Ny silamo ve sa ny kristiana no tena mpivavaka?
1. ronaldo09
(
17/09/2007 10:59)
Samy fivavahana na ny silamo na ny kristiana ary samy manana ny rafitra mifehy azy,ny silamo manana ny coran ary ny kristiana ny baiboly misy ny fifandraisany amin'izy roa ireo saingy ny maha samy hafa azy dia i Jesosy Kristy dia tsy eken'ny silamo ho Andriamanitra fa mpaminany lehibe !
Raha eo amin'ny fomba indray dia betsaka ny zava-padina ho an'ny silamo toy ny tsy fazahoana mihinana kisoa sns...Maro ihany koa ny fepetra arahina toy ny pelerinage sns...Ny silamo dia sahy misotro ny aleoko maty raha vao misy ny disadisa ....
Ny kristiana anefa dia samy manana ny fomba fijeriny :ny sasany milaza fa ny asabotsy no andro tokony hivavahana,ny sasany milaza fa ny alahady ny sasany indray dia isan'andro no tokony hivavaka fa tsy ny alahady ihany....
Eto ary dia mipetraka ny fanontaniako hoe :Ny kristiana ve no tena mpivavaka sa ny silamo ,ny antony manko dia ity toa mizarazara be ihany isika kristiana ry zareo silamo anefa dia foto-pinoana iray ihany dia izay ....

novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:18
3. ikaretsaka
(
17/09/2007 11:22)
samy manana ny lalany dia samy manovokovoka raha ny fahitako azy:
Ohatran'ny hoe samy ho any Ivato io! dia ny iray avy any Ankazomanga sy ambohimanarina ny lalany, ny iray any @ digue!
Iza no tsy tonga any Ivato?

5. xxx
(
17/09/2007 11:40)
ikaretsaka:
samy manana ny lalany dia samy manovokovoka raha ny fahitako azy:
Ohatran'ny hoe samy ho any Ivato io! dia ny iray avy any Ankazomanga sy ambohimanarina ny lalany, ny iray any @ digue!
Iza no tsy tonga any Ivato?
Kanefa hoy i Jesoa hoe : "Tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako"
Mety ho azo ihany ampitoviana Ivato sy Roma, fa ny any amin'ny Ray kosa izany tsy "tous les chemins y menent" araka ny fitenenana.
6. ikaretsaka
(
17/09/2007 11:46)
ka izy aza tsy mino an'i Jesoa ko!
ireo olona taloha: Abrahama , Mosesy sns..
ataoko koa izy ireny fa fa tsy nanana concept akory t@ izany andro izany hoe ho hisy i Jesoa..
nefa lazain'i Jesoa fa any an-danitra izy ireny!

7. menalamba
(
17/09/2007 11:54)
Ahoana moa no fomba handrefesana izay tena mpivavaka?Ary somary ahitsiko kely ilay hoe ny @ silamo dia foto-pinoana iray ihany dia izay,tsy marina izany satria misy ny sunites,shiites,ismaélien,étc;..:roll:
8. ikaretsaka
(
17/09/2007 11:57)
Ary somary ahitsiko kely ilay hoe ny @ silamo dia foto-pinoana iray ihany dia izay,tsy marina izany satria misy ny sunites,shiites,ismaélien,étc;..
Marina izany ka, ohatran'ny hoe maninona misy katostant sy protelika, sy sy ny sisa ny Kristianina?
nrfa samy "Kristianina"
9. xxx
(
17/09/2007 12:07)
ikaretsaka:
ka izy aza tsy mino an'i Jesoa ko!
ireo olona taloha: Abrahama , Mosesy sns..
ataoko koa izy ireny fa fa tsy nanana concept akory t@ izany andro izany hoe ho hisy i Jesoa..
nefa lazain'i Jesoa fa any an-danitra izy ireny!
Ataoko anefa fa fantatr'izy ireny ny fisian'i Jesoa, fa mety tsy "Jesoa" fotsiny no anarana nahafantarany Azy. Tsy haiko tsara ny manazava an'ity fa arosoko ihany na izany aza :
I Jesoa dia efa hatramin'izay no nisy :
Jesoa = Tenin'Andriamanitra = Zanak'Andriamanitra. Ka ry Abrahama, Mosesy, Elia, sns ireny, nifanerasera betsaka tamin'Andriamanitra, dia tsy ho nahalala ny Tenin'Andriamanitra ve ? ny Zanak'Andriamanitra ? Ataoko fa fantany ny fisian'io Zanak'Andriamanitra io, fa ny hiaviany ety ambonin'ny tany no mety mbola tsy fantany. Kanefa indray aza ange ry zareo efa naminany e! I Abrahama ohatra nahazo an'ilay hoe : 'Avy amin'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra' ; ny mpaminany sasany moa efa tsy haiko aby daholo intsony.
Raha niteny an'io i Jesoa, dia ataoko fa marina io. Saingy tsy fantatro fotsiny ny tena fandehan'ilay hoe mankany amin'ny Ray tamin'ny andron'ny lalàna, mety tsy mitovy amin'izao andron'ny fahasoavana izao.
10. tsaramaso
(
17/09/2007 12:36)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46e94cda0cd7c
11. fahamarinana
(
17/09/2007 13:49)
ikaretsaka:
samy manana ny lalany dia samy manovokovoka raha ny fahitako azy:
Ohatran'ny hoe samy ho any Ivato io! dia ny iray avy any Ankazomanga sy ambohimanarina ny lalany, ny iray any @ digue!
Iza no tsy tonga any Ivato?
:arrow:dia ny sasany mitaingina 4l dia ny sasany mercedes dia ny sasany mandeha tongotra.(l)
13. fahamarinana
(
17/09/2007 14:15)
ikaretsaka:
izay indrindra manko!
ny ahatongavana any no zava-dehibe
:arrow:Mitovy hevitra aminao aho ,aleo tsy mitsara fivavahana samihafa,hoy ilay olona zay hoe aza mba manenjika fivavahana izany fa aiza no ahalalanao raha Fanahy Masina koa no miasa ao? Sur le coup talanjona be aho fa rehefa nandinika ahoana tokoa moa no ahalalàna izany ? Fa hoe samy manana ny finoany dia manao zay mahamety ny azy avy,mitory fa rehefa tsy mi-adherer ilay olona dia zay zany aloha iny. Toy ny fitorian'ny hafa amiko koa dia rehefa tsy ekeko dia ampy iny dia mivavaka ho azy aho dia vita fa tsy hiady aminy sns...(l)
14. Samoana
(
17/09/2007 14:28)
Mampahatsiahy ahy tantara iray ity lohahevitr ity:
Nifandramatra mafy hono Mohameda sy Rapaoly satria samy naninzingizina ny finoany ho tena izy. Tsy nahafaly an'Atra izany : " Ampanaoviko fitsapana ianareo roalahy ka izay mandresy no manana ny marina fa mpivavaka tokoa ".
Dia samy nanaiky satria samy nosoran-dreniny menaka notezaina t@ fanaratsiana ny finoan'ny hafa.
" Izao ary ! Misy tady mahazaka lavabe roa ireo ka izay tonga voalohany ery ambony no mandresy. Tandremo anefa fa izay miteny ratsy eny antenantenany dia miverina départ indray."
Somokotra ary izy mitsam nihanika ny tady. Rapaoly kristiana moa nahazo avance be satria bokobokona izay ihany. Santimetatra vitsy tsy ahatongavany dia nijery taty ambany izy: " Io fa tsy mahatanty choc le tsy mihinan-kisoa io"
Bouh ! Nitsingidina niverina an-tany rapaoky satria tsy nanaraka fepetra.
Tsipaky ny hehy Mômô nahita izany ; nahazo aina be namikiviky niakatra no sady nikikiaka hoe: " Andraso eo ny zezon'ialahy hanao fahagagana r'ilay tsy vanona ity a !"
KKKjaahhhh ! Nidaraboka koa lery:-D

15. tsaramaso
(
17/09/2007 14:31)
teny ratsy ny "kisoa" nga ??!!!! hahahahaaaaahaaah!!!!
ary ny "kosoa" ??!!!
ary ny "kosoa" ??!!!
16. fahamarinana
(
17/09/2007 14:33)
:arrow:Hanampiko azy fontsiny an :ny programme n'Andriamanitra dia hafa : tsy misy rivalités,tsy misy compétition,tsy misy domination fa au contraire fifanampiana sy fifampizaràna.Namorona ny olona Izy en vue d'une relation personnelle avec lui et de relations d'amour avec les hommes.Fa Andriamanitra tsy ni-imposer ny projet-ny.Nomeny fahafahana tanteraka isika hanao izay tiantsika,à tel point que nous pouvons vivre comme s'il n'existait pas.
Dia hiverina amin'ireny fils be dia be miresaka ny fitiavana ireny hoe : Andriamanitra dia fitiavana :Vivre sans lui c'est se couper de la source de l'amour.
Verset 1 fontsiny:"Ne faites rien par rivalités ou par gloriole."filipianina2:3.
Dia taranaky Abrahama daholo isika na silamo na xana na finoana inona rehetra misy.(l)

18. patrick2002
(
17/09/2007 17:07)
Ny silamo amiko dia mametraka mihintsy fa adidy ny mivavaka isan'andro (5 fois par jour) ho an'I silamo rehetra .
Ny kristianina kosa dia mamela azy malalaka ka ny consience nao no mitondra an'io na 10 fois na 15 fois,na une fois par ans.Zava-dehibe ny mitandrina ny didiny (andriamanitra) fa tsy ny fivavahana.

19. ikaretsaka
(
17/09/2007 23:25)
dia ny kristianina iznay tsisy adidy mihitsy fa ze revirevin'ny conscience fotsiny?
20. todisoa2
(
18/09/2007 06:48)
Ny hoe vavaka dia resaka ifanaovana amin-Javatra hita na tsy hita maso, mety ho olona io na mety ho zava-manan'aina ihany kou. Amin'io no ametrahana ny fitokisana tanteraka. Ka ny fivavahana izany dia fitaovana nafomba ihany hatreto.
Ny fivavahana dia tsy maintsy arahana finoana, izany hoe fiaikena ny fisiany. Ohatra Andriamanitra.
Eto izany na silamo na kristiana dia samy fivavahana avokoa.