tsolotra mavitadoza

1. boubounezy ( 11/09/2007 10:31)
tsy mba malaelo v nareo ra mba ny namanareo no tratra anizany? nisy namako nifankaty b t@ oull 1 efa mpivady mou zareo taty arina. d nifankaty b d nitady zanaka efa amantonany maro b vô iny fa bevoka ; lasa niteraka t@ hopitaly (dago) d t@ zay zany lé sage femme nampiteraka azy nangataka vola b t@ lé izy 2 kely nefa zareo sairana b mintsy, d refa tsy afaka nanomé vola lé izy 2 d tsy norarainy lé sage femme sy ny namany ka lasa tsy azo lé zaza fa maty. vokany nandritriny tona maro io namako io nidéprime b fona ary manjombona b fona ny endriny na @ fotona inn na @ fotona inn aitanao azy d lé vadiny mou zany malahelo kou fa tsitany ataony:(. misôtra n'Atra fa efa 3 anaka zareo zao mipetraka andafy sady mba tsy sahirana tsony mou lé rangah miasa tsara. ny tiko lazaina wé mbola misy v zany toetsaina tsolotra otrizany fa tena mampalaelo b ra zany no mbola misy.:cry:
2. fahamarinana ( 11/09/2007 10:59)
:arrow:Mampalahelo koa zany toe-tsaina any zany sady mihatra aman'aina mihintsy.Misy aza tokony hiteraka normal zao dia atao césarienne satria iny no lafolafo sy ahazoan'ny Clinique vola be be kokoa.Misaotra an'Andriamanitra fa efa nahazo taranaka sy efa milamina ny situation-n'izy mivady zany e.Asa rahoviana no hiova tokoa fa na izany aza dia misy ihany koa ny tena miasa aloha an,tsy azo atao iray sobika daholo fa atao hoe be no mpila vola e!!!(l)
3. dadie ( 11/09/2007 13:22)
bola misy alo zao fa efa vitsy satria mataotra ny bianco ny ol e
4. boubounezy ( 11/09/2007 17:44)
dadie fa iza kia lé bianco???
5. dadie ( 11/09/2007 17:46)
ol mpitsikilon'i Ravalomanana bola tsy naeno zany aga dry? so bedy eto aho klé,mety isy anazava iany ny tena asany ny akizy sasany
6. boubounezy ( 11/09/2007 17:55)
tena tsy maharaka anizany mintsy kia za ry dadie a! aleo jerena ra misy manazava alou!!:o
7. sakaizakely ( 11/09/2007 21:01)
dain kosa !

azo torina zany olona izany kou ! Aiza ny serment d'Hippocrate @ zany ? F'angaha io tonotononimpoana ?
8. boubounezy ( 11/09/2007 22:23)
sakaizakely zay kou alou é! nefa dé tokony ho torina v dadie??? tsy mety kosa zany é!:(
9. andryjaps ( 12/09/2007 09:12)
Ny tsolotra any @tanana aloha dia tsy hijanona izany raha tsy ny karaman'ny mpiasa no asondrotra e! asiana ny TVA 20% izay tsara fa mandeha ila ihany satria io dia nisy hatrizay fa tsy nampiharina. Tsara ny nampihatra azy fa saingy nampiakatra ny vidim-piainana satria ny karama tsy dia nisy fiovana firy. Ahoana moa hoy nareo no ahafahan'ny olona mandray karama 400000fmg miaina ara-dalana ? Na dia ny sakafo fotsiny aza tsy ampy izany. Mirary soa ho an'ny firenena ihany aloha mba hisy fiovana tsara!
10. xxx ( 12/09/2007 11:22)
boubounezy:
dadie fa iza kia lé bianco???

Bureau Indépendant Anti-Corruption izany , eny Ambohibao eny no misy azy

http://www.bianco-mg.org/

d asa ra tena tsy misy tsony tokoa ny corruption any dago any hatramin'ny nitsanganan'izy io na mbola misy ihany.
11. boubounezy ( 12/09/2007 12:01)
andryjaps éééééééé! atao aon'é! tena sarotra b mintsy ny fiainana any.:(
12. gasymanja ( 16/09/2007 13:32)
Raha mbola mahantra kosa ny tany anankiray d aza mieritreritra ny tsy ahita tsolotra eo ( hien-danja fotsiny ihany anga, raha ho tonga eo, lé izy noho ny fisian'ny bianco, fa ny tsy hisy intsony... aza manonofy antoandro isika ry xxx a!!!)
13. boubounezy ( 18/09/2007 21:40)
gasymanja tsy nofy fa tena réalité:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.107