tsetsatsetsa tsy aritra..

1. naughtyboy ( 02/09/2007 10:12)
fanotanina kidaladala tsy afaka ato antsaiko ny oe ilaina foana v ny fitiavana vao afaka miaina tsara ny oul 1?
azavaiko kely ny tiko volanina ilainy zv mananaina rehetra ny fisiany ny hafa mikarakara sy mikolokolo
Oh.ny zvmaniry na tsara aza de mila ny namany toy ny masoandro,orana ary ny toetrandro
ny zaza ndray de mila ny reny hitia sy hanabe azy sns sns..
ekena fa lalany voajanahary daoly zany ary raha vao tsy ao reny fikolokolona reny de misy fahabangana iny @ fivoarany tsirairay ao arina ao .
karazana motera izy io manodina ny fiainany ts1-1.
Misy nefa na de tsy mbola itako aza oul mandritra ny andrompiainany mitokatena na manalavitra ny rehetra
(reny oul miaina any @ monastere)safidiny mo zany
za manokana de manaiky fa mila azy io ,eritrereto ra tsy nisy ny vhv tsy sahirana teto daoly ny kofa:-D (vice versa)
ahoana ny hevitsika rehetra momba an'io sa misy sahy milaza fa tsy mila fitia
2. xxx ( 02/09/2007 12:10)
redired
3. sakaizakely ( 02/09/2007 12:16)
:@:@:@:@:@
4. xxx ( 02/09/2007 12:22)
8O8O8O8O8O8O8O
5. dongadonga ( 02/09/2007 12:31)
:-/:-/:-/
6. dadie ( 02/09/2007 19:37)
aiza koa misy ol tsy mila fitia? za alo maita oe ilaina io na d ny fitiavana namana fotsiny aza e
7. darafify ( 02/09/2007 20:22)
tsy azo ilay dinika
8. Angolaina ( 03/09/2007 07:15)
Fa ny fitiavana no lehibe indrindra
9. RyAnona ( 03/09/2007 07:52)
Dia mihevitra ve ny ireny olona any monastera ireny tsy mila fitiavana. Inona no atao hoe fitiavana???? Toa hita ery ambony ery fa ny voninkazo mila masoandro, orana, lolo, rivotra,... Ny zaza ny reny, ary ilay ol tia mitokan-tena izany mila ny azy ihany.(Jereo ao @ SM (ohabolana) fa izay tia mitoka tena dia tia ny azy ihany??????? Be dia be ny sdoso-kevitra azo avy @ io. Samia mitady ny toko sy andininy.
10. naughtyboy ( 03/09/2007 15:29)
oh.fotsiny iny mitokantena iny satria tsy te andray fitiavana @ hafa reny oul reny,fa ny tiko anotanina zany de zao .Ra ny fazaoko ny fitia de sady manome no mandray misy nefa mahay mandray fotsiny fa tsy mahay manome de mihevitra izy reny fa tsy ilainy ..
11. Jeankely ( 07/09/2007 12:13)
Itony no resaka matotra ve naughtyboy e?=))=))
12. naughtyboy ( 07/09/2007 19:53)
zankely efa misy letsy zao ny tsindrona momba ny aromotana refa lasa degany otrany ela karazana sedatif:wink: de aza mandany andro manimba resaka'oul rehetra zao fa ny mapety ny fiainan'ela atao tsara ,mba mivoaboaha aty ivelany mahita ny fahitany hafa sokatsokafy tsara ny saina fa tsy varina mitsikera oul de lo antoerana ao:wink:tsy ivoatra mandrakizay=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
13. Jeankely ( 08/09/2007 04:33)
Samy aty ivelany naughtyboys aaaa!!!! Tena anisany miodokodina mahita maro koa ny namana ary tena mifangaro amin'ny karazan'olona samihafa fiaviana koa. Mitsikera eny ampandehandehanana aho fa tsy ao antoerana iray =))=))=))=))=)):b:b:b
14. naughtyboy ( 09/09/2007 10:38)
tsara ,mahaiza @ zay manakatra resaka sy ny hevitry ny hafa fa tsy mitsikera tsy ampanajana .
misy ny atao oe tactfull @ fifandraisana aman'oul zay mampivoatra fifandraisana @ hafa ary tokony azava tsara ra miaina aty antanin'oul ,tsy voatery anevateva na hiantsy ady akory ra maneho hevitra
(oh.vavan'omby ,mitety havana sns..8O)manjary manambany ny tenanao avy atrany ny lazainao
farany de zao efa mbo enonao ngamba ty teny ty ra miodikodina zany no mifangaro @ oul hafa fiavina
GIVE RESPECT GET RESPECT:wink:
tafita ny hafatro de misaotra tompoko fa tsy miandry valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.084