mitady vehivavy gasy hitaiza zaza eto IDF

1. jedyxepu ( 17/09/2007 21:18)
mba mitady maika mpikarama hitaiza zaza 16 mois ato an-trano sady manatitra sy mitsena ny zokiny 3 ans any an-tsekoly prix 15 euros par jour eto Noisy le grand.Raha misy liana de antsoy ity 0631571642
novalian'i tsihaiko ny 10/03/2010 20:22
2. xxx ( 18/09/2007 11:41)
15 euro? fa taizaina adin'ny firy ny zanakao 16 mois?
3. xxx ( 18/09/2007 11:59)
dainn mba 7euros /heure kosa aiza ve de 15euros /jours
4. xxx ( 18/09/2007 13:00)
ka izay miitsy no tiko ahatongavana, raha declaré aza fa raha tsia koa dé tokony ho mbola ambonimbony kely,izany hoe raha 15 euro izany dia mitaiza zaza 1 heure + maka mpianatra, raha tsy manaiky an'io i jedyxepu dia manambaka olona!8O http://www.insee.fr/fr/indicateur/smic.htm
5. Fiffi ( 18/09/2007 13:06)
jedyxepu:

mba mitady maika mpikarama hitaiza zaza 16 mois ato an-trano sady manatitra sy mitsena ny zokiny 3 ans any an-tsekoly prix 15 euros par jour eto Noisy le grand.Raha misy liana de antsoy ity 0631571642
15€/j ? :{:{:{:{ mba kely anié zany an ! ny fiandrasana ankizy ...heu...misy aza 10€/h fa miankina ohatra hoe week-end...

raha andavan'andro njay de efa 7€/h zany aza tsy agrée an !


6. Soniamada ( 25/09/2007 17:45)
jedyxepu>>>jeune fille au pair ve no tadiavinao sa ahoana:?:
Raha jeune fille au pair manko dia antonony ilay karama satria logée no nourrie izy! fa raha hoe hitaiza fotsiny dia andeha hody avy eo dia tena tsy karama intsony izany fa miendrika fanandevozana (miala tsiny):roll:
Ny smig aza manko manodidina ny 6.50eur/heure net ko ho 15eur par jour ve tsy dia efa tsy haiko intsony.


7. jedyxepu ( 04/10/2007 17:53)
tena marina tokoa ireo tsikeranareo ireo fa aleo hidaboka,azonao fafana @izay ry Mr moderateur ity sujet ity fa miteraka polemique eto fotsiny
8. Fiffi ( 04/10/2007 18:50)
an3 kah ! tsy hoe miteraka polemika fa mba ady hevitra io koh !
9. yangipiso ( 22/10/2007 14:26)
tena tsy milamina kosa izany karama izany e! na any dago aza ve dia hikarama toy zany
10. tsihaiko ( 10/03/2010 20:22)
lasa ohatrany hoe mampihomehy ilay ady hevitra marina daholo ny voalzanareo mba misy hitsikitsikina koa fa tena sarotra tokoa aloha raha 15 euros par jour izany e na dia ny frais mandeha maka ilay zaza sy iverenana hody fa ny mety @ nao dia mangataka tsotra raha misy te afaka hiandry maimaipoana ilay zaza. Nefa mba jereo koa ny fotoanan'ilay miandry hiara mahita ny fahasarotana @ tany moderne toa itony!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9199