rivotra

1. sitlo ( 17/09/2007 12:56)
Azo atao ve ny mandefa rivotra ao am-piangonana raha tena tsy tana?
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:16
2. tsaramaso ( 17/09/2007 12:57)
vandro hoanina !!!!!!
3. sitlo ( 17/09/2007 13:00)
Vandro no nohaniko fa tena tsy tana eh. Izany hoe vandro bory aloha fa tsy vandro lava.
4. tsaramaso ( 17/09/2007 13:05)
http://closdesmoines.free.fr/images/bouchon.jpg
any @ mompera misy !!!! hahahaaahaah !!!
5. sitlo ( 17/09/2007 13:12)
:-D, mba tokony rangitina kely kosa na dia izany aza.
6. ikaretsaka ( 17/09/2007 13:53)
azo atao ka.. za mandefa foana rehefa tsy tana.. hiaritra kosa ve...
7. sitlo ( 17/09/2007 14:14)
Ka raha maimbo tampoka dia ahoana?
8. tsaramaso ( 17/09/2007 14:29)
9. Fiffi ( 17/09/2007 15:12)
10. xxx ( 17/09/2007 15:15)

Azo atao koa ny mandefa rivotra ao ambavan ny sitlo rehefa tsy tana :lol:
11. Fiffi ( 17/09/2007 15:26)
12. ikaretsaka ( 17/09/2007 15:35)
raha ohatra kosa ve ka ao aorianako i sitlo no miondrika tampoka mamatotra lacets kiraro dia izaho tsy mahatana intsony, inona ny ho ataoko?

hisitona an'i sitlo @ vozon'akanjony hoe mbela teo sa hiteny mafy hoe mbela ialahy tao ra sitl fa lasa ity!

fa mino aho fa na ianareo aza @ fo tsy miangatra sy fo mahitsy..alefa tsilemlemy ao kle!:lol:
mba kozy e! imagineo ange le scene e!
13. sitlo ( 17/09/2007 16:43)
:-D

dia raha ohatra ka maromaro tratra dia ahoana. Sa izany no ilavana ilay ventilateur ao am-piangonana ireny.
14. pissoa ( 17/09/2007 17:35)
Indraindray ny olona ...
15. ikaretsaka ( 17/09/2007 23:20)
euh.. tsy voatery ho tsaramaso aby kosa ny loakan'ny mpiara miangona rehetra e!

fa imagineo hoe i mompera na i pasitera na i katesista na i mpiandry mitarika tsara ery, zahako nidiran'ny rivotra, izalahy variana mikaroka ny fihiranan'ialahy ao ambany ao!
dia tampoka teo ve za hanao heo OOOOO ra sitl a lasa ty l'ty fa mbay tao ialahy..
na handray an'ialahy eo @ vozon'akanjo de ampitsangana an'ialahy

soit ialahy mety ho gaga hoe naninoka koa ra ika izany le.. soit i pasitera na i mompera mety gaga hoe naninona koa ity..

aleoko mi opte an'ilay tsotra sady mora kle, na te hanaja an'ialahy be tahakan'ny inona aza aho!
16. niryna ( 18/09/2007 11:17)
ikaretsaka:

euh.. tsy voatery ho tsaramaso aby kosa ny loakan'ny mpiara miangona rehetra e!

fa imagineo hoe i mompera na i pasitera na i katesista na i mpiandry mitarika tsara ery, zahako nidiran'ny rivotra, izalahy variana mikaroka ny fihiranan'ialahy ao ambany ao!
dia tampoka teo ve za hanao heo OOOOO ra sitl a lasa ty l'ty fa mbay tao ialahy..
na handray an'ialahy eo @ vozon'akanjo de ampitsangana an'ialahy

soit ialahy mety ho gaga hoe naninoka koa ra ika izany le.. soit i pasitera na i mompera mety gaga hoe naninona koa ity..

aleoko mi opte an'ilay tsotra sady mora kle, na te hanaja an'ialahy be tahakan'ny inona aza aho!



:roll::roll: fandaharana fivavahana no ato koa lasa rivotra any am-piangonana izany ve tsy HS=))=))=))
17. fijo ( 18/09/2007 20:54)
somary mampiomehy ity resaka ity ,nefa dia tena misy fahamarinany le fanontaniana.za dia efa nahita olona tsy sahy nandefa rivotra tao ampiangonana fa masina hono ao.
raha amiko aloha,dia tsy olana io.fahasalamana i ka tsy olana,saingy ,le tanjona no hitsarana azy.le izy ve nalefa satria tsy tana,sa hoe nalefa mba hanamaimbo ny manodidina fotsiny????
18. ikaretsaka ( 20/09/2007 02:10)
izay mantsy
niryna..
zavatra mikasika ny fivavahana izany ka.. tsy midika mihitsy hoe raha hoe mivavaka anie dia misavoana any fa mba mijery ny manodidina ihany e..

raha etim-po eo manko mety hadino hatr@ fisian'ny totohatra..
za efa nahita ilay chorale mafana fo be ireny fia adinony ny fisian'ny tohatohatra . ny kiraro nanaovana talons, fa vita tanteraka ny ankle -ny :

Efa renao moa ilay tantaran'i pasitera hoe teny andalana no nividy koba le mifono ravin'akondro ireny ananki2 satria tsy nahavita nihinana sakafo maraina intsony fa variana nanomana toriteny?
ny 1 laniny teny andalana da ny 1 ambiny nataony tao anaty paosy niaraka t@ baiboly!
nafana fo be ingahy pasy nandritra ny toriteny ka nangarom-paosy saika hitady ilay baiboly ..kanjonifamadika ka ilay koba no notazomina sy nasandratra be hoe! "ity ny bokin'ny fiainana"
Efa nitokelaka ny olona vao sady tonga saina no menatra!
19. xxx ( 20/09/2007 04:58)
Tsy mahita irika hanaovana toriteny feno toko sy andininy indray niryna dia hoe tsy misy idiran´ny fivavahana izany=))=))=))
20. fijo ( 20/09/2007 21:21)
hi hihimatinareo niryna le.
ndry kosa aloha ry niryna,mba valio izay fanontaniana fa ,nendry anie avy de toriteny rehefa misy fanontaniana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7743