sary...

1. xxx ( 11/09/2007 05:25)
hery ô! niova angaha ny lalàna fametrahana sary???
toa rehefa sary maloto sy sary mamoafady ary sarin'olonkafa ihany no tsy ekena ny misoratra eo amin'ny fametrahana sary???
fa lasa niova hoe rehefa tsy mazava endrika dia fafaina ihany koa.....:wink:
novalian'i Papoose ny 09/10/2007 00:40
2. diamondra27 ( 11/09/2007 05:31)
na refa mitodika na sary dessin animé fotsiny reny koa tokony esorina

nisy nanaraotra fa tsy tao ralay de mametraka sary tsy mazava :-P:-P
3. xxx ( 11/09/2007 05:41)
kanefa betsaka sary tsy mazava any aloha any ka izay no antony anotaniako hoe niova ngaha ny lalàna8-)
4. tess ( 11/09/2007 05:45)
ohatra ity anefa efa ela ihany:wink:http://serasera.org/namana/media/sary/namana/moi_024.jpg
6. Ralay ( 11/09/2007 06:09)
Tena tsy mazava tokoa ireo fa tsy misokatra hatr@ page :-D
diamondra27: zay tokoa fa soa ihany fa efa tafaverina izy e :lol:
7. hery ( 11/09/2007 08:33)
tess> sarin'iza io napetrakao io hanesorana azy?

Tsy niova ny lalàna kah. Sarinao ihany no ilainay fa tsy sarin'olon-kafa atao manjavozavo.
8. tess ( 11/09/2007 15:43)
merci hery namaly:wink:izay ihany no tiko ho fatantra....
9. tess ( 11/09/2007 16:05)
ralay ito zao tena tsy hita mitsy ny endrika:-P
10. tess ( 11/09/2007 16:11)
11. tess ( 11/09/2007 17:04)
Ralay:

Tena tsy mazava tokoa ireo fa tsy misokatra hatr@ page :-D



tena mbola hianatra hampiditra an'ilay jereo eto ndray zà zany....:-P:-P;-)


12. Ralay ( 11/09/2007 18:56)
Marina zany :roll:
13. ikaretsaka ( 11/09/2007 19:06)
betsaka ihany izay sary natao nanjavozavo izay..
aleo koa mijery sary mazava mitodika toy izay le omeko tsy omeko le
14. xxx ( 11/09/2007 19:09)
ika:wink:
15. ikaretsaka ( 11/09/2007 19:17)
xxx> ie ko! vue io ko! rehefa hita ny vue tsy maninona na face na dos na profil.. fa le manjavona no tsy mety kosa..
ohatran'ny hoe nanao sary ianao dia t@ ambalazy dia namonosanao ramanonaka! izay tsy mety
fa raha nanao sary ianao ka ny lamosin'ilay olona.. = inona ny olana?
sa soloina koa ilay hoe "sary" dia atao hoe "tokotanin'endrika"?
raha izay aho dia d'accord
16. xxx ( 11/09/2007 21:14)
ika: izaho tsy contre ny hevitrao mihintsy fa miray hevitra aminao hatramin'ny farany:wink::-*(l):-D
17. salmo1 ( 11/09/2007 22:02)
hery:
Sarinao ihany no ilainay fa tsy sarin'olon-kafa atao manjavozavo


Raha ny sariko tena sariko no napetrako tao, ka ny sariko napetrako dia manjavonjavona, na sariny tanako fotsiny, na sariny tongotro anakiroa dia mety tsy hekeny tompon'andraikitra ny sary napetrako. Ary ho fafana avy hatrany

Raha sariny tavako kosa dia ekena avy hatrany... angamba. Sady tsy ho voafafa.

Aoka toy izany koa isika... satria izay rehetra fantatsika fa tsara dia mety ratsy ho any Ilay ao Ambony.

18. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:27)
dia ny tanana izany ratsy hoy "ny ao ambony"?
19. xxx ( 12/09/2007 05:20)
betsaka ny sary tsy ara-dalàna ao aloha fa araka ny fialazan'i hery izay hoe ianao aloha no tratra:wink:
misy sarina voahirana fotsiny aho, misy sary na sipa anefa izy bandy (kavaly) ohatra....
fa ny sary raha nanjavona dia sariko ihany....:-P
20. Ralay ( 12/09/2007 07:51)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-09-2007 07:20:27
Lohateny : Re : sary...
betsaka ny sary tsy ara-dalàna ao aloha fa araka ny fialazan'i hery izay hoe ianao aloha no tratra

Tsy maintsy misy foana ny mi-passer à travers ny mailles du filet fa marina io voalazanao eo ambony io ary tsy ny anao ihany ry xxx ary tsy ianao irery ihany koa no mametraka fanotaniana hoe maninona ny sariko ihany no nesorina fa misy foana ary mitovy foana ny reaction-nareo manao hoe misy an'izao any aloha any tsy voafafa fa ny ahy foana no voafafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.143