ho any bita (bibiango)
1. boubounezy
(
16/09/2007 22:33)
ary miegzista tokou v ny bibi oull any dago é? iza ny efa naita nareo?
novalian'i boubounezy ny 20/09/2007 09:17
5. diamondra27
(
17/09/2007 11:17)
aza mifanena aminy fotsiny fa tsy maintsy matiny ianao.
Surtout ka raha izy no mahita anao aloha.
De hidio tsara fotsiny ny trano
de refa alimbe iny no manao descente ny biby olona
Surtout ka raha izy no mahita anao aloha.
De hidio tsara fotsiny ny trano
de refa alimbe iny no manao descente ny biby olona
7. tsaramaso
(
17/09/2007 13:03)
bita + bibiango --> bango + bibita !!!
hahahahaaahaha !!!! taiza ary no resaka simia teo e ?!!!
9. Stretch
(
17/09/2007 22:13)
za klou mafantara ol we bibiol ny surnom any e , ka asa ra reny ny izy aminy 8O
11. sarobidy
(
20/09/2007 08:06)
efa atram mbola kely zahay no nampitahorina tam zany fa tsy mbola nahita nivantana mihitsy ny tenanay é :-o
12. boubounezy
(
20/09/2007 09:17)
sarobidy ka mety wé tsy marina iany mgamba v zany io resaka io za kou efa t@ mbola kely d naeno anizany nefa mbola tsy naita fona atramizao ka atramizay:lol: