sary...

41. kallie ( 13/09/2007 05:43)
:-D:-D donc marina nénà oe misy idiran'i Tess i Fasaly..... :-D:-D
42. tess ( 13/09/2007 05:55)
kallie: mazava waz!:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*

jereo kely anie i ty page ity e! tena tsy misy hahafatarana ny endriny mitsy....
de tsy evloluer tampoka izy teo zany...
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana%2Fsary&debut=380
43. tess ( 13/09/2007 05:57)
kallie: saika hiova ps miitsy aky zà fa tsy foiko ndray lay fasaly de samy nampesaiko ihany ireo ah! fa kobon'ni ankizy foana am fomba firesaka sy ny sary napetaka e!hatrizay e:wink::-D:-D:-D:-D
tsy aleo ve manàla azy toy izay raha manana ps maromaro toy izay koa ilay manana ps zato hanompàna olona aloha, enfin tsetsetsa tsy aritra ny ahy iny:-P
44. lanto ( 13/09/2007 06:08)
Oupsss ngah tess ihany i fasaly ? :-D Samy tiko nareo roa vavy, samy tiko fa matavitavy :-p :-*
45. hery ( 13/09/2007 07:10)
oups

Ary zah saika niady tamin'ilay tess mihitsy hoe mampiditra sarin'olona hafa tsss.

Io anie ilay blem e. Misy olona misoratra anarana dia mametraka sarin'i fasaly (efa nisy io) dia nimenomenona mafy nareo hoe misandoka sns.

Dia nisoratra anarana i tess dia nametraka sary tsy mazavazavan'i fasaly, izaho mbola mieritreritra hoe niverina indray ilay mpisandoka... kay i fasaly ihany.

Ampianarinareo hisandoka indray ny oul.
46. Ralay ( 13/09/2007 07:19)
Ikaretsaka: Sarotra angamba na tsy takatr'ise ny fanazavana nomeko nefa teny gasy tsotra sy mazava.
Maharay fanazavana daholo izay vofafa sary rehetra.
Lasa mandreraka ny miady hevitra @ ise fa afaka mijanona tsy ho dakoro foana ise refa tsy dakoro fa efa novaliko daholo ny fanontanian'ise na teto na tany @ hafatra na tany @ forum hafa.Tsy voatery ho tanteraka avokoa akory ny sitrapon'ise.
Tsy ise mihintsy no hibaiko ahy @ asako.
Un peu de respect lesy ry zandry na dia libre sy entre nous aza ny forum.
47. Ralay ( 13/09/2007 08:38)
Mba tsy hampisy ny olana dia novaina ny fitsipika @ fampidirana sary ka aoka isika hijery izany manomboka izao.
Misaotra antsika rehetra.
48. mbaliana ( 13/09/2007 08:41)
aoka zay rankizy a.. samia manao ze tandrifiny e...zao fotsiny aza fafanareo roalahy ny sariko efa ao...:-P::-P
49. kallie ( 13/09/2007 09:11)
8O aiza ko ze sarin'i mbaliana eo? sa am ps hafa ko?
50. fasaly ( 13/09/2007 09:35)
[quote=hery]
oups

Ary zah saika niady tamin'ilay tess mihitsy hoe mampiditra sarin'olona hafa tsss.

Io anie ilay blem e. Misy olona misoratra anarana dia mametraka sarin'i fasaly (efa nisy io) dia nimenomenona mafy nareo hoe misandoka sns.

Dia nisoratra anarana i tess dia nametraka sary tsy mazavazavan'i fasaly, izaho mbola mieritreritra hoe niverina indray ilay mpisandoka... kay i fasaly ihany.

hery:wink::-D:-D:-D
saika hiova ps mitsy aho de nalefako tsikelikely ny fahafatarana hoe i fasaly ihany no tess
fa anefa kosa ny sarin'i tess rehetra tao dia hita tsara ny endrika rehetra na somary nataoko nanjavona kely aza fa hita ny endrika, raha tsy izany ve ny namana nivalo vava hoe hoatran'i fasaly , kambana ve ??cousine ve????:-D:-D:-D

sady sarin'i fasaly foana no nalefany teo kou:?:-D:-D

de zao zany i tess somary sage fa i fasaly somary hiala pà tsikelikely amzay:-P:-P:-P

ho an'ireo efa nahakobo aloha de misaotra niaraka nifanàla teny fa mahafinaritra dool...


lanto: ka efa hoe efa nambarako tany ho any io...tary amin'ny fety sy fihaonana:wink:


51. fasaly ( 13/09/2007 09:39)
hery tsy mampianatra misandoka i tess ka!:wink:
sary inedite n'i fasaly dool ireny sary ireny ary tsy hanana sarin'i fasaly inedite izany afa tsy i tess:-D:-D:-D:-D:-D sary somary lavitra fa nisy nahakobo ihany aloha na izany aza ny ankizy mpanaraka sary, ary nisy nanoratra mè bon! nilay ny ambiansy tamin'iny....:-P
52. fasaly ( 13/09/2007 09:40)
tsy misy manana ny sarin'i fasaly inedite afa tsy itess io fa tsy tonga ny teny....:-P
53. Ralay ( 13/09/2007 09:53)
mbaliana:Marina zany :lol:
Zah aloha manana ilay inedite njy fa aleo njy ihany no mametraka azy sao de lasa mpisandoka :-P :lol:
Andraso jereko indray zany sarinjy zany hoe sao de mba...:wink: :-*

54. ravatorano ( 13/09/2007 10:09)
ralay
55. simplex ( 13/09/2007 10:13)

ralay
56. simplex ( 13/09/2007 10:15)

oops,
misy diso kely @ le ps an'olona :)
nilatsaka ny a :roll:

:@:@
57. mbaliana ( 13/09/2007 11:44)
o ry ika aza fafana io efa nosoratako io a...:wink:
ralay> mbola misy inedite vaovao be tsy mbola hitanao ka...
amboary tsara daholo ny pc anareo fa efa nampidiriko ao ny sariko...sao dia hoe tsy misy indray...:^):^):^):^)
58. tess ( 13/09/2007 14:11)
ity misy tantara ohatra kely mitovy amin'ity tranga raika ity...

Misy lalana mahazàtra ny mpimafoivoy fiarakodia, izay afaha hi rouler-avana hatramin'ny 80km/h izany...
Mandalo eo daholo ny fiara manaja ny 80km/h fa izay no misoratra amin'ny panô sy ny lalàna....
Tampoka teo nisy fiara ni roule 80km/h toy ny mahazàtra...nosakanan'ilay police ary nanome procès izy...
Raha manotany ilay olona farany nandalo ni rouler fiara 80km/h satria io no lalàna nisy...najaina tsara izany....
raha nanontany ilay mpamily hoe nahoana aho no mahazo procès anefa ny olona nandeha teo alohako nandeha tsara ny 80km/h ihany koa...

Dia hoy ilay police hoe tsy maitsy mahazo procès enao e! satria mi roule 70km/h....

Raha nanotany ity mpamily somary gaga sy choké tamin'ny valinteny azo avy amin'ny police dia nanotany hoe fangah niova ny lalàna, aiza ny plaky milaza io hoe tsy azo hi rouleravana 70km/h ity lalana ity anefa ny olona teo aloha aza afaka mi rouler 80km/h????

Dia hoy ny police: tsy niova ny lalàna fa ni évoluer votsiny fa tsy ekena itsony ny olona mirouler plus de 50km/h.....

:-D:-D:-D:-D:-D tsy lojik mitsy aloha e!
mi comprendre an'i ika ihany aho....
fa izany hoe ilay police eto manampatra ny fahefàny fotsiny am maha police azy ohatra dia manao fitondran'ny be didjadona fotsiny....:-P:wink:



Mpandefa : Ralay [ Valio ] 13-09-2007 10:38:12
Lohateny : Re : sary...
Mba tsy hampisy ny olana dia novaina ny fitsipika @ fampidirana sary ka aoka isika hijery izany manomboka izao.
Misaotra antsika rehetra.


mba izay ahay....:°) ampilazàna aloha ny olona izay vao mampiatra ny lalàna tsy voasoratra....de tsy hisy ny korotana madinidinika....
na izany aza sans rancune....:-*
aleo mba ho fantatry ny be sy ny bobaka ny lalàna niova fa betsaka mitsy no tsy ara-dalàna ao:-P:wink:
59. hery ( 13/09/2007 16:16)
tess> tsy izay no zavatra nitranga teo kah.

Ilay nandeha 70km/h mety hoe nandeha 70km/h fa marche arrière. => Hita fa tsy mety fa mbola tsy ao anaty lalàna.

Noeritreretina mantsy fa hoe tsy voatery soratana ao anaty lalàna daholo ny pitsopitsony madinika rehetra fa mba misy tonga saina hoe inona marina no tena dikan'ilay mametraka sary.

Kay ilaina ihany ny mametraka fitsipika... raha tsy asiana fitsipika ny olona dia tsy hahita hoe inona no tokony hatao.
60. tess ( 13/09/2007 16:22)
hery: ieny e! izaho anie tsy mandà ilay fametrahana fitsipika eè! ary manaja rtsara ny fitsipika misy....
fa raha nahita ny tany aloha rehetra tany nandalo daholo ny sary rehetra izay tsy manara-dalàna amin'izao dia tsy voafafa..;fa tampoka teo dia hoe ni evolué lay lalàna fa tsy niova kanefa tsy nisoratra...dia mba maneho ny hevitra koa ny mpametraka sary....fa no souci rehefa mandeha otran'izao mba misy ny fifanajàna ami'ny andaniny sy ankilany:wink:
ilay lalàna otran'ny nosamborina tampoka nampiharina tamin'ny olona iray na roa ihany no nampi choké kély sy nampi revolte fa tsy de we in akory...
sady aleo nisy ity dinika ity dia milamina fa lay valivaly boraingina fotsiny tsy mazava otran'ny tsy mety ihany koa ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3921