FALY MIARAHABA NY PINO SILAMO REHETRA
21. niryna
(
14/09/2007 06:11)
Faly miarahaba anareo mpino silamo rehetra ny tenako.
Ny finoana no tsy mitovy kanefa ara-piara-belona dia tokony hifankatia sy hifanaja isika rehetra.:*:*

22. tofic
(
14/09/2007 09:41)
eny miarahaba koa ny mpino islam eran'tany,
tsy firenena kristianina i madagasika fa firenena betsaka kristiana, ary 10 pour cent n'ny mponina ao dia mpanaraka ny finoana islam
-mbola tsy misy ny republique christianisme ,eny fa nad ia i Roma izay foibe aza, nefa ny republique islamique io dia misy ,
ampaha-telon'ny mponina eto ambony tany dia mpanaraka ny finoana islam avokoa,
ary indonesie no firenena betsaka musilman indrindra antony:satria 98 pourcent n'ny mponina ao dia musilman avokoa izy anefa manana population betsaka 200 a 250 millions,vitambaran'ireo nosy maro madinidinika, Iran ohatra na dia 98percent n'ny mponina ao aminy musilman tsy aharaka an'ny indonesie izy satria 70millions fotsiny ny mponina ao aminy toy izany seudite sns..
Andriamantra Ilay Avo Indrindra anie hanaiky ny fanompoan'tsika rehetra mandritran'ity volana masina Ramadan ity ary mba samy hahazo fitsimbinana avy Aminy daholo! (AMIN)!

23. fijo
(
14/09/2007 21:11)
le izy ngamba tsy hoe boraingina ry zareo silamo,fa noho le toetra hita andavanandro asehon'ny mpino silamo no mahatonga ny olona,avy dia hitsikera tia zao.
ohatra ,ny gasy izay manaraka io finoana io dia tsy mahery setra,toa izany koa ny aziatika silamo,fa raha ny varatra sy ny karazany kosa aloha,dia tena mahakivy ary tsy mba te hiara mipetraka aminy kory aho

24. tofic
(
17/09/2007 08:58)
dia tokony mazava amin'i fijo ary izany fa tsy fampianarana islamika ny herisetra,sinon tokony hahery ssetra daholo io na gasy na aziatika sns...
fa o ireo izay misandoka na manome endrika ratsy ny finoana islam,ireo olona izay voahozona sy voakarama ,satria tokony ho fantatrao dia izao:
-finoana mahagaga ny maro fa malaky miitatra ny finoana islam,
-nohon'izany raha tonga mpanaraka ny islam daholo izao tontolo izao dia maro ireo mpanefoefo no ho lasa hahantra sy ho rava ny fananany satria harena avy zvtr izay raran'ny finoana islam no ananany,santionany amin'izany:
-Toaka:anisan'ny zvtr izay maha-mpanarivo malaky ,ary fa misy milionera sy miliardera amin'izany ka raha tonga silamo daholo ny olona iza no hisotro toaka? champagne,wilson,la biera sns...?
ary na eto madagasikara aza dia betsaka ny mpanarivo nohon'ny bar sy ny toaka!
ary example omeko anao ny kisoa, raha lasa musilman daholo ny anakabetsahan'ny malagasy,tsy hihena ve ny mpividy kisoa aminao?nefa betsaka no mpanarivo nohon'ny kisoa izay lafo vidy mihoatra ny hen'omby!
-ireo tompona boite de nuit bar sns raha lasa mpanaraka ny finoana islam daoly ny olona iza no hivoaka matonalina eo?
-ireo mpamoaka lamaodina lamba sexy sns..raha lasa mpanaraka ny finoana islam daoly ny olona iza no hividy an'ireny eo?
-toy izany ny rongony sn hafa ,lainga fotsiny io hoe miady amin'ny rongony sy ny zava-mahadomelina io,fa de misy firenena mpanarivon'izany eto,
-volabe malaza koa zao ny taolam-paty sns
presque avy vola maloto daholo ny harenan'ny sasany,
ka ireo no mivondrona ,ireo mpandraharaha manao izay azony atao sinon,tandindomin-doza ny resaka capital-ny!
zavatra fantan'ny mpino islam ange io!atao izay hampilefa ny olona amin'ny finoana islam!