasa any izy de misaraka fa maninn ra anotanina aloha izy de azavaina ny resaka!sa aona ndray no atao refa mihaona avy eo?
Mahereza e!
Mahereza e!
3. sasa
(
17/09/2007 04:52)
miankina aminareo 2 ihany io kan! refa ianareo no mifanaraka fa hisaraka d izay izany koa, satria betsaka ny cas otran'io, raha tena tsy misy fifandraisana mintsy par phone, par taratasy, par internet ohatra d hafa mintsy, fa raha mbola misy fifampiresahana foana d tsy misaraka izay. Misy aza mpivady misaran-toerana 5ans nefa tsy misaraka koa, miankina am fifampitondranareo ihany io koa
4. zoubelou
(
17/09/2007 08:38)
D'accord am sasa mitsy a amzany. Karazana "fitsapana" iany koa ny fisarahana kely ohatra'izany. Raha mafy orina tsara ny fitiavana ary raha tena misy ilay fitiavana dia tsy misaraka zany na 10 taona aza... Za alou tsy manaiky an'ilay hoe "lavitry ny maso lavitry ny fo" e, vao mainka akaikin'ny fo satria malahelo sy mahatsiaro ilay olon-tiana fona... Sa ahoana? Zavatra iainako mitsy zany zao...:cry::cry::cry:
5. xxx
(
17/09/2007 09:53)
azo atao excuse tsy valable koa izany raha efa te hiantsampy amin'ny sampan-kazo hafa indray ka :)
6. niainalynx
(
17/09/2007 10:18)
yah:
salama daholo ô!
hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((
miankina aminareo roa io e ! Satria zao : rehefa mifanaraka ianareo roa dia zay no zavadehibe. voaterin'ny zavamisy koa tsinona ka . Fa ny risque fotsiny dia ny hoe tapahanaro ny fifandraisana ! Aleo mifampiantso foana isan'andro maraina atoandro hariva hoatran'ny fanafodin'ny dokotera . Ary ho tsapanao tsara amin'izay hoe tianao ve izy sa tsy tianao. Eo zany no hitsapana ny alalin'ny fitiavana e ! Raha tsapanao fa banga aminao izy dia tia zany ianao dia hamafiso fa na lavitry ny maso aza akaikinny fo . Hiainako mitsy io tranga io zao za aty diègo dia ny vady amanjanako any tànà . tena henjana fa zay ny fitadiavana e! Mahereza
7. Kwasi
(
17/09/2007 10:54)
Tsy voatery.
Fa io koa miankina t@ motif nisarahana toerana, sy ny projetn'ireo mpifankatia na mpivady.
Fa deconseille ihany kosa aloha ilay izy raha mbola samy mpisipa e.
Fa io koa miankina t@ motif nisarahana toerana, sy ny projetn'ireo mpifankatia na mpivady.
Fa deconseille ihany kosa aloha ilay izy raha mbola samy mpisipa e.
8. yah
(
18/09/2007 04:41)
ny olana ange ry reto de izao e :t@ voalohany an tena saika lany atr@ karamako natao credit niantsona azy isaky ny mihetsika ny azy kou toy izany, avy eo nefe miantso za de maty ny phone farany tena tsy niasa intsosy mihitsy tsy fantatra hoe fa nisy inona? tao anatin'ny 1taona no nainana izany izany ve tsy maha tofoka sa... ahoana?:twisted::twisted::twisted::-w:-w
9. la
(
18/09/2007 04:55)
Ka tsara fona ry yah miala nenina ra tena tia anazy enao satria tsy de tenitenenina fona nge le we tiko enao tamin'ny voalohany iny e! fa refa tena leo enao ka tsy zakanao fa eritaona niaritra izany de de zao ze zaka ihany lanjaina e!:)
11. zoubelou
(
18/09/2007 09:30)
ZA alou zao vao mainka mitombo ny fitiavako ilay olon-tiako, nohon'ny fisaraha ara-toerana e... Ilaina ihany koa le misara-toerana kely hitsapana ny tena fahamatoran'ilay fitiavana.
12. mandrindra
(
18/09/2007 11:15)
ny halavirana ve no mandidy ny fitiavana, arakaraka izay andrasan'ny tsirairy amin'ilay fitiavana hifanakalozana ihany io.
13. la
(
18/09/2007 11:27)
yah> ka tsy fanatatro izay zakanao fa tsy mitovy ny olona. Ny zakako mety tsy zakanao, ny zakanao mety tsy ho zakako
14. inhbrab
(
18/09/2007 14:30)
yah:
salama daholo ô!
hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((
Raha ny fahitako azy ry yah de iz roa ihany no mahavaly ny fanontaniana, mila miresaka momba an'io izy roroa de zay. Ze tapaka eo no valiny.
Fa amiko manokana, possible ny fitohizan'ny fifankatiavana na dia misara-toerana aza.
15. yah
(
19/09/2007 04:12)
la:
yah> ka tsy fanatatro izay zakanao fa tsy mitovy ny olona. Ny zakako mety tsy zakanao, ny zakanao mety tsy ho zakako
manomeza ohatra fotsiny mba hieritreretana:(
16. la
(
19/09/2007 06:02)
yah>zao ary e! ohatra we zakanao ve ny miandry azy mihotran'izay efa nendrasanao azy zay na de tsy misy fifandraisana tsony ary eo aminareo?
Ra zah ohatra de zakako ra miala nenina aminy heritaona (arakarak'izay fifampitondranay tamin'ny niaraka)fa ra miotra de tsy zakako tsony.
Zay ngamba tsotra fa tsy haiko fa sarotra be wa fa samy manana ny fiainana niarahany ny tsirairay fa tsy mitovy daholo fa refa ozy enao we ampy zay nendrasako zay de enao manapa-kevitra amin'izay ataonao de enao mandray andraikitra amin'izay mety ho vokatr'izany :D:idea: afa-po ve enao tompoko ry yah:?::)

17. yah
(
20/09/2007 04:40)

misaotra fa tena afa-po tompoko ô!
18. Darlin
(
22/10/2007 11:07)
salut yah,
raha ny fanontanianao aloha dia izao e!
NY fitiavana dia tsy kilalao fazavatra sarobidy. Rehefa tena mifankatia dia izany fahalaviran'ny roa izany tsisy dikany ary tsy misy valeur-ny. Izao moa za vao mandalo eto ka izay vao nahita ity.
Raha ny @ko izao dia mitovy @ i zobelou fa ny fahalavirana aza vao maika mampiroborobo ilay fitiavana rehefa tena tiana ka tiana tokoa ny olona iray. Malahelo sy mahatsiaro azy foana ianao, tsarona foana ny fiarahana na ny fifamalina kely dia mifankatia indray aza avy eo.
IO ny fomba fandraisana sns ihany io.

19. navigo
(
23/10/2007 07:12)
yah > io leitsy mety fona refa ohatra ka tsy mifankahita dia atao virtuel aloa d refa mifankahita atao réel indray , dia le fitiavana ao fona , asa klouny e
:D
:D
20. yah
(
24/10/2007 04:14)
darlin,navigo>ekeko fa tokony tsy hampiova ny fifankatiavanay izany raha nisy ny fifandrisana nahafahana nikolokolo azy fa zao nge ry reto sady tsy antàny no tsy amparafara e!