Azonao fantarina ve ny dikany?

1. niryna ( 13/09/2007 07:43)
Hitan'ity rangahy tao anaty nofy;Vehivavy telo mivavaka sy Jesosy.

Nandohalika teo amin'ilay voalohany Izy ary fo feno fitiavana sy malefaka no hita teny amin'ny hendrin'i Kristy rehefa nandao azy Izy.

Ny faharoanapetrany teo @ lohan'ilay vehivavy mivavaka ny tanany sady nankasitraka azy Izy.

Nandalo teo amin'ity fahatelo Izy ary tsy nijanona akory.

Inona no mety ho hivitr'ireo nofy telo ireo ?

Amin'ny maha mpanota dia mety ho lavo.
Amin'ny maha olombelona dia mety maratra.
Vokatry ny fahotana dia mety ho faty raha tsy
mibebaka.
Ny fanangejana dia mety handavo
Ny adim-piainana miteraka aretin'andoha
Ny vavan'ny olona dia mety mampatahotra
Ny fitsikerana lava dia mampiaro-tena
Ny aretina mahazo mampiady saina
Mitebiteby miandry an-drafafatesana.

Inona no valiny mety mahasakana ireo rehetra ireo?
Sal 46:1 " Andriamanitra no avo sy hery ho antsika.Mpamonjy mora azo indrinra @ fahoriana Izy."

Teny fampaherezana ireo fa inona aloha no mety ho dikan'ilay nofy e ? :D

(l)niryna

novalian'i niryna ny 15/09/2007 06:01
2. mamitia ( 13/09/2007 09:33)
ny fahafantarako any ilay nofy aloha de le vehivevy voalohany tena manompo an'Andriamanitra ary mikatsaka ny fanjakany sy ny fahamarinana ,ny faharoa indray miezaka ny mankato an 'Atra(Jesosy) de ankasitrahana izy ary tsofina rano ho tody hatramin'ny farany, fa ilay fahatelo izay tsy nijanonan' i Jesosy akory aza:de mety le olona tonga sy mijoro hoe mba mivavaka nefa mety tsy vokatrin' ny fony akory na tsy mivavaka akory aza izy fa mba manao izay ataony olona fotsiny @ fahazarana .na mihatsara velatsiny na tena tsy ankasitrahan' Andriamanitra mintsy ny ataony .
3. kalina80 ( 13/09/2007 09:42)
Azo adika @ zvt mitranga maro eto antany io nofy io fa araka izay situation misy eo @ tsirairay ihany no andraisana azy.Amiko manokana,Ilay vehivavy voalohany dia efa miorina aram-panahy tokoa(tia an\'Atra, manaja Azy ary manao ny asany...).Naneho fitiavana azy tokoa Jesosy ary ni-féliciter azy tanteraka nohon\'ny vitany.Araka ilay teny hoe Jaona 14-12 \"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy,..\"Atra dia manome valim-pitia antsika tokoa rehefa tanteraka ny asany izay nanirahany antsika.
Ho anilay faharoa indray dia miezaka mafy izy hiala @ ratsy ataony, mitady ny tavan\'Atra,mangetaheta fiovana .....Mankasitraka izany éffort ataony izany Jesosy rehefa nandalo ary mi-encourager azy hanohy foana.

Ilay fahatelo indray dia mbola ao anatin\'ny fiainan\'izao tontolo izao tanteraka.Mety tsy mino ny fisian\'Atra izy na koa mino fa tsy matahotra an\'Atra.Mbola miaina anaty faharatsiana.Nandalo mety tsy fantany akory hoe Atra no nandalo dia tsy norarahiany na koa hoe fantany fa tsy tiany ho fantatra fotsiny @izao.Tsy nijanona Jesosy nahita izny fihetsiny izany fa sady nizorany ny lalany no nalahelo mafy Izy.

4. ikaretsaka ( 13/09/2007 11:56)
Vague be ilay izy dia samy manana ny interpretation-ny
mety koa ho

-le tsy nila fibebahana intsony tsy nandalovany satria mety hoy izy anakam-po hoe Efa mety ny ataony
dia ilay mila nibebaka be no nijanonany sy nandaniany fotoana
dia ilay faharoa nomeny courage.

raha raisina amin'ilay resaka hoe "raha misy ondry 100 dia avelany ny 99 hitadiavany le 1)
na ilay resaka hoe vehivavy mananon-tena sy ilay poblikanina ihany io, na ny zaza mpandany..
5. Kwasi ( 13/09/2007 13:13)
Tsy hay aloha na ho azo interpretena na tsia ity nofy ity, na koa hoe tena azo antoka ve fa Jesosy marina no hitany tao? Tena azo antoka ve?????

Fa raha Jesosy marina io ka ho adika ny hevitr'ilay nofy dia:

vhv1: mety tena mpanota be ka tena nibebaka t@ fony tokoa

vhv2: mpino mila fampaherezana

vhv3: mpihatsara velatsihy fotsiny ka tsy mila andaniana fotoana akory.
6. Veloo ( 13/09/2007 15:47)
Ny ahy aloha ny fantatro dia izao e;
vavy dia symbol ny fiangonana ao @ baiboly.
ny olana fotsiny amin'io nofy io dia telo vavy
ao @ baiboly tsy misy afatsy vavy roa ihany.
na vavy manaraka an'i Jesosy
na
vavy tsy manaraka an'i Jesosy..

Ka asa raha mety io lazaiko io:oops:
7. ikaretsaka ( 13/09/2007 16:46)
toa 3 foana ny zavatra momban'Andriamanitra sy ny fahafantarana azy fa tsy 2 fotsiny izany ko!
ohatra vitsivitsy

-Trinite masina,
-Finoana, fanantenana, fitiavana e,
-lanitra , afo fandiovana afobe e.
-Teraka, niaina, maty e.
vatana, saina, fanahy e!

Izay le toko telo mahamasa-nahandro ko!
8. niryna ( 13/09/2007 16:53)
mamitia:

ny fahafantarako any ilay nofy aloha de le vehivevy voalohany tena manompo an'Andriamanitra ary mikatsaka ny fanjakany sy ny fahamarinana ,ny faharoa indray miezaka ny mankato an 'Atra(Jesosy) de ankasitrahana izy ary tsofina rano ho tody hatramin'ny farany, fa ilay fahatelo izay tsy nijanonan' i Jesosy akory aza:de mety le olona tonga sy mijoro hoe mba mivavaka nefa mety tsy vokatrin' ny fony akory na tsy mivavaka akory aza izy fa mba manao izay ataony olona fotsiny @ fahazarana .na mihatsara velatsiny na tena tsy ankasitrahan' Andriamanitra mintsy ny ataony .

9. niryna ( 13/09/2007 16:54)

misaotra anao,aleo aloha jerena ny hevitry ny namana a :D

10. niryna ( 13/09/2007 16:59)
kalina80:

Azo adika @ zvt mitranga maro eto antany io nofy io fa araka izay situation misy eo @ tsirairay ihany no andraisana azy.Amiko manokana,Ilay vehivavy voalohany dia efa miorina aram-panahy tokoa(tia an\'Atra, manaja Azy ary manao ny asany...).Naneho fitiavana azy tokoa Jesosy ary ni-féliciter azy tanteraka nohon\'ny vitany.Araka ilay teny hoe Jaona 14-12 \"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy,..\"Atra dia manome valim-pitia antsika tokoa rehefa tanteraka ny asany izay nanirahany antsika.
Ho anilay faharoa indray dia miezaka mafy izy hiala @ ratsy ataony, mitady ny tavan\'Atra,mangetaheta fiovana .....Mankasitraka izany éffort ataony izany Jesosy rehefa nandalo ary mi-encourager azy hanohy foana.

Ilay fahatelo indray dia mbola ao anatin\'ny fiainan\'izao tontolo izao tanteraka.Mety tsy mino ny fisian\'Atra izy na koa mino fa tsy matahotra an\'Atra.Mbola miaina anaty faharatsiana.Nandalo mety tsy fantany akory hoe Atra no nandalo dia tsy norarahiany na koa hoe fantany fa tsy tiany ho fantatra fotsiny @izao.Tsy nijanona Jesosy nahita izny fihetsiny izany fa sady nizorany ny lalany no nalahelo mafy Izy.

:* miandry ny hafa isika dia alefako ny mety ho fanazavana

11. niryna ( 13/09/2007 17:07)
ikaretsaka:

Vague be ilay izy dia samy manana ny interpretation-ny
mety koa ho

-le tsy nila fibebahana intsony tsy nandalovany satria mety hoy izy anakam-po hoe Efa mety ny ataony
dia ilay mila nibebaka be no nijanonany sy nandaniany fotoana
dia ilay faharoa nomeny courage.

raha raisina amin'ilay resaka hoe "raha misy ondry 100 dia avelany ny 99 hitadiavany le 1)
na ilay resaka hoe vehivavy mananon-tena sy ilay poblikanina ihany io, na ny zaza mpandany..

dia iza amin'izy telo vavy ilay ondry very? misy iray ao

12. ikaretsaka ( 13/09/2007 17:07)
toa ireo ihany no alainao. fa ny sasany tsy alaina na modiana fanina :wink:
io izany le hoe "izay tiatiana ihany"?
13. niryna ( 13/09/2007 17:09)
Kwasi:

Tsy hay aloha na ho azo interpretena na tsia ity nofy ity, na koa hoe tena azo antoka ve fa Jesosy marina no hitany tao? Tena azo antoka ve?????

Fa raha Jesosy marina io ka ho adika ny hevitr'ilay nofy dia:

vhv1: mety tena mpanota be ka tena nibebaka t@ fony tokoa

vhv2: mpino mila fampaherezana

vhv3: mpihatsara velatsihy fotsiny ka tsy mila andaniana fotoana akory.

Atra anie mbola manazava antsika ny lalam-piainana amin'ny alalan'ny nofy e.
14. niryna ( 13/09/2007 17:10)
ikaretsaka:

toa 3 foana ny zavatra momban'Andriamanitra sy ny fahafantarana azy fa tsy 2 fotsiny izany ko!
ohatra vitsivitsy

-Trinite masina,
-Finoana, fanantenana, fitiavana e,
-lanitra , afo fandiovana afobe e.
-Teraka, niaina, maty e.
vatana, saina, fanahy e!

Izay le toko telo mahamasa-nahandro ko!

=D

15. Kwasi ( 14/09/2007 11:05)
niryna:

Kwasi:

Tsy hay aloha na ho azo interpretena na tsia ity nofy ity, na koa hoe tena azo antoka ve fa Jesosy marina no hitany tao? Tena azo antoka ve?????

Fa raha Jesosy marina io ka ho adika ny hevitr'ilay nofy dia:

vhv1: mety tena mpanota be ka tena nibebaka t@ fony tokoa

vhv2: mpino mila fampaherezana

vhv3: mpihatsara velatsihy fotsiny ka tsy mila andaniana fotoana akory.

Atra anie mbola manazava antsika ny lalam-piainana amin'ny alalan'ny nofy e.

Mety ho marina fa ahoana ary no ndeha hanavahana hoe ity no tena avy aminy dia itsy no sandoka?
16. ikaretsaka ( 14/09/2007 14:47)
miombon-kevitra @ kwasi
17. fijo ( 14/09/2007 21:51)
mpanavakavka koa kay izany ralavavolo ko
18. niryna ( 15/09/2007 05:45)
fijo:

mpanavakavka koa kay izany ralavavolo ko

toa misy mitsimpona baiboly ato hoy ny ankizy izay ary toa misy mitsimpona teny ihany koa:D

19. niryna ( 15/09/2007 06:01)
[quote=niryna]

Nandohalika teo amin'ilay voalohany Izy ary fo feno fitiavana sy malefaka no hita teny amin'ny hendrin'i Kristy rehefa nandao azy Izy.

Nandohalika teo akaikin'i Jesosy satria mila vonjy ilay ramatoa,io ilay ondry very ka hita indray,malahelo kristy mahita ireo olona tsy mba manaraka azy ary dia mitomany ny fony,manampy izay manatona azy Izy.

Ny faharoanapetrany teo @ lohan'ilay vehivavy mivavaka ny tanany sady nankasitraka azy Izy.

Ity vehivavy ity indray dia efa mino sy manaraka ny tenin'i kristy ka dia nomeny fampaherezana.

Nandalo teo amin'ity fahatelo Izy ary tsy nijanona akory.

Ity farany ity indray dia efa tena mahalala ny tenin'Atra,mampiantra azy amin'ny fiainany,mahafantatra azy Kristy fa na inona na inona fahoriana na fisedrana amin'ny fiainana dia tsy miverin-dalana intsony Izy fa hanara-dia an'i Kristy mandra-pialany ety an-tany,manana finoana fa hiara-dia aminy aorian'ny fahafatesana.Fantatr'i kristy izany satria fantany ny ondriny.

Na isika izany mila vonjy azy dia manatona sy mamonjy antsika izy
Na isika izany izao vao manomboka mahalala ny fahamarinana mikasika ny soratra masina ary dia miezaka ny hampitombo izany amin'ny fiarahana mivavaka amin'ny namana,mianatra ny tenin'Atra,miezaka ny mitadidy ny teniny mba hiadivana amin'ny satana
Na isika efa mahalala an'Atra ary dia mitory ny filazantsara,tsy kivy ary tsy ketraka na dia maro aza ny mitady hamotraka sy mitady hitory teny ivelan'ny vala.
Antsika no mandray izay tsara azo raisina.

Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina; Aoka hifaly ny fon'izay mitady an'i Jehovah.

Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny, Katsaho mandrakariva ny tavany.
I Tant 16:10-11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3242