Liste des messages

Liste des messages, inserés par eiluj, par ordre de date
eiluj ( 15/09/2007 09:49)
bandy mpisotro toakave manao sipa??????????????????
AIZA DAHOLO! za sipa fa mba misy fanontaniana apetrako aminareo lehilahy ty;aminareo ve ny bandy tena tia misotro toaka tsy mba manao sipa,ny tiako tenenina d hoe manam_bady razoky an!mpisotro toaka ... suite
eiluj ( 06/08/2007 15:23)
hisaram_panambadiana aho!!!!
salut daholo nareo zay mijery d mba mangataka ny hevitrareo aho, hisaraka za sy ny vadiko fa sady tsy miasa ny vadiko no manana sipa,7taona zay no nivadianay,2taona teo fotsiny izy no niasa d za foan... suite
répondu par mamzelkely le 14/08/2007 07:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0132