sary...
21. xxx
(
12/09/2007 10:06)
ralay: izaho anie tsy niteny hoe nny ahy foana no voafafa e!...fa mba gaga fotsiny aho betsaka ny ara-dalàna anefa ni passer....waz!!!!:-P
sady ny kestion ko etsy ambony hoe niova ve ry hery ny lalàna satria tsy voasoratra ao amin'ny fampidiina sary ny hoe tsy mampiseo tava na hoe somary manjavona:-D

22. salmo1
(
12/09/2007 11:39)
ikaretsaka:
dia ny tanana izany ratsy hoy "ny ao ambony"?
Ie, raha toa ka mifanaraka ao amin'ny Filantsarany: Matio, 5; 30.
25. ikaretsaka
(
12/09/2007 16:06)
xxx:
ralay: izaho anie tsy niteny hoe nny ahy foana no voafafa e!...fa mba gaga fotsiny aho betsaka ny ara-dalàna anefa ni passer....waz!!!!:-P
sady ny kestion ko etsy ambony hoe niova ve ry hery ny lalàna satria tsy voasoratra ao amin'ny fampidiina sary ny hoe tsy mampiseo tava na hoe somary manjavona:-D
izay ange hoa eee...
26. xxx
(
12/09/2007 16:16)
ika: ka lay lalàna otran'ny zé tiana anaovana azy kou! mivoaka tampoka izany lay izy tsy misoratra anefa rehetra te hampiatra dia rien à faire fa de an'ny manampahefàna ny rehetra:wink::-D:-D
27. ikaretsaka
(
12/09/2007 17:09)
izay no efa mba nanoroako hevitra an-dry zalahy ao ambadika ao fa asa re...
asa raha ataon-dry zalahy "systeme P Urfer" aho na ahoana raha mampiditra ilay izy ho lasa lalina :wink:

29. Ralay
(
12/09/2007 19:05)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-09-2007 12:06:45Efa eo ambony eo ny valiny.
[quote]ralay: izaho anie tsy niteny hoe nny ahy foana no voafafa e!...fa mba gaga fotsiny aho betsaka ny ara-dalàna anefa ni passer....waz!!!!
sady ny kestion ko etsy ambony hoe niova ve ry hery ny lalàna satria tsy voasoratra ao amin'ny fampidiina sary ny hoe tsy mampiseo tava na hoe somary manjavona
betsaka ny ara-dalàna anefa ni passer....waz!!!!
Mazava ho azy fa raha aradalana dia mi-passer
Ny lalàna dia tsy miova akory fa mi-évoluer.Tsy ho ary hovaina isaky ny mandeha akory fa rehefa hita fa misy zavatra tsy azo ekena dia tsy maintsy esorina.
30. xxx
(
12/09/2007 19:11)
diso tsipelina re io ah! saika nataoko fanamarihana miitsy io hoe tsy ara-dalàna no tiko soratana fa votsotra ny tsy....:-P
31. xxx
(
12/09/2007 19:12)
ka ily tsy azo ekena be dia be anie e!:wink: ao izy ao iray harona ka!
aoka izay fa efa mazava de toute façon! ekena mba tsy hifandirana

32. xxx
(
12/09/2007 20:05)
jereo fotsiny anie io page io e! sary roa be izao no tsy ara dalàna ary mandika ilay lalàna misoratra rehefa mampiditra sary:-P
fa ilay lalàna tsy misoratra toa otran'ny foronina dia ampiarina amini'zay itiavana azy fotsiny....:-D
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana%2Fsary&debut=200
de aleo mangina fa rehefa manampahefàna dia afaka manampatra izay tiana atao:-P;-)

33. ikaretsaka
(
12/09/2007 20:53)
hihihi
dia izay ilay tsy mety anie ee:
1) le decision raisina tampoka @ izao
2) atao lotterie ilay izy, misy afaka misy tsy afaka
3) Ilay mitodi-damosina ka mazava, sy hita ny tian'ilay olona haseho (ny lamosiny ohatra na ny fitombenany:-D), ary fantatra fa sariny ilay izy, dia nahoana? fa ity izao.
sambatra ve =gitara, na i posy= farihy feno voahirana? :roll:

34. xxx
(
12/09/2007 21:00)
ka ilay izy otran'ny hoe i anona ihany no ampiarako azy anie e!:roll::-D izay no mahavariana ahy kely ...
santionany fotsiny ireo fa tampoka waz ilay evolution dia avy eo tsy mi evoluer ndray de tsy hay tsony.... fa ilay lalàna voasoratra aloha dia mihatra avy hatrany fa lay foronina tampoka ity no tsy regulier izany:? izay no hataoko hoe niova ve fa toa hafaafa ian matsy....

35. tess
(
12/09/2007 21:03)
tsy mbola nisy mitsy teto zavatra niova na ni evoluer ka tsy nosoratan'i hery (nampahafantarina an'i namana foana) tato na tany amin'ny bloginy aloha....:roll::lol:
36. ikaretsaka
(
12/09/2007 21:21)
ka izay.. naninona no tsy nosoratana ny momban'io? nefa "no evoluer" na?:roll::wink:
io le foronina tampoka sy tsy ampiharina tanteraka io no tsy maha d'accord ahy koa na mpiara miasa aza zahay sy ny mpamafa sary :wink:

38. Ralay
(
12/09/2007 21:57)
Ika: Tsy voatery ho dakôro @mpamafa sary ise izay no maha forum ny eto.
39. ikaretsaka
(
12/09/2007 22:52)
dia izay ange ralay e.. rehefa tsy d'accord dia omena ny raison tsy maha d'accord
fa tsy hoe fafaina de fafaina any fotsiny.
Efa nanontaniako an-Dramose izay fa ialan-dramose bala foana..
efa nomeko ny antony! fa tsy nomenao antony aho antithesen'ilay antony nomeko!
izay ny forum" miady hevitra fa tsy mandraindray fahatany @ antony manjavozavo!
ary rehefa mba nanao diso action mo ka tsy mahita alahatra sy tenenina fa dio de mba miverin-dalana fa aza be ambom-po tahaka io e!
raha manana raison hafa dia avoahay hiaraha midinika.. sa tratran'ilay hoe
"tsy zaka ny marina?" na hoe "ya ke la verite kiblesse?

40. tess
(
13/09/2007 05:32)
izaho indray aleoko tonga de lazaina eto ny nanelingelina ahy kely fa aleoko franche toy izay manao resaka iolakolaka
tsoriko aloha fa efa nambarako tany ho any ihany hoe i tess ihany no fasaly....
-raha namafa ny sariko farany tao i ralay dia ny navaliny ahy voalohany hoe tsy mitovy ny sary apetaka... ...:roll:
kanefa na izany aza, dia izay sary natsofoky tess dia milaza daholo ny oul fa mitovy amin'ny fasaly..
indrindra ilay sary farany tao dia ny tsikera nipetaka voalohany dia hoe hoatran'ny fasaly....:wink: donk mazava ho azy fa mitovy ny sary..
- raha nilazako i ralay fa sariko ihany ireo dia novaina indray ny valinteny hoe : sary tsy mazava endrika tsy ilaina fa matoa mametraka sary dia tiana ho fantatry ny olona hoe ianao io....
ok! kanefa ny sarin'i tess hatramin'izay dia tena nazava matoa mibaradaka ny mpametraka tsikea hoe hoatran'i fasaly miitsy:wink:
donk....fantatra endrika anie izany ilay sary e! tsy hitako izay olana fa misy raha tsy lmazava hoy aho mikasika ilay lalàna evoulué tsy regulier indraindray...otran'ny hoe izay olona tiako hampiarana azy ihany:-P:wink:
navelako ny namana no hi decouvre irery ho i tess ihany no fasaly fa betsaka ny tonga dia nilaza io hoe mitovy amin'ni fasaly i tess....
ambava homana ampo mireritreritra:wink:
izay soulageé aho fa voalazako ny tiko lazaina...