tsss izaho ve no tonto sa lery!!!
1. Aino
(
11/09/2007 15:53)
tahaka ny milay ihany ny manala azy ao @chat raha olona mora miakatra tahaka itony faona no ao mba misy himemezana.
[17:21] stl
[17:21] tongava aty raha hiresaka amiko
[17:21] aiz aizany?
[17:22] lazao @ izay
[17:22] ka aiza no misy anao ko?
[17:22] tsy kambana izahay fa ahoana
[17:22] satsia ianao manasa nefa tsy hay na lavitra na akaiky
[17:23] ka mitovy ps
[17:23] non, izaho aty Mozambika ve dia izy tsy haiko akory hoe aiza
[17:24] hay
[17:24] ka mifanasa moa nareo ko, sa mifananiany anga hoe!
[17:24] tsy izy e
[17:25] hanontanio izy raha tsy miady ianareo
[17:25] de rija izany no anarany lah?
[17:25] mazava
[17:25] lahy sa vavy aloha?
[17:25] dondrona ve sa jamba
[17:25] fanotaniana ve dia atao hatezitra sa izy masiaka anga hoe dia izay
[17:25] eny eh fomba ny manotany
[17:26] raha ny ahy io izao dia anarambavy io sa lahy
[17:26] mandika fa tsy manao vavany gasy
[17:26] eny aza eh
[17:26] az amora tezitra
[17:26] fanontaniana foana fa tsy misy discernment mihitsy
[17:27] aza fady ooo
[17:27] ary elahy izany sarotiny ah!
[17:27] fady tsy misy dikany @ technologie moderne
[17:28] MAZAVA!
[17:28] rehefa diso mangina
[17:28] izay tsy maharaka any izany fa donto be
[17:28] tsiky dia ampy ko!
[17:29] mba fetsy ry baina a
[17:30] ka mba ampianaro any izany fetsy ary eh
[17:30] milavo lefona raha vao mifanandrina ara moraly
[17:30] za anie letsy aty ambanivohitra no misy ahy eh
[17:30] kozyyy ah
[17:30] ampiasao ny moraly
[17:30] mbandy
[17:30] ny anay ny manisa gasy ihany no ainay ny mamaky azy aza mila tsy ho vita fa miada be
[17:31] dia mila fika foana
[17:31] mijanona ary ao e
[17:31] na dago aza tsy mba voatsidika
[17:31] lisany tony ranga mba mora miakatra tsss
[17:31] kozy ah!!
[17:32] okay baina
[17:32] eny eh taty ambanivohitra faona aloha aho hoe
[17:32] boto lesy a
[17:32] hahahaha
[17:32] sipa aho letsy raha ny tena marina ah
[17:32] mila moraly fetsy
[17:32] ary mba mamazivazy sy mitrapa anao fotsony
[17:32] fa angaha raha sipa dia tsy azo tenenina le
[17:33] raha bandy ve aho dia hiteny hoe tsiky dia ampy
[17:33] za anga miteny hoe tsy azo tenenina
[17:33] sipa gaigy izany ianao
[17:33] fa ianao tonga dia nanindry be, za nefa saika anome bisous hoe mba hitsiky ny toi!! kay tsy mamely fa manambony tena be.
[17:33] sy manaratsy nefa ny aty mba te anao simpa @akama ihany
[17:34] veloma fa @ manaraka raha misy fotoana
[17:34] ok
[17:34] okay eh
[17:34] aza adino anefa fa mety mitovy tatana ihany isika.
[17:35] na aiza ialahy na aiza doto foana e
[17:35] bay tany eh! iza no donto tahaka ny elah, hahahahaha izany ka zefa marina, izay manadala ny adala hono no adala, ary izay manaboto ny boto no tena boto.
bye eh!

novalian'i Bafota ny 04/01/2008 17:17
7. Aino
(
11/09/2007 18:32)
tess ka rehefa iny tsy dia mahita atao iny mihintsy no sendra azy dia mety ko!!
8. xxx
(
11/09/2007 18:48)
tena hatsikana marina izy zany, hay ve toy izao no ao @ karajia ao e? =))=))=))=))=))=))
nofaizin'i Aino tanteraka zany rija an?????
nofaizin'i Aino tanteraka zany rija an?????
9. ikaretsaka
(
11/09/2007 19:11)
aleo atao hoe samy "tonto" raha izany fa tsy mety ny mitsaratsara olona fahatany
10. Aino
(
11/09/2007 22:36)
ikaretraka ka izaho anie t@ voaloha mba niezaka ho trotra ihany eh, dia nanadala ny adala izy ka vodala!!
tsy maninona fa manala zy dia meme, aleo izay eritreritra zavatra hafa ho hafa fa aleo donto eto faona ko izay fetsy voambaka, tsy mitsara ankory aho fa mba manazava kely eh!!!:lol::lol::lol:
tsy maninona fa manala zy dia meme, aleo izay eritreritra zavatra hafa ho hafa fa aleo donto eto faona ko izay fetsy voambaka, tsy mitsara ankory aho fa mba manazava kely eh!!!:lol::lol::lol:
11. Aino
(
11/09/2007 22:38)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 11-09-2007 19:20:54ka izaho tany @PUB aloha no niresaka azy voaloha dia nande tsara ny resaka sy ny fanotaniana fa izy no naka pv dia niova ny firesany!! tsy aleo mba hatao pub ihany raha izay no mampety azy!:twisted:
Lohateny : Re : tsss izaho ve no tonto sa lery!!!
aiza koa no hisy pv averina eto akia aino
12. ikaretsaka
(
11/09/2007 22:45)
ka samy fautes ko
ny 1 nanaiky hadalaina=faute!.. ny 1 nanadala=faute
ny 1 nanaiky hadalaina=faute!.. ny 1 nanadala=faute
13. boubounezy
(
11/09/2007 22:59)
za alou d tsy maharaka fa za tsy mba mpadé any @ tchat zany mintsy.:D:D:D
14. sonwin
(
12/09/2007 10:31)
ary ohatran'ny tsy mifampitohy ilay resakareo sa za koa no tena ...:roll:
16. Aino
(
14/09/2007 15:31)
sonwin ye tsy dia mifanaraka tsara fa zavatra hafa no anotaniako azy dia hafa no valiany avy eo!!
17. dadie
(
14/09/2007 15:52)
ary ohatran'ny tsy mifampitohy ilay resakareo sa za koa no tena
:-Dza koa nieritreritra anizany ,noeveriko ol telo no miresaka
aino> ihihih hay v zao ny ao am karajia ao sa misy ambiansy hafa tsara kosany agaba e ,
za aki tao fa tam voalohany fa tsy nalala ol d tsy niverina tsony oatrany samy manana ny namany ao :-D:-D aty am forum iany no tiko
18. fanaina
(
14/09/2007 20:57)
dadie oui efa samy manana ny akamany avy ny ao!!
fa ny akabehazany ny akama taloha hireny efa tsy niditra dol.
fa ny akabehazany ny akama taloha hireny efa tsy niditra dol.