Vavaka ho anareo namana rehetra

1. bozy3006 ( 13/09/2007 07:07)

Vavaka ho anao androany

Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no mendrika ho anao sady voaomana ho anao .
Mifikira amin'izay irin'ny fonao, fa ho tanteraka izany. Amena !

Ny maso izay mamaky ity hafatra ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy
Ny tanana izay handefa ity hafatra ity amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana
Ny vava izay hanonona ny amena aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva.

Miorena amin'ny fitiavan'Andriamanitra !
Tsy hanjavona ny nofinao
Tsy ho rava ny fikasanao
Tsy ho foana ny anjaranao
Izay irin'ny fonao, dia ho azonao tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena.
Hahafantatra ny anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity.
Tsy misy mandeha mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody
Androany, hadio anie ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa.
Ny sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana
any amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana.
Hisy zava-tsoa ho tonga aminao androany, zavatra izay efa
nantenainao.

Tsy vazivazy izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny asan'Andriamanitra tsy azo sakanana.
Fitahiana maharesy ny ozona rehetra no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa.
Gaga ve ianao hoe nandefasako ity hafatra ity ?
Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao hataoko aminao ?"
Dia hoy aho hoe : "Ray ô, arovy ary tsofirano ilay handray ity hafatra ity"
Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe : "tanteraka ny hatakao"
Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.

AMENA

novalian'i bozy3006 ny 19/09/2007 12:11
2. xxx ( 13/09/2007 08:29)
bozy3006:

misaotra betsaka anao indrindra tamin'ny fivavahana nalefanao ry bozy3006 a!

3. xxx ( 13/09/2007 08:38)
Azafady ry bozy fa le fisaorana nataoko ho anao teo ambony io nanjary nitambatra tamin'ilay hevitranao io indray ka miala tsiny be dia be , tokony hitokana ny phraseko nefa tsy nety ny nanaovako azy fa lasa nitambatra indray ka azafady be dia be , mbola zaho xxx ihany moa nanoratra an'ilay fisaorana izay nitambatra tamin'ny hevitrao
Ka dia misaotra betsaka indrindra tamin'ny fivavahana nalefanao ho anay androany fa tena nampambelombelona ny fanahy e !
4. fahamarinana ( 13/09/2007 09:27)
:arrow:Mankasitraka e!Fa zany hoe raha averiko eto ndray ilay izy dia ho bedy eto fa lasa feno lay post raha manao toa i xxx daholo isika!sa ahoana? (l)
5. dadie ( 13/09/2007 12:21)
:lol: xxx > mahamenatra anga ny misaotra no nataonao xxx, safidinao alo iny nefa za maita oe nahafinaritra ny geste anao
bozy 3006> misaotra e,tsara ka
6. dadie ( 13/09/2007 12:24)
Gaga ve ianao hoe nandefasako ity hafatra ity ?
Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny lanitra aho,

azafady saika anotany any bozy za oe nanofy v ianao sa teo am pivavahana no nieritreritra oe ametraka ty hafatra ity?
7. bozy3006 ( 19/09/2007 12:08)
Andriamanitra no tokony isaorantsika rehetra. Dia mankahery antsika rehetra @ vavaka isan'andro fa mahavalalanina ity fiainana ity raha tsy miaraka Aminy isika
8. bozy3006 ( 19/09/2007 12:11)
Andriamanitra no tokony isaorantsika rehetra. Dia mankahery antsika rehetra @ vavaka isan'andro fa mahavalalanina ity fiainana ity raha tsy miaraka Aminy isika (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3094