Ny silamo ve sa ny kristiana no tena mpivavaka?

21. Jeankely ( 18/09/2007 13:29)
Ny Christian sy Muslim dia tena mifanakaiky raha oharina amin'ny Taoist, Budhist, Hindou, sns. Manana fifandraisana amin'olona mpino amin'ireo aho fa samy manao ny tsara sy mety ary tsy misy manao ratsy raha tena MPIVAVAKA. Ny atao hoe mpivavavavaka kosa dia samy misy. Ny Christian aza no tena betsaka matory mandritra ny torin-teny. Ao ny sasany tia hanaporofo fa azo atao ny milalao fitiavana ary entina amin'ny hoe malalaka. Ny Christian ihany no lazaina ho tena mivoatra satria lazaina fa tsy mijery izay jupe fohy na akanjo miboridandridana anaovan'ny hafa fa ny fivavahana no atao ao ampiangonana nefa dia mitodika sy mangala-pijery ihany. Ny Christiana no tena misy betsaka tsy tia hivavaka raha tsy manana fitafy tsara. Ny hafa tsy dia mila haingo ary tsy mikaro aza anaty mosque na hafa. Zava-misy no resahina fa tsy fanaratsiana. Ny filazana ny marina matetika mandratra koa miala tsiny.
22. patrick2002 ( 18/09/2007 13:40)
ikaretsaka:

dia ny kristianina iznay tsisy adidy mihitsy fa ze revirevin'ny conscience fotsiny?

Non manana adidy kah? ny fitandrovana ny didy folo ,fa tsy misy mihintsy hoe les cinq piliers du Chretien :-D:-D
Ary faharoa ny @ islam dia mitovy daholo ny olombelona rehetra @ fanehoam-pitiavana an'Andriamanitra na himam izy na mpino tsotra ,fa jereo ny an'i Katolika, ohatra manao meditation ary mivavaka in-5 isan'andro ny mompera any amin'ireny monastere ireny fa ilay mpino tsotra kosa tsy terena ,afaka manana baiboly ny mompera ilay mpino tsotra kosa tsy afaka manana .Sa ahoana :idea: mba mangataka fanazavana amin'io fa betsaka ny mahay an'io finoana katolika io.


23. tywa68 ( 18/09/2007 13:50)
tsy mahalala ny katolika enao ra-patrick a ! dia manontania vô miteny hoe zao hono !!!
Ny môpera any @ monastera dia manana ny fombany, tsy midika izany hoe tsy manao n'inona² ny mpino, na tsy manana baiboly, satria tsy hita mitrotro izany isan'alahady ! sady hainao ve zay any an-tranony any e na ny ao am-pony ?:lol:
24. Jeankely ( 18/09/2007 13:50)
Christian rehetra mifandray fa ny anao kosa tia mitifitra Katolika manokana. Ny hitako aloha dia tena misy akaikikaky ny miboridana mihintsy ny mpivavaka Christian. Tsy ny rehetra sanatria fa misy fotsiny hoe aho.
25. inhbrab ( 18/09/2007 15:02)
ikaretsaka:

izay indrindra manko!
ny ahatongavana any no zava-dehibe

ie zava-dehibe tokoa ny manao izay ahatongavana any, ka ra nilaza izy hoe hotran'zao ry 'zala no fanao ref hakaty amiko de aleo arahin iany sao tezitra eo Izy e! Jereo le tantaran'lay olana nasaina tamin'ny mariazy iny efa nolazaina ny karazana "tenue" hoentina ledala mbola nanao akanjo karazany hafa iany. Tonga tao amin'ny toerana isian'ny fety ihany lery, fa rehefa avy eo noroahina nalefa dehors.

26. naughtyboy ( 18/09/2007 18:23)
io lazainy todisoa io no mifanakaiky @ eritreritro.
fa alohany rehetra de ny oulmbel tsisy fanaperana fa samy misy kilema daoly, ny finoana no manampy azy reo hiala @ ratsy ataony..ny vavaka indray de fomba ifandraisanao manokana @ zay inoanao ary ifaneraseranao aminy ary mety ho lasa tena namanao aza na in na in manjo
27. fijo ( 18/09/2007 20:59)
ronaldo an,mbola miverina amin'ilay resaka fond sy forme ihany io.raha ny forme aloha no jerena,ilay hita ivelany fotsiny,de ny silamo no tena mivavaka.izy mivavaka in 5 isan'nadro.izy tsy manitsaka kiraro ny moskeany;izy manaraka arabakiteny ny fomba voalaza ao anty coran.izy tsy menatra ny hivavaka na eo antsena aza.
saingy ny fond????????mampihatra ny toetra tena mifanaraka amin'ilay hivavahany ve izy???andavanandro ve tsapanao manodidina azy fa olona manana tetra mpino izy..mandefitra,manaja olona,tsy tia korontana,sns????
28. Jeankely ( 19/09/2007 06:50)
Ny Silamo hitako dia mahay manaja olona ary mahay mandefitra sy manampy. Misy kosa ny sangy mihoatra ny loha hoy ny Malagasy tsy azo handeferana. Fanafenana ny ratsy atao ny hoe aza mamaly ratsy ny ratsy. Izay aretina manimba esorina. Anontanio ny dokotera.
29. patrick2002 ( 19/09/2007 13:15)
tywa68:

tsy mahalala ny katolika enao ra-patrick a ! dia manontania vô miteny hoe zao hono !!!
Ny môpera any @ monastera dia manana ny fombany, tsy midika izany hoe tsy manao n'inona² ny mpino, na tsy manana baiboly, satria tsy hita mitrotro izany isan'alahady ! sady hainao ve zay any an-tranony any e na ny ao am-pony ?:lol:


Ka mba ampianaro lesy ah!:cry::cry: ary mba manao presentation aloha ialahy hoe ,mompera ,sa mpino katolika tsotra ,tena te handalina mafy mihintsy izaho kah .
30. booboo ( 19/09/2007 13:32)
Tywa68 > zany hono "lesy" a ! hihihihihihi
31. tywa68 ( 19/09/2007 18:52)
patrick2002 : aza mitomany moa na te-handalina mafy aza e ! :lol::wink:

booboo : :-D:-D
32. tsaramaso ( 19/09/2007 19:25)
Jeankely:
Izay aretina manimba esorina.


Esory ny fivavahana silamo e !!!!!!
33. Fiffi ( 19/09/2007 19:54)
tsy azonao terena izy kah ! io ny safidiny de hajaina zany !
34. fijo ( 19/09/2007 20:07)
eny "letsy "tywa an,ampianaro izy e
avelao izy hiankohoka ao ratsaramaso an
35. tywa68 ( 20/09/2007 05:06)
fijo : :lol:
tsaramaso : aza masiaka hoa.
36. mbaliana ( 20/09/2007 09:22)
elah kosa ry tywa68...aza mandà ny tanana efa mitalaho :wink::-D
37. tywa68 ( 20/09/2007 09:56)
mbaliana :lol:
38. patrick2002 ( 20/09/2007 14:03)
ka aiza lesy ilay cour voalohany ah! :D efa vonona ato ny boky sy kahie ,sady efa hahay teny latin koa izaho izao =))=))
39. tywa68 ( 20/09/2007 17:59)
mazotoa ary e :lol:
40. pissoa ( 20/09/2007 18:10)
eo leisy tywa68 alefaso le toriteny an :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486