toliara vavahady ny helo?beyrouth,bagdad,bronx, rio de janei
1. remandilatse
(
11/09/2007 11:19)
tato ho ato dia nirongatra ny vono olona eto toliara, ny zavamisy dia tsotra, cas maromaro tao anantin'ny andro vitsy:
1-http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=11041
2-http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=11004
3-http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=10765
ireo rehetra ireo tato anantin'ny herinandro
azafady:
-eny kay tsy ampy vola sy fitaovana ny fanjakana
-hadisoan-dratsiraka sy zafy ary tsiranana sy ratsirahonana,ary razanamasy ireo rehetra ireo
-ny vahoaka no tokony hanao ronde @ alina, hifanehatra @ basy, fa tsy tokony handrasana ny fanjakana, satria izay no izy...
mitaraiana ny havan'ireo kamboty sy very havana
vaovao farany, tsy mbola misy azo ireo saika namono nahafaty ny professeur andrianasolo; andraso fa miasa ny fanjakana
novalian'i Jeankely ny 15/09/2007 05:44
3. karako
(
11/09/2007 17:01)
Havako akaiky dia akaiky ilay maty vao haingana sy ny vadiny voatifitra. Tohina tokoa ny fo. Iza no diso ?
- ireo olona nitifitra sy nikapoka t@ vodi-basy
- ireo olona naniraka azy ireo (raha ny fijery azy toa mamofona resaka politika izy ity. Tsy milaza 100% anefa aho fa izay)
- ny mpitondra ve ? Asa...
Amiko dia iretsy 2 voalohany no tompon'andraikitra voalohany.
Tsy maharo ny vahoaka ny mpitandro ny filaminana. Zavatra iaraha-mahita izany. Nefa sarotra ny hanome tsiny.
Satria aty Amerika avaratra tany manakarena sy lasa lavitra @ fandrosoana aza mbola misy ny vono olona miaro habibiana toy io.
- ireo olona nitifitra sy nikapoka t@ vodi-basy
- ireo olona naniraka azy ireo (raha ny fijery azy toa mamofona resaka politika izy ity. Tsy milaza 100% anefa aho fa izay)
- ny mpitondra ve ? Asa...
Amiko dia iretsy 2 voalohany no tompon'andraikitra voalohany.
Tsy maharo ny vahoaka ny mpitandro ny filaminana. Zavatra iaraha-mahita izany. Nefa sarotra ny hanome tsiny.
Satria aty Amerika avaratra tany manakarena sy lasa lavitra @ fandrosoana aza mbola misy ny vono olona miaro habibiana toy io.
4. zoara
(
11/09/2007 19:48)
any @ fivondronana iray any @ faritry menabe d'efa nisy ny "larôndy" na dia t@ andro dratsiraka mandrak'androany,ka ny fokonolona ("kidabolahy") no mpanantateraka azy ary mandeha "par tour de role" arakaraky ny "dodoky"(quartier)ka raha misy zavatra miseho mandritra an'iny alina iny dia ilay quartier niandraikitra ny larôndy no voasazy,hany ka vitsy dia vitsy ny vono olona,fa ny zavatra nahagaga de ireo zanak'olom-boafidy sy mpanakarena no be herisetra ary tena mampalahelo fa de nisy maty tokoa tamin'ireo ankizy ireo!!!!!!!
5. Jeankely
(
12/09/2007 11:59)
Ny aza voany io satria matanjaka ny ratsy sady ny vahoaka hampianarina ny tsy hifandraharaha. Rehefa tonga ny mahazo anao vao mahalala hoe aiza ny firaisankina. Zavatra mifandrohirohy be ny resaka fandriampahalemana. Ny vahoaka tsy afaka miady amin'ny basy na izany aza rehefa tsisy firaisankina na mpangalatra hitan'ny mason'ny sasany izao aza jerena tahaka ny tany nahalavoana. Izay no mahatonga ahy milaza fa na fanjakana ratsy io na fanjakana tsara tokony tsy tazani-potsiny fa miverina amin'ny vahoaka ihany ny fahavoazana. Na hisolo injato eo aza ny fitondrana nefa ny olona tsy mandraharaha izy ihany no voa sy hamay eo. Ianao milaza hoe ratsy izany fa misy olona mibitaka sy faly amin'izany toe-javatra izany.
6. remandilatse
(
12/09/2007 16:34)
- ireo olona nitifitra sy nikapoka t@ vodi-basy
- ireo olona naniraka azy ireo (raha ny fijery azy toa mamofona resaka politika izy ity. Tsy milaza 100% anefa aho fa izay)
- ny mpitondra ve ? Asa...
Amiko dia iretsy 2 voalohany no tompon'andraikitra voalohany.
tsy hifandiranan ny resaka, satria tsotra:
-diso ny nitifitra: de ahoana? hiandry azy hiova tsy ho tontankely? oviana izy vao hiova?
-diso ny mpanao politika:de ahoana? hiandry azy ireo ho tonga saina
-ny marina dia anjaran'ny fanjakana io:
-na tsy vitany ny asany, satria izy no manana ny zandary sy ny pôlisy ary ny fitsarana;dia omena izay mahavita ny resaka
-na omeo fahazoandalana hiarotena, hividy basy ny olona.mbola anjaran'ny fanjakana ihany koa no manome an'io fahazoandalana io
-ny fampitahana @ amerika dia tafahoatra, satria, ny any dia tratra ny mpamono, ary voaheloka. vokany na misy aza ny crime dia mihena; ny antsika misy sady mitombo
ra jean kely dia tsy misy intsony ny responsable izany ary dia ny vahoaka indray no diso?
7. Jeankely
(
13/09/2007 05:15)
Izaho tsy manome tsiny vahoaka ary vahoaka aho fa tsy mpitondra fanajkana sady tsy mbola nitondra fanjakana satria tsy haiko. Ny mpanao politika hatramin'izay no homeko tsiny satria noho ny nataon'izireo dia tsy tia izany politika izany ny vahoaka ary mialahala vao misy resaka politika avy eo anefa miverina aminy ny fahavoazana no izay fiatazanany fotsiny izay. Mety tsy mazava ny hevitra. Tsy mahay mampita hevitra angamba aho. Fanjakana izany nantao hiaro ny vahoaka saingy loza izany fa fanjakana hafa ary vahoaka hafa ary mifampitazana.
8. xxx
(
13/09/2007 11:06)
mampalahelo foana izay iharan'ny herisetra. Iza tokoa no diso? asa, tsy haiko! Fa na any USA, na any Europe any, na any Afrika , na any Asie, dia maro ny herisetra hamonoana ny hafa.
Ka iza no diso?
Ireo jiolahy foana no diso!
Fa tsy hoe rehefa eto M/car dia ny fanjakana no diso. Zava-misy eran-tany io!
Ka iza no diso?
Ireo jiolahy foana no diso!
Fa tsy hoe rehefa eto M/car dia ny fanjakana no diso. Zava-misy eran-tany io!
9. Jeankely
(
13/09/2007 12:23)
Izaho manokana aloha tsy nilaza ny fanjakana mivantana hoe diso fa nilaza kosa hoe Mpanao politika. Ny mpanao politika dia tsy ny mpitondra ihany fa ao ny mpanohitra ary ao ny avy nitondra mazava ho azy ny eo amin'ny toerana. Ny Politika tsy mitarika ny vahoaka ahay firaisankina fa mitarika ny vahoaka hisaraka ary hifampitazampotsiny ka dia izay voa voa. Tsy ny mpitondra mihintsy no asiako amin'izany. MIsy aza mpanao politika mivoy ary faly nohon'ny tsy fisian'ny filaminana sy fitombonan'ny fanjakana. Ny jiolahy diso saingy raha miray hina ny vahoaka tsy tafapetraka ny jiolahy. Ny jiolahy mahazo vahana rehefa samy maka ho azy.
10. salopard
(
14/09/2007 17:17)
samy dty misy tomponandraikitra oa, fanjakan'ny baroa
1)ny mpitondra mannankorotana mba hisamborana mpanohitra
2)ny mpanohitra manankorotana, hahahfahana mitsikera mpitondra
sniff, sniff, tchouuff, tcoufff...
tsya ampy dôzy aloha
11. Jeankely
(
15/09/2007 05:44)
Dozy ny inona fa tsy mazava? Samy marina sa samy diso sa samy tsy vanona daholo? Inona indray inzany no mahagaga raha samy gisitra?
