Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
ronaldo09
(
03/09/2007 17:12)
Allez-y Real Madrid
VILLARREAL - REAL MADRID : 0-5
Buts : Raul (41e), Sneijder (47e et 71e), van Nistelrooy (49e) et Guti (75e)
Sale soirée pour Villarreal. Une semaine après avoir vaincu le voisin madrilène ...
suite
booboo
(
03/09/2007 16:20)
coupe du monde rugby 2007
ho an'izay mpankafy sy mpanaraka ringbiii o !
Iza no ekipa halainareo @ ity ? dia raha @ lalao voalohany frantsa vs argentine dia iza ?
zà maka frantsa hu hu hu
...
suite
répondu par ikaretsaka le 09/09/2007 12:09
tsaramaso
(
03/09/2007 15:37)
RVG : Hoy i Ragidro
[img]http://img47.imageshack.us/img47/5876/ragidrobx2.jpg[/img]...
suite
répondu par RyAnona le 06/09/2007 06:23
cath
(
03/09/2007 13:31)
mariazy adventista sy katôlika
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany sa...
suite
répondu par Veloo le 07/09/2007 19:51
sitlo
(
03/09/2007 08:47)
tononkalo
Ahoana kay no atao raha tsy tia hahazo hafatra any amin'ny mailaka hoe "nisy nametraka tsikera ao amin'ny tonokalonao".
Atao Block Email Address ve? :-D...
suite
répondu par sitlo le 10/09/2007 14:29
Fiffi
(
03/09/2007 08:12)
Hipoaka ny sarom-bilany
Nalaza tampoka tsy fidiny teo i Bahamas. Maro no efa nijery sarintany hoe aiza marina eto amin’ity planeta tany ity tokoa i Bahamas. Tsy vitsy ihany koa ireo manaiki-tanana fa very fihinanana sy v...
suite
répondu par moi le 04/09/2007 14:29
RyAnona
(
03/09/2007 08:03)
Inona no atao hoe CHIC, CHEQUE, CHOC?
Nisy olona nanao loha-hevitra tany aloha tany momba ny fitiiava dia hanontany anareo aho fantatrareo ve ireo teny telo miatomboka @ CH ireo? dia mba arosoy ny hevitrareo fa mifandray @ fitiavana ireo ...
suite
répondu par Taniko le 07/09/2007 10:16
niryna
(
03/09/2007 06:20)
Inona no tsy tian'ny devoly ho fantantsika?
Sorena foana ity zanaka lahitokan'izy mivady mahita ny ray aman-dreniny mivavaka,mamaky baiboly sy mihirahira hira masina ao an-trano.
- Tsy ahitako tombotsoa amin'ny ho avy akory ny famakiko an'io b...
suite
répondu par niryna le 11/09/2007 07:29
piste
(
03/09/2007 05:45)
Mbola Mere Theresa ihany
Raha nisy moa nijery azy t@ lafi-ratsiny momban`ny NUIT OBSCURE n`i Mother Theresa dia ity misy interpretation positive mikasika azy :
ROME, Dimanche 2 septembre 2007 (ZENIT.org) –
La « [b]n...
suite
répondu par piste le 06/09/2007 23:42
sitlo
(
03/09/2007 00:47)
stretch
[size=18px][b][color=#5555FF]Amin'izao zoaiezaniverseranao izao dia hoy ny aty hoe [/color][/b][/size]
[center][img]http://img384.imageshack.us/img384/4076/ziiye0.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par Stretch le 12/09/2007 20:03
darafify
(
02/09/2007 20:28)
sefo
Raikitra hono ny fifidianana tamin'ny vatan'ny olombelona hoe iza no sefo.
Dia samy niteny daholo sady samy nidoka tena.
Izaho hoy ny tanana fa raha tsy izaho tsy misy afaka mitendry clavier hojeren...
suite
répondu par kiadi le 07/09/2007 16:55
darafify
(
02/09/2007 20:25)
salut daholo
Izay tsy manao sali tsy mivoaka.
Tena kilalao ratsy io, fa raha tsy mivoaka izany ve ny olona anakiray tsy ho faty.
...
suite
répondu par miaon le 04/09/2007 14:15
zoklbfkfk
(
02/09/2007 12:11)
Miarahaba an'i kala
Miarahaba an'i kala manokana nohon'ny nahazoany fahasalamana tanteraka ka afaka manohy ny asa aman'andraikiny indray. Enga anie hitohy izany fahsalamanana izany ka Andriamanitra hitantana ny dianao sy...
suite
répondu par UB40 le 20/09/2007 01:43
xxx
(
02/09/2007 11:33)
permis internationaly
Manao ahona daholo:
ahoana kay ny mamadika permis gasy ho lasa international.
condition, demarche... sao misy mahalala.
Merci...
suite
répondu par aritradiary le 05/03/2018 05:38
xxx
(
02/09/2007 11:30)
maray loha rantsana
Manao ahoana daholo ianareo.
Saika mba hanontany hoa za hoe efa nisy tratran'izao aretina izao v, dia inn ny fanafodiny :
Marary ny loharatsana, tanana sy tongotra.
Indraindray ohatran'ny vo...
suite
répondu par watafon le 10/09/2007 15:29
naughtyboy
(
02/09/2007 11:01)
reo goal mapme ndrindra atr@ zay
http://fr.youtube.com/watch?v=q1yNI71X2nI...
suite
répondu par naughtyboy le 05/09/2007 19:29
naughtyboy
(
02/09/2007 10:27)
hafa nefa tsy masosotra ..
mbo te izara tony vazo tony elatsiny ra vahiny le izy na efa ela aza no nivoaka http://fr.youtube.com/watch?v=LD5sahXoj0U...
suite
répondu par naughtyboy le 17/09/2007 11:30
naughtyboy
(
02/09/2007 10:12)
tsetsatsetsa tsy aritra..
fanotanina kidaladala tsy afaka ato antsaiko ny oe ilaina foana v ny fitiavana vao afaka miaina tsara ny oul 1?
azavaiko kely ny tiko volanina ilainy zv mananaina rehetra ny fisiany ny hafa mikarakar...
suite
répondu par naughtyboy le 09/09/2007 10:38
lanto
(
02/09/2007 10:03)
surpise parti Nice
Nahafinaritra ny fihaoana ankelakelantrano t@ ireo namana serasera vitsivitsy teto Nice sy Marseille, mbola ho avy eo ny sary sy ny commentaire :)
tsy nisy dite fa glace indray fa nafana loatra ny an...
suite
répondu par Ralay le 28/10/2007 16:42
Bita
(
02/09/2007 08:58)
Tononkira noforonin'i Besa momba ny tolompiavotana
Sao mba misy mahatadidy ireto tononkira momba ny tolompiavotana ireto azafady:
1) Dia hanao akory ny manaraka a!(2x)
2) Malagasy vahoaka mandresy e mafy be, mafy be
Ireo aloha fa maniry aho fa ...
suite
