Kilalao tam bola kely

1. Missie ( 11/09/2007 11:04)
Bold text houno waaa nareo veuh tam talou refa manao jeu tsy tratran'i lé oe VARIMASAKA refa kelykely taona :-D:-D????
Za mantsy zany, refa manao mba saute à la corde miaraka am nenkizy de tratran'ny VARIMASAKA fonany :oops:satria oeuhh toa kelyblitina no kelt taona de hoy nareo:?::?: tsy ba afaka manao le Café , na ce matin mitsy za fa :cry: lé ALLO SALADE , JE SUIS MALADE , A L'HOPITALLL JE SUIS GUERRIE, UNE DEUX TROIS :x=))
novalian'i Missie ny 20/09/2007 16:18
2. bozyboleta ( 11/09/2007 11:27)
De refa tsy nanao an'reny sômatin de masomprette reny de mba nanao tantara vato e! Sady nahafinaritra reny t@ zany an!:-D
Na koa nanao tsobato. Votsotra mitsy ny rantsana t@ reny.
Na koa nanangona fonona bômbô, na nanao tsikonina nahandro ravin-tsakay
Na nanao tongotra kapôka
Zao ny ankizy tsy mahalala an'zany fa efa sehatra avo ny kilalao @ zao.
3. Aino ( 11/09/2007 11:57)
ny ahy le
manao tsipilavaka @ariary na ariary roa, na fingotra de kapisiky koa!
ie le manao tsobato,
jeux d'elasitika
fanendrikia: hatreny atanim-bary rehefa tsy mahay mande @iny dia any anaty tatatra.
mitady kapisiky,fonona bombo
mianik'azo
mitady tanalahy
manao baolina
hakiafina
mitady tanalahy
de ilay mandende any akady sy ny mianikanika vohitra hireny koa tiako.
le manao se matin aloha matetika resy aho.
manao tantara, manao tsokonikonina @vovoka andrahoana @afo na koa tena vary, mande mividy eny antsena dia avy eo manao hotely kely hihihi
4. ikaretsaka ( 11/09/2007 12:05)
diso toetrana ity sujet ity..
tokony any @ "hatsikana sy lalao sa?
5. Aino ( 11/09/2007 12:10)
ikatetraka mba eritreritra manandalo ny fahiny kosa io ko!!
6. bozyboleta ( 11/09/2007 13:30)
Nanao vits'li, na zedekapôka koa tadidiko.
De nanao papango asiana an'le horona araikitra @ varimasaka.
Ny an'ny boaykely ndray, rava mitsy ny karô tao andakozia nanaovana zouera niaraka t@ boatina sardina.
7. Missie ( 11/09/2007 16:05)
hihihi, ieuh wayy nanao reo retsaretsa reo zay, fa tsy aikou jay nareo raha nanao coursa coccinely an!
-police volera,
- mariazy mariazy hummm iny kosa otsany milay refa mba lé oul titianao no atao vady :-D
- akiafina vatokely
- maitresse maitresse =)) latsaka mitsy za fa zokinay foana nouny maitresse de zay zanjiny mpianatra grrr.
- manao kalesa
- manao joueur lol
-Piste =))
- MANAGALA PAISo :-D:-D
Njyy fa na nanao reo retsaretsa reo aznay mbola VARIMASAKA FONANI KNOU o^o
8. naughtyboy ( 11/09/2007 16:13)
kalesa kalo de milay mintsiny,fantsin'akou lahy,fangalampiery:-D:-D
9. melody ( 12/09/2007 14:25)
ié za tena anisany tia fangalapery miaraka @ bandy kely:-D:-D
dia sabaka, ilay vato kely ato eo ambony loha iny
ankitsapaka (am-pôsy io) tena anisan'izay tsy tiako fa nataoko izay ilay frere ko dia kay fanday beeeu no tao am-paosina, falay ery lery t@ izay ny tanako ' izny mivonto be:(
tanisa etc..
ilay maka pneu dia miditra ao anatin'ilay boribory iny dia hatosika @ izay, ilay midina @ fidinana iny, aoka fotsiny :-D:-D:-D
hafa ihany ny taloha ô!
10. Missie ( 12/09/2007 14:51)
hihihi f'inona, le manosika pneu veuh melody :-D de asiana menaka lé am tomobilll reny lé ao anatiny am zay:-D mirilll tsara :-D:-D
Bold text tapika tsy azo raisinaBold text kay iny no tena masositra refa mba minana mofo sy dobera iny njykou touja de pahin'i lerouny lé mofo kelyy de aveo:cry: beuhhh
Bold textde lé mitsipina kapisily jay no tena mapneuh anà , voa maraina de devant anà bar maka lé capisily guinesss lollll=)) amin'io sady vretra kely, tsy mikraro no maloto kely ny taré de hahaha
11. melody ( 12/09/2007 15:07)
Missie: nga ndry mbola tsy nilalao pneu? na izao aza zah mbola tia an'io saingy vetivety dia fanina:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 12/09/2007 15:39)
eeee. zahay tena tambanivohitra mihitsy ka.. ny anay nanao tomobila biriky no nataonay dia niompy valala sy tanalahy ao anaty boite sy tavoahangina eau vive
13. simplex ( 12/09/2007 16:21)

daka tsy hita maso :)
14. Stretch ( 12/09/2007 20:21)
esy e le talou e !
le nanosika an lé beka iny de lasa tena alavitra be mintsy , de avy eo ariva be vô tafaverina ,fa sady mbola naka manga , de tonga any antrano vôkapoka am sindaory fa taraiky efa tenenina fôna we mahalala mody , :°)
15. andry08 ( 12/09/2007 20:32)
Ny fanenjika sy ny vintsily ahoana ??
16. andry08 ( 12/09/2007 20:33)
Ny raosy jamba koa tena nahafinaritra.
17. Veloo ( 13/09/2007 00:55)
bozyboleta [ Valio ] 11-09-2007 13:27:47
Lohateny : Re : Kilalao tam bola kely
De refa tsy nanao an'reny sômatin de masomprette reny de mba nanao tantara vato e


ilay tantara vato manao kindrindrina retsy a!
18. bozyboleta ( 13/09/2007 05:07)
iee! ary mahita tantara atao foana koa an!
Fa tiko t@ zany koa le manao elastika de tsy ankikasika.
De le manao kivarivary koa, de fonona bômbô no atao vola :lol:
19. kallie ( 13/09/2007 09:44)
d refa manao tatara vato d manao sarisarina trano (transparent) hita eo hono ny seza sy ny latabatra sy ny fandriana.. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
D asa nareo fa zahay nihinana trèfles (kdidim-borona)
D vôkapoka refa milalao fotaka atao gateau :-D:-D:-D:-D
20. dadie ( 13/09/2007 12:09)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 11-09-2007 13:57:41
Lohateny : Re : Kilalao tam bola kely
ny ahy le
manao tsipilavaka @ariary na ariary roa, na fingotra de kapisiky koa!
ie le manao tsobato,
jeux d'elasitika
fanendrikia: hatreny atanim-bary rehefa tsy mahay mande @iny dia any anaty tatatra.
mitady kapisiky,fonona bombo
mianik'azo
mitady tanalahy
manao baolina
hakiafina
mitady tanalahy
de ilay mandende any akady sy ny mianikanika vohitra hireny koa tiako.
le manao se matin aloha matetika resy aho.
manao tantara, manao tsokonikonina @vovoka andrahoana @afo na koa tena vary, mande mividy eny antsena dia avy eo manao hotely kely hihihi

aino> nahatratra anizany v dry? :lol:
mafinaritra fa mahatsiaro ny talo mamaky ny nataonareo d miverina ao an tsaina ilay izy :-D:-D
ny manao tsikonina ny ahy no tena tiako ,ra tsy izany miaino tantara d ny mahagaga refa manao tantara d mirahavavy fona ny zanak'izy mivady d samy manana ny chambre avy ,talo tsinona ny mpiray tampo miray chambre daolo ny mpirahavavy na ny mpirahalahy d ao no manararaotra mijery ol 1 am chambre 1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4891