sary...

81. fasaly ( 14/09/2007 04:58)
ireto ny tsikera tamin'io farany io...

Sary lehibe
Sary rehetra
fanilo
mafàna eeeee! 1. glamoor : 28/04/2007 02:57:45
bravooooooooooo tafita ny leçon!tres bien zorooooooooooo!hiiiiiiiii
2. Ralay : 28/04/2007 07:19:58
Zao izany izy raha miamboho an
3. fasaly : 28/04/2007 10:04:54
hummm! hummm! tena mafàna mitsy kan! raikitra njay ny saison bikini zany ato am
sary an!
4. KIMBERLY : 28/04/2007 13:37:02
mafinaritra izy izany aki e
5. fanilo : 28/04/2007 13:50:05
glamoor: tsy azoko zé tinao lazaina....


ralay: ié zao lay izy!

fasaly: mafàna ny andro

kimberly: izany ve aky????
6. KIMBERLY : 28/04/2007 14:09:28
l azavana ko @ izany an mampiaky be mitsiny mampiseo ny bikanjy ao tsara ka
atokisako lotra cool
7. mits : 28/04/2007 14:20:47
tena mafana izy zany!! tena ny milomano no mety ! mazto e
8. mandrak : 28/04/2007 15:52:03
fanilo>vohay midanada ny varavarana
9. rapahmada : 28/04/2007 16:39:26
tsy maninona fa ny derieran-dry foana noho jerenay e!
10. rapahmada : 28/04/2007 16:40:17

11. lancia : 28/04/2007 17:46:45
mafana tokoa aky zany, tsara ka!
12. kally : 28/04/2007 19:06:12
Ny andry kosa akia nasian-dry pareo ve koa?
Vao avy namoha trani ve indry izany sa??
13. simplex : 28/04/2007 20:46:21
sao d mila kopakopahana kosa ra mafana be
14. Ralay : 29/04/2007 14:21:34
fanilo:efa miandry any @ piscines zah fa tongava haingana
15. dontcry : 03/05/2007 03:07:56
je c pas comment tu es mais de derriere je me permet , t magnifique
16. miou : 04/05/2007 15:19:34
fa ngah de tsisy rivotra mihitsy eh ?
82. fasaly ( 14/09/2007 05:01)
ity ny tsikeran'ny sary voalohany rtsy misy lohany

ampelassoa
mbola pink foana!!!! nipitika ny loha, hihihi! 1. maditra : 08/02/2007
21:53:56
sady ireo nasehonao ireo mihitsy no tena important, fa tsy izany loha izany
(vazivazy)
2. milanaou : 08/02/2007 21:56:46
hummmm! ça c'est une bonne idée lol! nipitika aiza ny lohanao hihihihi! milay
e!
3. koralie : 08/02/2007 22:43:22
oujyy
4. lotus : 08/02/2007 22:46:18
hum!!!
5. mits : 08/02/2007 23:51:52
hot!!
6. jacquinoricas : 08/02/2007 23:59:39
Tsy aleo ve aseho tanteraka ny sary fa tsy atao ohatran'izao .
7. jacquinoricas : 09/02/2007 00:03:09
Ohatrany reny andry mahia sy ny namany ireny no aseho fa tsy atao ohatra nenao
izao .
8. onja77 : 09/02/2007 00:35:06
fa iza mo ty @ sary ty fa tsy fantako?
9. saribakoly : 09/02/2007 08:30:53
hô hô!
10. vakiniadiana : 09/02/2007 09:31:36
Aza aseha daholo izany fa any amiko ihany alefa kou
11. lost : 09/02/2007 09:47:49
tsy lany match tany @ streptezy tany angah d ato no mamokovoko @ manaraka ny
foufou ndray no aseo an
12. zivakely : 09/02/2007 12:51:08
hmm... pink panthere v? sa Bootylicious ôtran'Béyonce
13. bozylove : 09/02/2007 13:35:43
lost : 09/02/2007 09:47:49
tsy lany match tany @ streptezy tany angah d ato no mamokovoko @ manaraka ny
foufou ndray no aseo an.
fa anga hono tsy lany match no mampiseho ny azy eto hihihi
14. vegas : 09/02/2007 15:44:47
Fiouuuuuuu!!!!
15. Ralay : 09/02/2007 16:35:53
maminany


ambava homana ampo mieritreritra...:wink:
samia mampiatra ny fitsipika izany dia misaotra atsika rehetra koa!:wink:
83. betty ( 14/09/2007 07:40)
looooooooooooooooollllllllllllll
84. mihanta ( 14/09/2007 08:53)
betty re lol
85. Ralay ( 14/09/2007 09:29)
ravatorano: Efa lasa any le izy ry bandy akama fa mbola nitady adresy angamba fa jerijereo e :wink::lol: sady misy ilay tadiavinao mihintsy any zay 8)
86. kallie ( 14/09/2007 09:31)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, Tess a, ka nafinaritra andry zareo lé nijery anle iz d ts nofafainy... :-D:-D:-D:-D:-D
87. tess ( 14/09/2007 14:01)
kallie::wink: aoka wa mariné!:^)^:^
ka izay lay ataoko hoe lalàna hafahafa no nampiarina teo mè bon! rano niraraka dool reny tsy azo rofina tsony:wink::-*
88. Samoana ( 14/09/2007 14:22)
^:^..... à OK corral ! hihihi
89. xxx ( 14/09/2007 15:35)
ka tsy efa milamin ve ty resaka ity, no sady oe tsisy rancune ka mbola inona indray eh!
90. tess ( 14/09/2007 15:36)
xxx: efa milam ôôô!
91. sipagasy ( 14/09/2007 15:41)
betty:

looooooooooooooooollllllllllllll




tss taiza akia injy hatrizay e!!!

Miverena akia fa velomintsika injay ny L4 ann hihihi:-*
92. xxx ( 14/09/2007 15:59)
betty!!!!! de retour!!!!! :-*:-*:-*:-*:-*:-* asio tehaka ry zareo an
93. xxx ( 14/09/2007 16:01)
Mpandefa : betty [ Valio ] 14-09-2007 09:40:55
Lohateny : Re : sary...
looooooooooooooooollllllllllllll


Mpandefa : mihanta [ Valio ] 14-09-2007 10:53:59
Lohateny : Re : sary...
betty re lol

Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 14-09-2007 17:41:39
Lohateny : Re : sary...
Hoy i betty:

looooooooooooooooollllllllllllll





tss taiza akia injy hatrizay e!!!

Miverena akia fa velomintsika injay ny L4 ann hihihi


efa kompilé ny avant ry sipagasy.


nankaiza ny akama taloha ô
94. xxx ( 14/09/2007 16:03)
ô lala sary indray mipika
95. diamondra27 ( 14/09/2007 16:10)
tess:

izaho indray aleoko tonga de lazaina eto ny nanelingelina ahy kely fa aleoko franche toy izay manao resaka iolakolaka

tsoriko aloha fa efa nambarako tany ho any ihany hoe i tess ihany no fasaly....

-raha namafa ny sariko farany tao i ralay dia ny navaliny ahy voalohany hoe tsy mitovy ny sary apetaka... ...:roll:

kanefa na izany aza, dia izay sary natsofoky tess dia milaza daholo ny oul fa mitovy amin'ny fasaly..
indrindra ilay sary farany tao dia ny tsikera nipetaka voalohany dia hoe hoatran'ny fasaly....:wink: donk mazava ho azy fa mitovy ny sary..

- raha nilazako i ralay fa sariko ihany ireo dia novaina indray ny valinteny hoe : sary tsy mazava endrika tsy ilaina fa matoa mametraka sary dia tiana ho fantatry ny olona hoe ianao io....
ok! kanefa ny sarin'i tess hatramin'izay dia tena nazava matoa mibaradaka ny mpametraka tsikea hoe hoatran'i fasaly miitsy:wink:

donk....fantatra endrika anie izany ilay sary e! tsy hitako izay olana fa misy raha tsy lmazava hoy aho mikasika ilay lalàna evoulué tsy regulier indraindray...otran'ny hoe izay olona tiako hampiarana azy ihany:-P:wink:

navelako ny namana no hi decouvre irery ho i tess ihany no fasaly fa betsaka ny tonga dia nilaza io hoe mitovy amin'ni fasaly i tess....
ambava homana ampo mireritreritra:wink:

izay soulageé aho fa voalazako ny tiko lazaina...



_____________________________________

tsy hitako ze idiran'olona @ ze we tess ihany no fasaly
de maninona anefa raha zany no izy?
Tahaka ny olona mandefa ps eto zao we:oh diamondra no ps fa ny tena anarako hafa de maninona zany zao?
zay no mba mahafalifaly ny fon'i tess sy fasaly


misy olona de tsy manan-katao mitsy eto fa de ze zavatra kely tsisy dikany de hitsikeràna


milay wa les yeux revolver e!:wink:
:-*:-*:-*
96. diamondra27 ( 14/09/2007 16:12)
kallie:

8O aiza ko ze sarin'i mbaliana eo? sa am ps hafa ko?


________________________

avoahy mbaliana e!:-D:-D
kiss njy! tsy henoheno tsony fa nankaiza?
97. imeva ( 14/09/2007 16:17)
Fa maninona kay no avoaka eto amin'ny forum ny sarin'ny olona sy ny tsikera ao. Tsy nahavaky ny teo anelanelany aho fa lava be ilay izy.
98. diamondra27 ( 14/09/2007 16:19)
ZA ry reto mba te ahita ny sarin'i ika fa toa manome lamosina fotsiny izy a!


de ekena ve ny sariny sa tsia :oops::oops:?
:lol:
99. tess ( 14/09/2007 16:22)
diamondra: efa voafafa anie ny sarin'i ika e! taiza ary nareo zany????izy tsy mampiseo tava no namafàna ny sariny....fa zà efa nahita ny sariny ka! tsy ratsy izy...nefa:wink:
100. Samoana ( 14/09/2007 16:23)
imeva / mampne le soratrao. Mangetaheta nefa kamo hatsaka rano:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894