Kilalao tam bola kely
21. Veloo
(
13/09/2007 15:12)
bozyboleta [ Valio ] 13-09-2007 07:07:08
Lohateny : Re : Kilalao tam bola kely
iee! ary mahita tantara atao foana koa an!
Fa tiko t@ zany koa le manao elastika de tsy ankikasika.
De le manao kivarivary koa, de fonona bômbô no atao vola
:-D:-D:-*:-*
22. xxx
(
13/09/2007 15:18)
Mihomehy be aho mahita ilay hoe varimasaka
Taloha rehefa mandeha milalao miaraka @ zandry, ilay zandry io bezizo hilalao nefa mbola kely loatra dia atao foana hoe "izy akia varimasaka a" , satria tsy afaka foana , dia na tsy afaka aza dia afaka mifindra @ étape manaraka

23. Missie
(
14/09/2007 08:38)
xxx:
Mihomehy be aho mahita ilay hoe varimasaka
Taloha rehefa mandeha milalao miaraka @ zandry, ilay zandry io bezizo hilalao nefa mbola kely loatra dia atao foana hoe "izy akia varimasaka a" , satria tsy afaka foana , dia na tsy afaka aza dia afaka mifindra @ étape manaraka
xxx: ieuhhh! varimasaka, na refa manao jeu d'elastik, lé am sematin o tena varimasaka:
MAMAY VAY NY TONGOTRAY RAHA MARARY ASIANA FANAFODY OKA ZAY =))=)) eo de mba faly oe nisoty tady
25. Fiffi
(
15/09/2007 07:48)
dadie: de mba niteniteny foana mintss akia isika taloha an ! :-D:-D:-D:-D
26. kallie
(
15/09/2007 14:38)
ka lé oe "aminà (2) diatôlé, alé zimba, sélà à à... " anga mbô nisy dikany? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. Missie
(
20/09/2007 12:00)
:-Dnareo veuh nanao lé tavoahaingy botakely, tsy matakatra lasesily =)) de le sambaliha saholy kanga hahaha =)) nefa kay ny dikany oe izaho no valiha ianao lohakanga =))
28. ari.malala
(
20/09/2007 12:50)
nareo nga ts mba nanao ze ts mikipy tsy asiko? de le akondro, de le abontsina ny takolaka de tsipindina de ze mipoaka manta fa ze ts mihontsina masaka:-D:-D de le refa hanao zedelastik de le we za pré tsisy zero tsis n'in'in:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. dadie
(
20/09/2007 14:18)
24. Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 15-09-2007 09:48:02
Lohateny : Re : Kilalao tam bola kely
dadie: de mba niteniteny foana mintss akia isika taloha an
gravy mihintsiny aki ,zao efa miteny vaza dol ny ankizy any donc mety am lé wi amizay ny filazany azy
27. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 20-09-2007 14:50:24
Lohateny : Re : Kilalao tam bola kely
nareo nga ts mba nanao ze ts mikipy tsy asiko? de le akondro, de le abontsina ny takolaka de tsipindina de ze mipoaka manta fa ze ts mihontsina masaka de le refa hanao zedelastik de le we za pré tsisy zero tsis n'in'in
:-D:-D:-D lé akondro v aki ze masaka d miara mitsoka am mamany e? d avela eo ze manta?
za pré ihihih tena tsaroko mitsy ,ra adika amizao fotoana zao io za pré io zao d lasa miova ny dikany:-D:-D
30. Missie
(
20/09/2007 16:18)
ari.malala: ieuhh zay koa nanao akondro kou,
ary lé coq poule veuh nareo nanao???
Je declare la guerre
Lé avy mangataka
salasala enao ry mpanjaka, tsara avy taiza??? de lé manao zesta matetika avy nanasa lamba fona na avy natsaka =))
ary lé coq poule veuh nareo nanao???
Je declare la guerre
Lé avy mangataka
salasala enao ry mpanjaka, tsara avy taiza??? de lé manao zesta matetika avy nanasa lamba fona na avy natsaka =))