sary...

61. tess ( 13/09/2007 16:24)
izaho izao vao namaky ny fitsipika nisy de mazava tsara mihitsy....ary arahina io....:-P
fa misaotra tamin'ny famaliana matotra ny dinika ry hery....:-*
62. Samoana ( 13/09/2007 16:32)
Ralay:

Mba tsy hampisy ny olana dia novaina ny fitsipika @ fampidirana sary



Mba tsy hampisy ny olana dia tokony izay sary mitsiky ihany no azo avaoka:D

63. tess ( 13/09/2007 16:56)
samoana: tsy mety kosa izany...de mba ho aiza zany zahay tsy mba maahay mitsiky itony rehefa maka sary....:?
64. ikaretsaka ( 13/09/2007 17:15)
ny ahy tsy raharahako ange le manala sary sy tsy manala sary e.. fa le hoe izy tsisy equity dia mody ialana zigla @ le hoe "misy mbola tafaporitsaka @ passoire"
Rehefa miasa sy mandray fepetra dia amin'ny olona rehetra fa tsy amin'olona vitsy fotsiny sy mody saronana io phrase fialana pas (mailles du filet) io
65. tess ( 13/09/2007 17:26)
ika: ka izay matsy: ilay ni passé mailles du filet! betsaka nohon'ny nampiharana ilay lalàna evolué soit disant....
fa efa vita iny ...misoratra mazava tsara ny fitsipika ao dia izahay koa anie mora entina e! ary manaraa fitsipika ara-dalàna:wink:
66. ikaretsaka ( 13/09/2007 18:17)
izay:wink:
fa ampiatrao mazava tsara ny panneaux dia izay diso hitsofy siflet na ringiby na footy fa tsy hoe rehefa manchester dia mandeha fa rehefa all blacks tsy mandeha:wink:
67. mbaliana ( 13/09/2007 18:21)
ralay> tena tsy ianao irery kay no manana ny sariko inedite fa olonkafa ze presents teo...
68. mbaliana ( 13/09/2007 18:25)
di zay zany hono e.... aiza no ahitana an'izany règle zany mba ho vakiako e? :D
69. Ralay ( 13/09/2007 19:35)
mbaliana: ity raha hamaky njy fa tsy izay be komantera sy be resaka akory dia afaka hanao izay tiany. Dia tandremo saoinedite no aptraky njy ao an :lol: http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p46e8ed7f0e11c
70. xxx ( 13/09/2007 19:36)
ao amin'ny fampidirana sary ao aky ry mbaliana ah! de jereo fa misy fitsipika voavao ao misy hoe jereo eto en bleu io....
71. sipagasy ( 13/09/2007 19:47)
oudry???? ary izaho dia variana t@ voalohany hoe ary ilay tess io mangalatra nys arin'i fasaly kay moa ka izy ihany io tsss ka nareo koa aza firy ny PS anananareo?? klehh hihihihi manjary very ny killl hihihih:cry:
72. fasaly ( 13/09/2007 19:53)
sipagasy: ka tokony ho tonga saina zay nahita ny sarin'i tess hoe i fasaly ihany fa raha nan galatra ny sarin 'i fasaly i tess de efa nanao fitarainana tany am hery i fasaly sady i fasaly be takalaza izay ihany:-D:-D:-D:-D
suspens mahafinaritra anie ry sipagasy ilay izy e:wink::-D
manja ilay eksperiansa ka!...:^)
i ravaomariakely koa zao hitako namoaka ny sarin'i anjelinihary..;fa tonga de koboko hoe niova ps na mba mampiasa ps roa koa izy izany
...
fa fotsiny somary nalaviriko ny sary fa izay mahita ny sary rehetra aloha dia mahita ny sarin'i tess hoe mitovy endrika amin'ny fasaly ihany donk nazava ara-dalàna ny sary matoa betsaka ny nahatsikaritra an'io:-P:wink:
fa i vegas izao no tena mety hanopa raha hahita an'ity :-D:-D:-D
vegas ô! mifona e!:^)
73. sipagasy ( 13/09/2007 20:12)
ary mila mijery dokoteran'ny maso aho raha izany klehhhhh nataoko fa mpihavana nareo tssss hihihi:oops:
74. tess ( 13/09/2007 20:19)
de efa tsy mila tsony izany izao i sipagasy:wink:8)
75. tess ( 13/09/2007 20:45)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s45cb7ce791910

jereo ny mpametraka tsikera ny sary rehetra ao dia iza no anisan'ny mankafy ny sary anefa sary tsy misy lohany io!
ireny ni passer ny fillet dool zany:wink:
nataoko eto fotsiny io mba haseho fa otran'ny hoe izahay no be kredy anefa mba manana ny raison nay ihany zahay...de tokony nofafaina io sary io....:wink:
76. tess ( 13/09/2007 20:50)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s46327ec1c5dfe

ito koa misy mitodi damosina tsy hita ny tarehy...dia iza no anisan'ny mpametraka tsikera ao anatiny ao????:wink: nankafy ilay sary matoa tsy namafa...:wink:
ireny ilay ataoko hoe tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny....:-D:-D:-D:-D
izany hoe mba manana ny raison ihany ilay oul raha mba mi revolte kely fa tsy hoe be resaka de manao ze tiana izany fa hita izao fa nekena miitsy ilay tsy mampiseo tava anie e! tsy marina ve izany....
77. ikaretsaka ( 13/09/2007 21:11)
huhu.. ka izay indrindra manko!
ny polisy indray no tsy manara dalana! izay ilay toheriko
2 eme ligne be !

"fa Jesoa Tompo filohantsika tsy nety nandefitra ny tsy rariny" ho'zy ilay hira ahatsiarovako an'i Hery izay:wink:
78. fasaly ( 14/09/2007 04:32)
tsy mechant no nanapetrahako an'io eo fa mba ampseo hoe i ralay milaza fa tsy azomaity aseho ny tarehy anefa sary sipa roa be ireo tsy misy lohany , ny iray manao bikini tsy miatrika fa mitodidamosina be izao , satria tiana ilay sary dia tsy fafaina izany...
sady nametraka tsikera mihintsy nankasitraka ny sary:wink:
79. fasaly ( 14/09/2007 04:51)


tena tsy misy lohany miitsy io an! anefa i ralay dia nametraka tsiera de izay no tena tsy azoko tamin'ilay fialzàna fa milaatao hita ny endrika tamin'ny namafa ny sarin'i tess:wink:
80. fasaly ( 14/09/2007 04:54)


io ilay sary miamboho...anefa tsy hita koa ny endrika fa mbola nametraka tsikera sy nankasiatraka tsara miitsy i ralay tsikera roa be izao...
ka aiza ary ny madinika no tsy hanara-dia ny lehibe....mazava< ho azy ny fanazavako teo ambony...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0174