azo atao ve ?
21. navigo
(
24/10/2007 06:15)
yah > kozy ve zany !!!!! ra izany ndray dia aleo hilamina fa ra mbola ao le fitiavana miverina ho azy eo fona fa aleo alou nareo samy manao zay reviny fotsiny alou , sarotra ihany mais bon , zay e d bon kourazy ielĂ
:(
23. la
(
25/10/2007 11:16)
navigo>yah> reto bandy tia tena tsssss!!! ataovy ze mety e!! efa ho avy koa ny fety:):):roll::roll: sode sahirana rery eo laisany :)
24. yah
(
29/10/2007 04:19)
la> inona no mety ho fitiavatena @ izany e! moa tsy enao ihany no efa niteny fa woe fangah tenenina fotsiny izy ity? hihihihihihi!:*:*:*
26. yah
(
31/10/2007 04:25)
la> mbola tsy tapitra ka ahoana indray ny hevitrao raha lasa masika be ny solony?hahahahahaha :b=))=))
27. la
(
31/10/2007 04:44)
yah> asa ko enao no mafatatra ze mety aminao na masika be na mamy be na mangidy be ze zakanao:?::?::idea::idea:
