Ialao ny fivavahana silamo

1. tsaramaso ( 13/09/2007 14:44)
Antikrista io !!!!! mbo kozy e !!!! ialao fa ratsy !!!

fa hotiavina ve ny olombelona silamo ?!! hohajaina ?? hatao ho olona mitovy amin'ny rehetra ?? OK !!!!! izy aza mba mahonena lasa silamo !!!!!!! i ann zao ohatra !!!

Fa ilay fivavahana silamo tena FOSITRA ngodabe ze makadiry mihitsy e !!!!! ialao !!
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:06
2. Veloo ( 13/09/2007 15:02)
tsaramaso a,
eto mihitsy izao isika tokony hanoro an-dry zareo ka... ianao tsy mahalala fa misy mihitsy ny olona tena tsara ao ary fa juste mila lazaina amin-ndry zareo fotsiny oe misy ny fisian'i Jesosy ary Jesosy anie ka zanaka'Andriamanitra ary izy no mpamonjy antsika sy ilay namana tena azo atonka.
Mivavaka ho an'ny rehetra isika
3. Samoana ( 13/09/2007 15:23)
araky ny fazahoako ny hevitsika namana eto, silamo = antikrista ary kristiana = antisilamo ?
Mba asivo fanazavana mandresy lahatra ankoatry ny hoe "fositra " sy "ialao" raha azo atao mba hanazava ny sainay tsy ampy finoana^:^
4. hery ( 13/09/2007 15:32)
Ary sekta angamba i tsaramaso izany :-)
5. miarina ( 13/09/2007 15:46)
Alohany hitsaranao ny fivavahana silama dia mba mandiniha tsara aloha. Vakio ny Coran dia ho hitanao raha mitombona ireo resahinao rehetra ireo. Ary aza amphany fotsiny jerena fa ny sourates iray manontolo
6. Veloo ( 13/09/2007 15:48)
miarina a,

an3 kosa e aleo i tsaramaso mamaky ny baiboly ka hihihih
7. miarina ( 13/09/2007 15:57)
Mitombona ko izany ho any Baiboly ka ... sao mantsy dia le hoe namono ny lahimatoan'i Egypte Andriamanitra no vakiany dia handeha hamono olona koa izy
8. Fiffi ( 13/09/2007 16:15)
Samoana:
araky ny fazahoako ny hevitsika namana eto, silamo = antikrista ary kristiana = antisilamo ?
mampiheritreritra marina....


9. ikaretsaka ( 13/09/2007 16:18)
izany ve tsy karazan'ny endoctrinement, na karazana fitadiavana kil fa tsy ao intsony le finoana..
ohatran'ny hoe miala (atoko politika izao) fa midira (antoko politika izao)
na hoe aza mividy 2CV fa 4L vidina
10. aloalo ( 13/09/2007 17:05)
Tsy mety ny manenjika ny finon'oul !

samy finoana monothéiste (existence d'un seul Dieu), fa kosa ny tena tsy mety dia ny extrême lotra na finon'inn zany na finon'inn (na silamo zany, na kristianina zany).
11. xxx ( 13/09/2007 18:49)
dry , nangalatra vadinao ve ry zareo, sa nangalatra godrogodro tany aminareo, [sa ve nohon'ny fialonana fa manana petrole ]finoana ndreo lesy io aza idirana , refa tsy manaiky ela de mijanona fa aza manaratsy ny an'ny hafa , mba tinao ve raha ny finoantsika no natao otran'io ,io zao misy mametraka fanotanina fotsiny ao ambandika ao efa sahirana isika ,
resaka tsisy porofo = fialonana , fanaratsiana sns
12. xxx ( 13/09/2007 18:50)
dry , nangalatra vadinao ve ry zareo, sa nangalatra godrogodro tany aminareo, [sa ve nohon'ny fialonana fa manana petrole ]finoana ndreo lesy io aza idirana , refa tsy manaiky ela de mijanona fa aza manaratsy ny an'ny hafa , mba tinao ve raha ny finoantsika no natao otran'io ,io zao misy mametraka fanotanina fotsiny ao ambandika ao efa sahirana isika ,
resaka tsisy porofo = fialonana , fanaratsiana sns
13. rabilabila ( 13/09/2007 19:35)
Fankahalàna re izao e!! Tsy marary vavony ve ianao ry tsaramaso ? Ny tsaramaso efa mavesatra nefa mbola ampiana "haine" ihany ;sao dia gôka io vavony io farany fa moramora ihany .
Betsaka ny zavatra tsy fantatrao momba ny fivavahana musulman ,tsy fantatrao akory ny tantarany nefa dia fankahalàna ankitsy rano fotsiny be izao.Sao dia lepéniser kosa ary ny atidohanao? Asa?
Tsy fantany akory fa rehefa mamaky baiboly testamenta taloha i tsaramaso dia ohatran'ny mamaky coran sy torah ihany .
14. rabilabila ( 13/09/2007 19:51)

Entina hanitikitika ny sain'ny tsy mahalàla:
Nisy Jesosy ( Isâ ) raha ny coran no vakiana ,fa aminy sy ho an'ny jiosy dia tsy izy no zanak'andriamanitra.

Indro misy éextrait coran atolotro an'i tsaramaso sy veloo


87. Certes, Nous avons donné le Livre à Moïse; Nous avons envoyé après lui des prophètes successifs. Et Nous avons donné des preuves à Jésus fils de Marie, et Nous l'avons renforcé du Saint-Esprit (Gabriel). Est-ce qu'à chaque fois, qu'un Messager vous apportait des vérités contraires à vos souhaits vous vous enfliez d'orgueil ? Vous traitiez les uns d'imposteurs et vous tuez les autres. Sourat albakarah

Voatonona foana ny anarany ao anaty "10 sourates " ary miverina in-25 ao anatin'ny coran iray manontolo.
15. ikaretsaka ( 13/09/2007 21:46)
izay mantsy
hajao ny an'ny hafa (na tsy hinoanao aza)
mba hanajany anao koa.

"I love all religions but I'm in love with mine" (mere Theresa)
16. piste ( 13/09/2007 23:23)
Antikrista io !!!!! mbo kozy e !!!! ialao fa ratsy !!!

fa hotiavina ve ny olombelona silamo ?!! hohajaina ?? hatao ho olona mitovy amin'ny rehetra ?? OK !!!!! izy aza mba mahonena lasa silamo !!!!!!! i ann zao ohatra !!!

Fa ilay fivavahana silamo tena FOSITRA ngodabe ze makadiry mihitsy e !!!!! ialao !


Mbola ialahy indray ve izao mamalan-kira izao ry Tsaramaso!
Dia inona no mahasamy hafa anao @ ireo Silamo sasany integrista. JEreo fa tsy misy momba an-drangahy ny olona. Mba mieritrereta fa tsy toe-tsaina kristianina izao.
17. Ragadona ( 14/09/2007 01:35)
Mety ho marina ihany ny an'i Tsaramaso io saingy vilia tsy misasa no nandrosoany azy ka tafintohina daholo ianareo mikajy toy ny anakandriamaso ny fiarahamonin'olombelona
18. ikaretsaka ( 14/09/2007 01:39)
ka tsy hifanaratsy sy hifanampoizina ange fa hifanasoa sy hifamelona e.
vilia ratsy sasa izany...misy microbes izany le8O
19. Jeankely ( 14/09/2007 02:40)
Ny resaka Silamo tsy resaka dakoma ary tsy mazava hoditra noho ny tany Silamo marobe ny Malagasy fa aza be resaka. Rehefa mbola tia sy mivoy ny Alahady mitory baiboly ary Alatsinainy mangalatra akoho na misoloky na mangala-badin'olona dia tohizo izay mahamety anao. Ny zavatra hifaninanao dia ny resaka filalaovana fitiavana ary ny fahafahana mijangajanga etsy sy eroa. Raha mametraka izay ho fady ry zareo Silamo dia ianao indray no tia hanaporofo hoe aleo mba mifampitsaingoka ary ny vadin'olona mba azoko hindramina. Aza tratra fa any ampasana. Tsy mitody ny fahotana mahafaty ka mitandrema amin'ity vava. Mitandrema fatratra ianao ry TSARAMASO fa miandry anao ny fasana raha mivoaka kely ny tany Silamo ianao. Tsy sangisangy io.
20. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:46)
izay mantsy..moramora ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3672