Ialao ny fivavahana silamo
21. Jeankely
(
14/09/2007 03:01)
Ampahatsorana no hilazako an'i TSARAMASO fa tsy mahavita miaro tena ianao raha tonga aminao sy ny fianakavianao ny fahatezeran'ny SILAMO.
22. niryna
(
14/09/2007 04:51)
Jeankely:
Ampahatsorana no hilazako an'i TSARAMASO fa tsy mahavita miaro tena ianao raha tonga aminao sy ny fianakavianao ny fahatezeran'ny SILAMO.
:roll::cry:
23. majesty
(
14/09/2007 04:59)
ô ratsaramaso a;aleo hisy antoko-pinoana samihafa,na ny Kristiana io na tsia,na athé io na tsia,na inona na inona dia amin'zay ny olona mba afaka mampitahy hoe iza no tena izy,ny anjaranao dia ny mampahafantatra amin'ny hafa ny finoana maharesy lahatra anao,fa tsy afaka ny hanery ny hafa ianao ary tsy afaka ny hanaratsy ny finoan'ny hafa ihany koa,malalaka ny olona rehetra hanaraka izay safidiny.
Hoy hery:
za sekta fa tsy manao ôtran'io :-D:-D:-D
Hoy hery:
Ary sekta angamba i tsaramaso izany
za sekta fa tsy manao ôtran'io :-D:-D:-D
24. Jeankely
(
14/09/2007 05:26)
Mipoapoaka lohana tsaramaso. Simba ianao Ra-tsaramaso fa mitandrema tsara.
25. tofic
(
14/09/2007 09:23)
zah izay manoratra dia mpanaraka ny religion islam aho, ary inona no porofon'i tsara maso fa antikristy ny musulman?
tsy ao anatin'ny fampianarana islan(le coran) ny fanavakavahana amin'ireo mpaminany sy ny boky masina taloha izay nentin'ireo mpaminany taloha, ary raha misy iray amin'ireo mpaminany avakavahanao dia tsy ho ampy ny finoanao amin'ny maha mpino mpanaraka ny finoana islam anao,jereo hoy ny coran,sourate2 verset285:
le messager a cru en ce qu'on a fait descendrevers lui venant de son seigneur,et aussi le croyants;tous ont cru en Dieu,en Ses anges, a Ses Livres et en Ses messagers;(en disant)nous ne faisons aucune distinction entre Ses messagers.et ils ont dit:nous avons entendu et obei,Seigneur nous implorons Ton pardon,c 'est a Toi que sera le retour
ka tsy marina velively ny maha anti-krista ny mpino musilman, izahay dia manaja Azy satria izay no baikon'ny finoana!

26. tywa68
(
14/09/2007 10:49)
Tsaramaso : ny tsara atao an-doha dia ny fivavahana rehetra dia miteny hoe mila fitiavana sy fandeferana : ny zavatra tsy hay tsy voatery ratsy, fa ezaho henoina na jerena ny mahasamihafa azy amin'ilay hainao.
Dia aza mitsara fa samy maka ny tiany arak'izay fiantsoan'Atra zay, ary samy miandry ny fitsaràna ka miomàna, miambena hatrany.

27. nirinkosoa
(
14/09/2007 11:30)
tsaramaso a! tsy mety ny nataonao aza enjehina toy izany ny fivavahan'olona,:idea:
tsy mety raha toy izao ny fomba fandresenao lahatra ny olona:idea:
Azavao ny hevitrao:?:
Raha tsapanao fa misy tsy mitovy @finoanao ny azy dia manontania fotsiny hoe fa ahoana kay???????:?::?::?:
Raha tianao ho fantany ny finoana dia azavao azy hoe izao ny finoako koa ahoana ny mba handraisanao azy fa aza aratsiana be toy izany fotsiny ny finoan'olona^:^:-@:-@

28. Ragadona
(
14/09/2007 12:13)
E ireto nareo d mifandrombaka mamely an'i tsaramaso daholo, raha vokarina ho film angamba ny réaction nareo dia ho ita ao ny manaraby, mihomehy, maneso, mifandrombaka handaroka mihitsy aza... kristianina ve sa silamo....toa fitiavana manohitra fitiavana izy zany, misy ve io ?
29. Jeankely
(
14/09/2007 12:21)
Raha tia hifangaro amin'i TSARAMASO ianao dia milaza RAGADONA. Tsy nananihany Christian ny olona fa niarahaba ny mpino SILAMO namany. Mipetra tsara fa tsy zakanao ny vokatry ny miteniteny foana sahalan'i TSARAMASO.
30. kalina80
(
14/09/2007 12:26)
Tsaramaso: tsy azo atao ny miteny toy izany.Ny tokony ataonao dia ny mametraka ho ambony hatrany ny Atra inoanao.
Ny kristianina amiko dia manaja sy manaiky am-pahendrena izay manodidina azy eny fa na dia ny fahavalony aza.
Isika rehetra eto kosa dia mba mangataka aho mba hamela sy hi-comprendre an'i tsaramaso.Olombelona ihany izy.Dia misaotra antsika rehetra :lol::lol::lol:

31. Jeankely
(
14/09/2007 12:50)
Izy no avela hanoratra fa tsy ianao no hisolo vaika ny ankalana. Izy no nanoratra io loha-hevitra io. Tsy misy nilaza azy hiala izay hinoany. Sao heverina fa sarotra ny mahandro tsaramaso?
32. kalina80
(
14/09/2007 13:43)
Jeankely:
Izy no avela hanoratra fa tsy ianao no hisolo vaika ny ankalana. Izy no nanoratra io loha-hevitra io. Tsy misy nilaza azy hiala izay hinoany. Sao heverina fa sarotra ny mahandro tsaramaso?
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
33. Ragadona
(
14/09/2007 16:29)
Jeankely, mety ho marina ange ny anareo e, saingy raha roritina be otran'io na dia tsy mamaly aza le olona dia efa azo itarafana zavatra hafa ndray izay, ary tsy hizotra any amin ny lalana tsara mihitsy zany na ahoana na ahoana, toy ny hoe olona "tsara fanahy be" midaroka mahafaty olona "kilemaina, mahantra, noana" nangalatra vatomamy iray... dia mbola horiritina ihany zao io. Tsy hanamarina anao velively ny hatezerana lavareny....
34. Ragadona

35. ikaretsaka
(
14/09/2007 16:34)
fa raha vao misy ialao ialao kosa dia endoctrination e..
tsy tokony hanao izany kosa..
fa azavaina ny anao dia azavaina ny anazy dia samy mijery eo.
fa tsy hoe ialao
ka misy mamaly ialao satria nahoana? alalino kokoa fa tsy mazava..
dia lasa indray hoe ..inoy inoy..
Ohatran'ilay mpanao Guerilla tany Amerika antsimo le ..;vive le President, a mort le president! dia anontaniana hoe fa ahoana? dia "no se" hono

37. fijo
(
14/09/2007 20:43)
hialao wa io finoana io fa toa gidragidra lava no ho hita eto.
hery an,sekta mikaly ny an'i tsaramaso,fa loza ,mety hankararo kibo le izy

38. tsaramaso
(
15/09/2007 03:17)
hery:
Ary sekta angamba i tsaramaso izany :-)
mba sambany serie => sekta !!
inona ndray no hotsoahina @ zany ??!!!! hahahahaaaha!!!
39. Jeankely
(
15/09/2007 05:25)
Tsy misy faly amin'ny gidragidra ary tsy misy finoana milaza ny hamono olona. Ny resaka manimba kosa na aretina io na inona dia tsy maintsy esorina. Noho izay no handidiana ny faritra misy aretina fa tsy avelan'ny mpitsabo eo. Ny resaka miantsara ivelantsihy tsy hitovizana. Ny sasany tsy mahay anio fa na mahintsy na mibiloka. Koa aza resena lahatra ny hanaraka ny mibilibiloka ny hafa. Sady mitanisa baiboly no milaza manana traikefa amin'ny fijangajangana no manaratsy mpitondra fanjakana no milaza fa maro tsy hita isa ny vehivavy nolalaovina. Avy eo manazava andininy amin'ny baiboly indray. Atsy ambdika indray milaza fa ahoana ny hisoroana raha tafiditra ny tsirinaina nefa olona tsy mpivady. Tsy mifanaraka amin'izany ny hafa. NA MAHINTSY NA MIBILOKA. Tsaramaso mibiloka.