FALY MIARAHABA NY PINO SILAMO REHETRA
1. ann
(
13/09/2007 10:03)
assalam alaikom .
faly miarahaba antsika mpino silamo rehetra honon'ny fahantongavan'ny volana ramadan , enganie ilay Atra tsy toha ,ilay be fiantra hamaly ny fangatahantsika rehetra,ary hanaiky ny fehivava izay ataontsika.
wa salam

novalian'i tofic ny 17/09/2007 08:58
7. menalamba
(
13/09/2007 13:07)
Mailekhoum assalam, hanatero godrogodro sy bantamo ihany aho rehefa tonga ny hidy baraka ry ann an....:lol:
9. Jeankely
(
13/09/2007 13:31)
Izao mananihany izao ihany ny anareo nefa rehefa atao milaza ny sasany hoe tsy matotra. Aza mba mandeha amin'ny tany silamo fa sao heverinareo azo hivazivaziana tokoa ny Silamo. Mba tsy hisian'ny zavatra ratsy mitranga dia aza mikitikitika fa sao sahirana. Na tany Christian aza i Madagasikara ary na 0.001% aza ny Silamo tsy mety ny mananihany. Aza mihevitra ny Silamo ho Godrogodro fa tsy lasa alavitra noho ny vitan'ny tany Silamo akory ianao. Ao Japan misy Silamo, ao Singapore, ao China na India. Tsy maharaka ny vitan'ny Islamic Banking ny vitan'ny famantsiam-bola Malagasy. Tsy adala ireo firenena ireo misy Silamo. Sao tsy fantatrao fa anisany nanapahana ny mahalehilahy (didipaotra) anao ny finoana sy fomba Silamo.
10. Samoana
(
13/09/2007 15:33)
ann:
assalam alaikom .
faly miarahaba antsika mpino silamo rehetra
tsy mpino silamo ny tenako fa mirary soa ho anao na izany aza e !
Mifanindry @ taom-baovao jiosy koa izy ity raha tsy diso aho. Ka dia irariana ho fotoana iverenan'ny fandriam-pahalemana sy hipoiran'ny fifankatiavana indray izao fety 2 miara tonga izao:wink:
11. aloalo
(
13/09/2007 17:20)
ann > bon ramadan ann a !
t@ za mbola tany dago dia nisy namako nanambady silamo (gasy izy roa an)
somary nalahelo aho fa tsy nifaneraseranay mpinamana intsony ilay sipa fa "nanompo ny vadiny sy ny finon'ny vadiny" (ny terme filazanay azy t@ zany.
: manao foulard ireny, tsy mihinana kisoa, manao Ramadan, mazava wazy fa tsy mande fetifety reny.
taty aoriana za vao nahatsapa fa tena fanajana ny finoan'izy mivady kay, ary hitako hoe izy aza no manompo (sy matahotra koa angamba ?) an'Andriamanitra noho isika kristianina.

12. ann
(
13/09/2007 18:36)
misaotra anareo rehetra nampahery , ary isaorana manokana koa ireo izay nanatsikera ,tsy atao mahakivy io satria tsy vao izao no nisian'izany,
mahagaga mihintsy ny sasany ,fa de ahona lotra hoe,
teny boraingy tsy misy porofo , sa nohon'ny tsy fitiavana tokoa ve!!!!
isaorana zoky "Tsaramaso" fa raha vonona anao de manomeza fotoana fa hanao debat isika , satria efa ela no mba naniriako ny hiresaka aminao.
ary efa lazaiko eto dia ny mialoha mba hajao ny hafa ,ary tsy hitarika anao hiditra @ finoana io velively aho, fa mba tiako ny mba hilaza anao ny mikasika izany ary tiako koa ny mba hahalala ny antony mahantonga anao , tena mitsikera io finoana io.
mbola makasitraka ihany antsika mpino rehetra , sy ny namana eto @ serasera,
tsiky dia ampy [;-) TSARAMASO]

13. simplex
(
13/09/2007 19:00)
ann,
arabaina eee
efa avy nisaogany zao an :) ndana tonga d midasika fa mbola hifoha vao masila radem :P
@ eid zao no tena interessant kle :°);-)
za manana namana silamo d manao kaly be nedala @ io :D fa izy alou coool fa tsy d misy hifandraisany @ terrorista be zany e :roll: saingy hoe strict be loatra @ le halal no mahavoa azy :) le tsy misotro bex sy divay no tena tiako tenenina sy tsy mikoty sipa mintsy fa mitsiriritra anaty fotsiny :@
wa alaikum elsalam

14. pissoa
(
13/09/2007 20:54)
za koa miandrandra mafy ny eid !
dia vive ny namana silamo manaja ny mahaKatolika ahy e :wink:
dia vive ny namana silamo manaja ny mahaKatolika ahy e :wink:
15. ikaretsaka
(
13/09/2007 21:38)
Alaikoum Asalaam!
Ana Bekahir,
marnaban!
Ramadan mobarak zalahy an!
(Mba nisy Dakoma teo akaikinay tany Tana fahiny de mba mahay aho fa tsy hoe izany :wink: )
Ana Bekahir,
marnaban!
Ramadan mobarak zalahy an!
(Mba nisy Dakoma teo akaikinay tany Tana fahiny de mba mahay aho fa tsy hoe izany :wink: )
16. Jeankely
(
14/09/2007 02:36)
Ny resaka Silamo tsy resaka dakoma ary tsy mazava hoditra noho ny tany Silamo marobe ny Malagasy fa aza be resaka. Rehefa mbola tia sy mivoy ny Alahady mitory baiboly ary Alatsinainy mangalatra akoho na misoloky na mangala-badin'olona dia tohizo izay mahamety anao. Ny zavatra hifaninanao dia ny resaka filalaovana fitiavana ary ny fahafahana mijangajanga etsy sy eroa. Raha mametraka izay ho fady ry zareo Silamo dia ianao indray no tia hanaporofo hoe aleo mba mifampitsaingoka ary ny vadin'olona mba azoko hindramina. Aza tratra fa any ampasana. Tsy mitody ny fahotana mahafaty ka mitandrema amin'ity vava.
17. ikaretsaka
(
14/09/2007 02:49)
Ianao marina tsy manompa azy ny dikan'ireo teny ireo fa kalma ianao ra zankely a!
Fiadanana ho anao
dia salama foana
tongasoa
mazotoa manao ramadan
izay no nolazaiko teo de maninona?:roll:
Fiadanana ho anao
dia salama foana
tongasoa
mazotoa manao ramadan
izay no nolazaiko teo de maninona?:roll:
18. Jeankely
(
14/09/2007 02:56)
Tsy miteny an'ikaretsaka aho fa milaza sy mampitandrina fa tsy sahala aminao ny Silamo. Zavatra kely dia ahitana fahafatesana ka aoka tsy hivazivazy. Fanoroana ny ahy satria niainako ary fantantro tsara io. Tsy tany iray no hitako fa maro noho izany afaka manoro izay fantatro aho. Raha midohika moa dia aza gaga rehefa tonga ny tsy mety. Tsy fantatrao ny eo akaikinao ka mahaiza mitandrina.
20. Jeankely
(
14/09/2007 05:31)
Na izaho miteny aza tsy Silamo fa mahalala tsara. Tsy izaho mihintsy noho izany no hitarika anao hirona makany. Ireo miteniteny foana no lazaiko fa tsy anjaza io.