Ny governoran'i Ulyanovsk any Rosia dia hanome fanomezana (fiara, tv...)ho an'ireo izay mpivady miteraka @ 12 jona 2008 (fetim-pirenena rosiana). Koa ny 12 septambra lasa teo dia natao andro tsy fiasana fa andraisa-karama ho an'ny mpivady mba hanaovana "zazakely". Io andro io moa dia natao hoe "family contact day", izay ezaka ataon'ingahy governora mba hampitomboana ny isan'ny zaza ateraka any @ dry zareo, satria tsapa fa miha-mihena ny isan'ny mponina.
Mba mety ho azo saintsainina eto Md/kara koa ve izany?lol:-D:-D