Inona no tsy tian'ny devoly ho fantantsika?

1. niryna ( 03/09/2007 06:20)
Sorena foana ity zanaka lahitokan'izy mivady mahita ny ray aman-dreniny mivavaka,mamaky baiboly sy mihirahira hira masina ao an-trano.
- Tsy ahitako tombotsoa amin'ny ho avy akory ny famakiko an'io baibolyio, tsy hinanan-kanina:hoy ity zanany mantsy azy mivady.
- Aza miteny izany ianao anaka hoy ny reniny,fa Atra tia antsika foana na mpanota aza isika.Manatona Azy.
Aleoko hoy izyy zanany mandeha any amin'ny afobe(I rather go to hell) raha misy izany.
- Mamela ny fahotantsika Izy raha mibebaka isika hoy ny rainy sady Atra tsy mba mitazona ny hatezerany ho mandrakizay.

Herinandro tsy ahavitan'ny fianarany dia nitondra fiara hamangy ireo ray amandreniny izy,teny an-dalana dia nisy fiara nivily tampoka ka nandona azy tsy nahy.Tsy nahatsiaro tena izy ary dia nantsoina tany amin'ny hopitaly ny rar-ny.
Neny a! very aho,very aho,very ho mandrakizay,ilay namany nanoro-hevitra azy eo akaikiny ary dia nitomany koa.Ialahy ho izy no nanoro ahy hevi-diso ka nahavery ny fanahiko. Tsy nahateny ireo rar fa ny ranomaso no nipatrapatraka nahita ity menaky ny ainy andao azy mivady.
- Omeo rano aho neny a! hoy izy fa mandoro ahy ny afo sady nongotany mafy ny volony.
- Neny a ! hoy indray izy sady nitomany ,trotroy eo an-tananao aho fa aza avela ho entin'izy ireo,ary dia nanatona azy ny reniny,nandray ny tanany.
Dada a,neny a, dada a,vonjeo aho,ireo izy fa tamy handrombaka ny fanahiko.:cry::cry:

Manatona an'i kristy,mibebaha andro aman'alina,diovy ny fonao.Aza miandry ny farany fa tsy fantatrao izay ora hiantsoana ahy sy hianao.


Aza manamafy ny fonareo.Tahaka ny tamin'ny fahasosorana,tamin'ny andro fakam-panahy tany an'efitra. Heb 3:8


[u]Raha miaiky ny fahotantsika isika,dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. 1 Jaona 1:9


Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalan'Atra mandrakariva,dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany Heb 12:15

** Satana dia tsy hitovy amin'Atra mihitsy.
** Satana dia tsy afaka manao zavatra maro ao anaty fotoana iray ,feno azy izao tontolo izao.
**Voafetra ny heriny amin'ny alalan'ny fahalalana nomena azy ao amin'ny kristiana ,saingy tsy voafetra kosa ny heriny raha tsy mino an'i Kristy ilay olona.
**Manao fahagagana koa izy fa misy fetrany.
** atra izao tontolo izao izy indrindra ho an'izay manaiky ny heriny ka jamba manaraka izay tiany atao azy.
**na olon'Atra aza dia mety ampiasainy rehefa mihevaheva ny finoana an'i kristy sy minohino foana ka manafangaro ny voninahiny amin'atry izao tontolo izao.
Tohizo ny manaraka.....

(l)niryna
novalian'i niryna ny 11/09/2007 07:29
2. niryna ( 03/09/2007 06:30)
Ny zavatra iray izay handrebirebeny ny olona dia ny fampieritreretan'ny olona fa tsy misy izy.
Raha mivoaka aho ka hieritreritra ny hiady an'ny devoly dia ho ringana ny fanahiko sy ny heriko satria tsy mitovy ny hery ary dia toy izany koa isika.Mijoro isika noho ny hery izay nomen'Atra ho antsika.
Mijoro isika noho ny fitiavany sy ny fahasoavany nomeny antsika.
Mijoro isika noho ny fahalalana an'i Kristy satria Izy no mivavaka sy miaro antsika.Ka tsy hamela ny fahavalo handresy antsika.

Naheno feo aho mandona varavarana
-Iza izao?

Devoly

- kristy a ! Mba voay ny varavarana raha tsy mahadiso e!
_ Tsy afaka ny hamoha io varavarana io aho Tompo o,satria Hianao mahalala ny fahalemeko.
3. RyAnona ( 03/09/2007 07:41)
Tsy fantatro na fitsapana an'ireo RaD io loza io. Ny mpitantara moa tsy nanohy hoe: maty ve ilay tovolahy sa tsia. Ny zavatra hinoako na dia nanohoitra mafy ny zavatra lazain'ilay RaD aza ilay zanaka dia anjaran'ireo RaD ny mitondra amam-bavaka ny zanany ary mangataka famelan-keloka ho azy t@ zavatra rehetra noteneniny. Fantatry ry zareo tsara fa ireny zaza ao anatin'ny fotoana tena sarotra resehin-dahitra fa hoy ny SM: "Zaro ny zaza @ lalana tokony alehiny fa rehefa antitra aza izy tsy hiala @ izany." Marina ary tena mahagaga fa ny zanaka Pasitora matetika no manao zavatra mamoha fady sy manao ny fomban'izao tontolo izao mihoatra lavitra ny jiolahimboto satria ny fitiavany miherina sy manandrakandrana ary dia hararaotin'ny satana @ izay fotoana izay ny fahefany. Hoy ihany koa ny SM: "Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora....." Dia eo indrindra no hanararaotan'ny tanora ary koa satana miditra lalina satria fantany fa raha tsy azony t@ mbola zaza dia eo misy fiainana vaovao manomboka... Tsy mahay loatra aho fa ny tiako ho lazaina dia raha mbola nahatsapa tena ho diso ka nibaboka sy nifona (tsy t@ RaD) fotsiny ilay tovolahy dia mino aho fa misy ny famelan-keloka ary satana manararaotra ny mandratra azy satria fantany fa vita hatreo ny asany t@ ilay tovolahy fa na maty ilay zaza na mbola velona ihany dia ny famelan-keloka azony dia nipetraka raha niaky sy matoky marina fa Atra manasa sy manadio.
Ho an'Atra irery ihany anie ny voninahitra anio sy mandrakizay.
4. dadie ( 03/09/2007 11:36)
5. ikaretsaka ( 03/09/2007 14:53)
Ny tsy tian'ny devoly ho fantantsika?

Voalohany dia tsy tiany hifoha isika, ka lasa ferany hisafidy ilay "eo amin'izay tiantsika ihany" isika rehefa mitady an'Andriamanitra, Ferany ho eo @ ilay "zavatra izay mahafalifaly" antsika ihany no tadiavintsika.

Faharoa, vokatr'io voalohany io ihany dia adalainy ny saintsika amin'ny famefena azy, Voalazan'i Mopera Pedro hoe

Si tant de gens sont malheureux, c’est parce qu’ils ne sont pas éveillés :
ils marchent comme des somnambules dans la vie et ne voient pas la
réalité comme elle est, mais plutôt avec les filtres que sont leurs peurs
et leurs illusions.
Ils ne sont pas libres mais attachés à plein de choses et de personnes
qu’ils ont peur de ne pas réussir à posséder ou encore de perdre,

ce qui leur crée des peurs, de l’angoisse et de la souffrance.
lls ne vivent pas dans la vérité, c’est-à-dire dans la réalité : leur relation
avec eux-mêmes, avec les autres et avec le monde est faussée par des
illusions qui proviennent du conditionnement auquel on les a soumis.
Ce qui est important, c’est de s’éveiller, c’est-à-dire de prendre
conscience de ce fait, de l’assumer, pour en arriver à être capable
d’apprécier la vie."
6. Samoana ( 03/09/2007 15:37)
Fanalàna ireo tandroka manoto an-tamponkandritsika satria ireo no marika itovizana aminy:evil:
7. pissoa ( 03/09/2007 23:52)
niryna:

Sorena foana ity zanaka lahitokan'izy mivady mahita ny ray aman-dreniny mivavaka,mamaky baiboly sy mihirahira hira masina ao an-trano.
- Tsy ahitako tombotsoa amin'ny ho avy akory ny famakiko an'io baibolyio, tsy hinanan-kanina:hoy ity zanany mantsy azy mivady.
- Aza miteny izany ianao anaka hoy ny reniny,fa Atra tia antsika foana na mpanota aza isika.Manatona Azy.
Aleoko hoy izyy zanany mandeha any amin'ny afobe(I rather go to hell) raha misy izany.
- Mamela ny fahotantsika Izy raha mibebaka isika hoy ny rainy sady Atra tsy mba mitazona ny hatezerany ho mandrakizay.

Herinandro tsy ahavitan'ny fianarany dia nitondra fiara hamangy ireo ray amandreniny izy,teny an-dalana dia nisy fiara nivily tampoka ka nandona azy tsy nahy.Tsy nahatsiaro tena izy ary dia nantsoina tany amin'ny hopitaly ny rar-ny.
Neny a! very aho,very aho,very ho mandrakizay,ilay namany nanoro-hevitra azy eo akaikiny ary dia nitomany koa.Ialahy ho izy no nanoro ahy hevi-diso ka nahavery ny fanahiko. Tsy nahateny ireo rar fa ny ranomaso no nipatrapatraka nahita ity menaky ny ainy andao azy mivady.
- Omeo rano aho neny a! hoy izy fa mandoro ahy ny afo sady nongotany mafy ny volony.
- Neny a ! hoy indray izy sady nitomany ,trotroy eo an-tananao aho fa aza avela ho entin'izy ireo,ary dia nanatona azy ny reniny,nandray ny tanany.
Dada a,neny a, dada a,vonjeo aho,ireo izy fa tamy handrombaka ny fanahiko.:cry::cry:

Manatona an'i kristy,mibebaha andro aman'alina,diovy ny fonao.Aza miandry ny farany fa tsy fantatrao izay ora hiantsoana ahy sy hianao.


Aza manamafy ny fonareo.Tahaka ny tamin'ny fahasosorana,tamin'ny andro fakam-panahy tany an'efitra. Heb 3:8


[u]Raha miaiky ny fahotantsika isika,dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. 1 Jaona 1:9


Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalan'Atra mandrakariva,dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany Heb 12:15

** Satana dia tsy hitovy amin'Atra mihitsy.
** Satana dia tsy afaka manao zavatra maro ao anaty fotoana iray ,feno azy izao tontolo izao.
**Voafetra ny heriny amin'ny alalan'ny fahalalana nomena azy ao amin'ny kristiana ,saingy tsy voafetra kosa ny heriny raha tsy mino an'i Kristy ilay olona.
**Manao fahagagana koa izy fa misy fetrany.
** atra izao tontolo izao izy indrindra ho an'izay manaiky ny heriny ka jamba manaraka izay tiany atao azy.
**na olon'Atra aza dia mety ampiasainy rehefa mihevaheva ny finoana an'i kristy sy minohino foana ka manafangaro ny voninahiny amin'atry izao tontolo izao.
Tohizo ny manaraka.....

(l)niryna

Ozizy ny baiboly ao amin'ny pejy tsy tadidiko hoe : ny fitiavana no lehibe indrindra ! (Tsy haiko tsenjery fa nareo inoako fa mahay azy tsara). Ny isan'ny fahazahoako an'io teny io (izay hitako fa tsy iombonako amin'ny olona betsaka) dia hoe ataovy amim-pitiavana ny zavatra rehetra ... sinon aza atao.
---> Tsy ny tahotra an'i Satana fotsiny no antony hanarahana an'Andriamanitra fa fitiavana an'Andriamanitra aloha no tokony ho voalohany ! Otran'ny tsy tian'i Satana ho fantatry ny olona koa io :oops::oops::oops::-D
8. Mandefitra ( 04/09/2007 06:44)
Tsy tian'i satana ho fantantsika fa efa zanak'Andriamanitra isika t@ Batisa masina, ary mitafy an'i Kristy.
Ary ra mijery antsika Andriamanitra de tsy isika be fahotana io no hitany fa isika miakanjo fotsy tahak'ilay Zanak'Ondrin'Andriamanitra.
Ary raha tojo ze fahoriana toy izao, ka mbola mahatsiaro ihany fa zanak'Andriamanitra, tsy mbola tara ny mibebaka sy mifona mba ho raisin'i Kristy ao @ fanjakany:Tahak'ilay zanaka adala.
Ivereno ilay fanekena naorin'Andriamanitra tao aminao t@ Batisa, fa Izy tsy mivadim-panekena rehefa vonona ny hibebaka sy hiverina aminy indray ianao.
9. LazaDaddy ( 04/09/2007 07:38)
Satana angaha mampiseho mivantana hoe mampatahotra fa tsy manambitamby hoa avia aty amiko?

Tsy tian'i Satana ho fantatsika fa:
- Misy izy
- Ambodia mitafy hodi-janak'ondry izy
- Manova ny endriny ho toy ny anjelin'ny fahazavana izy
- Misy ilay Fahamarinana (Verite Absolue)
- I Jesosy irery ihany no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
- Izy no fahavalontsika fa tsy ny namana mpiserasera :)
- Fohy sisa ny androny
- Ampy antsika ny fahasoavan'i Jesosy
- Ilaina ny fibebahana sy fialana @ ratsy fanaontsika (lainga, halatra, fankahalana olona, sampy, fitiavam-bola, fijangajangana, fitsiriritana fananan'olona, fireharehana, ...)
...
...
10. ikaretsaka ( 04/09/2007 13:36)

Satana angaha mampiseho mivantana hoe mampatahotra fa tsy manambitamby hoa avia aty amiko?
"
Hafa indray io,
-Miverimberina anefa fa Andriamanitra dia fitiavana fa tsy Andriamanitra Masika, Tsy Andriamanitra mpanasazy intsony!
-Betsaka kokoa ny tenin'Andriamanitra hoe ... satria za tia anao, sy ny mamiko ianao, sy ny hoe izaho homba anao, Toy izao no nitiavan'andriamanitra antsika

Nohon'ny hoe, ataovy io! bediko Ity raha tsy manao an'io, vonoiko ianao sns...
(tsy tian'i Satana ho fantantsika io voalohany io fa ilay faharoa no tena endoctrinevany amintsika)

" La vérité et la liberté, valeurs fondamentales, ne peuvent être atteintes
que par un dépassement des idées toutes faites et des peurs."
(Md Augustin)


Io Idee toutes fausses io sy io toe tsaina tsy te handalina sy hahafantatra zavatra hafa intsony, fa ny ahy ihany ny ahy ihany io koa dia namboarin'ny devoly ho raiki-tampisaka ao amintsika!

Io ilay remise en question (eny fa na dia ny finoana aza), lalandava
11. ikaretsaka ( 04/09/2007 13:55)

zahako:
-Miverimberina anefa fa Andriamanitra dia fitiavana fa tsy Andriamanitra Masika, Tsy Andriamanitra mpanasazy intsony!
-Betsaka kokoa ny tenin'Andriamanitra hoe ... satria za tia anao, sy ny mamiko ianao, sy ny hoe izaho homba anao, Toy izao no nitiavan'andriamanitra antsika

Nohon'ny hoe, ataovy io! bediko Ity raha tsy manao an'io, vonoiko ianao sns...
(tsy tian'i Satana ho fantantsika io voalohany io fa ilay faharoa no tena endoctrinevany amintsika)

Ampiako kely:
Ilay faharoha no tena endoctrinevany antsika hoe sy asainy voizin'ireny mpianany ireny .. Ataony hoe izany anie no ataon'Andriamanitra anao e
12. kalina80 ( 04/09/2007 14:52)
Lohateny : Inona no tsy tian'ny devoly ho fantantsika?

Tsy tian'ny devoly mitsy
- ny mahita ny fifohazam-panahy ato amintsika
- ny faniriantsika te hiova @ toetra ratsy izay misy ato amintsika
- ny fangetahetantsika te hanompo an'Atra .......
Ny zvt tiako ambara dia tsy fantatra izay fotoana hialantsika eto antany tahaka io tantara io.Tsy hay na oviana2 na aiza2. Fa ny tena tsara dia ny miabina hatrany.Tsy tian'ny devoly anefa izany fa ny ataony dia ny mi empecher antsika tsy ho voavonjy isan'andro.Fa ny fananantsika ani Jesosy Kristy sy ny fanahy masin'Atra ato amintsika no haharesentsika izany.Tsarovy koa fa Atra dia fitiavana.Tsy misy hafa mi-comprendre antsika tahaka Azy.
13. niryna ( 04/09/2007 17:25)
pissoa:



Ozizy ny baiboly ao amin'ny pejy tsy tadidiko hoe : ny fitiavana no lehibe indrindra ! (Tsy haiko tsenjery fa nareo inoako fa mahay azy tsara). Ny isan'ny fahazahoako an'io teny io (izay hitako fa tsy iombonako amin'ny olona betsaka) dia hoe ataovy amim-pitiavana ny zavatra rehetra ... sinon aza atao.
---> Tsy ny tahotra an'i Satana fotsiny no antony hanarahana an'Andriamanitra fa fitiavana an'Andriamanitra aloha no tokony ho voalohany ! Otran'ny tsy tian'i Satana ho fantatry ny olona koa io :oops::oops::oops::-D


pissoa,marina tokoa aky izany a
Io fitiavana io koa no mbola nampianarin'ny tompo ho antsika mba ahafantaran'izao tontolo izao fa mpianany isika
Ao amin'ny 1 Kor 13: 13 no milaza fa io fitiavana io
Fa ankehitriny isika mizaha ao amin'ny fitaratra ka tsy mahita marina;fa rahatrizay dia mifanatrika;ankehitriny sombitsombiny no fantatro,fa rahatrizay dia ho fantatro tsara toy izay nahafantarana ahy.Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra:ny finoana,ny fanantenana,ny fitiavana:fa ny fitiavana no lehibe amin'ireo! kor 13:12-13 (l)(l)(l) Love,love,love o^oo^o
14. Solitikabe ( 04/09/2007 17:57)
Aleo aloha ry Niryna anontaniako kely ilay devoly rehefa hitako an
Raha ity Kor 13:12-13 ity indray dia milaza aminao izy hoe raha misy tanjonao, zavatra tianao ho tratrarina, dia mila tiavina aloha ilay tanjona, mila mino ianao fa tratranao io ary mila manantena ihany koa, saingy ilay fitiavanao ilay zavatra no ambony indrindra. Sao mantsy dia tsy tena tianao akory ilay zavatra nefa mandany harena sy fotoana fotsiny ianao mba hahazoana azy.
15. fahamarinana ( 04/09/2007 18:17)
niryna:

pissoa:



Ozizy ny baiboly ao amin'ny pejy tsy tadidiko hoe : ny fitiavana no lehibe indrindra ! (Tsy haiko tsenjery fa nareo inoako fa mahay azy tsara). Ny isan'ny fahazahoako an'io teny io (izay hitako fa tsy iombonako amin'ny olona betsaka) dia hoe ataovy amim-pitiavana ny zavatra rehetra ... sinon aza atao.
---> Tsy ny tahotra an'i Satana fotsiny no antony hanarahana an'Andriamanitra fa fitiavana an'Andriamanitra aloha no tokony ho voalohany ! Otran'ny tsy tian'i Satana ho fantatry ny olona koa io :oops::oops::oops::-D


pissoa,marina tokoa aky izany a
Io fitiavana io koa no mbola nampianarin'ny tompo ho antsika mba ahafantaran'izao tontolo izao fa mpianany isika
Ao amin'ny 1 Kor 13: 13 no milaza fa io fitiavana io
Fa ankehitriny isika mizaha ao amin'ny fitaratra ka tsy mahita marina;fa rahatrizay dia mifanatrika;ankehitriny sombitsombiny no fantatro,fa rahatrizay dia ho fantatro tsara toy izay nahafantarana ahy.Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra:ny finoana,ny fanantenana,ny fitiavana:fa ny fitiavana no lehibe amin'ireo! kor 13:12-13 (l)(l)(l) Love,love,love o^oo^o



:arrow:Dia hanohizako ilay resaka fitiavana:---"Celui qui n'aime pas n'a pas connu Dieu,car Dieu est amour."Jean 4: Il est vraiment ainsi.L'amour est la nature meme de Dieu:Dieu est amour.Ce n'est pas simplement un attribut du Seigneur,une qualité parmi d'autres.L'amour ne peut jamais etre dissocié de Dieu,puisqu'il est eternel.Donc tant que Dieu existe et vivant,l'amour aussi demeure.Meme dans l'au-delà.(l)
16. fijo ( 04/09/2007 21:45)
ka le devoly ve misy sa de vinavina nampidirina tao an tsaintsika fotsiny e.
avy dia resaka afobe????? fa efa nisy avy any ve de tafaverina ,nefa tsy may????
17. ikaretsaka ( 04/09/2007 21:56)

Ny tian'ny devoly tsy ho fantatsika koa? ny manodidina antsika! nasiany karazana "illusion" isika dia "natory" dia tsy nahalala izay raha tsy mifoha

Ohatra: (azafady fa ataoko teny farantsay fa hadikakko teny gasy ihany fa notsoahiko t@ notes nosoratakot@ retraite-ko)

Une illusion vous amène à penser qu'il est nécessaire d'être respectable, aimé, apprécié, d'être important. II semble que nous ayons un besoin viscéral d'être aimés et appréciés, un besoin d'appartenance.
C'est faux. Laissez tomber cette illusion et vous trouverez le bonheur.
Nous avons un besoin viscéral d'être libres, un besoin viscéral d'aimer,
non d'être aimés. Vous pouvez être heureux sans être aimé, sans être désiré ou sans exercer de séduction sur quiconque. Vous pouvez être heureux en entrant en contact avec la réalité. C'est cela qui apporte le bonheur.
Comment s'en passer?
Admettre qu’ils sont le produit d’un endoctrinement, être capable de les regarder en face et de prendre conscience que ce ne sont que des illusions permettra éventuellement de à s’en libérer.
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»
18. fijo ( 04/09/2007 22:01)
ny adala koa rehefa manomboka mahatsapa fa adala izy defa sitrana izay.
19. Solitikabe ( 04/09/2007 22:16)
Tsy dia haiko aloha ny illusion ry Karetsaka, fa ny haiko fotsiny dia hoe rehefa manonofy ianao dia izay heritreritrao na hevitrao tsy tanteraka na tsy mety tanteraka no matetika nofisinao. Tsy mbola misy olona nanonofy zavatra tsy noheritreretiny izany teto an-tany satria ny zavatra rehetra amin'ny nofy dia tsy maintsy zavatra efa hita na novinavinaina daholo. Asa angaha. Tenenina fony kely ohatra ny hoe ny alina dia mahatahotra ary anjakan'ny devoly dia matahotra tokoa ny tena fa hoe misy devoly mainty be lavarambo mena maso be mitondra lefona, nefa anie ny anjely sy ny devoly raha marina ny baiboly dia iray ihany ny nanamboarana azy eh. Izany hoe mitovy endrika izy izany.
Dia rehefa mahita lolo ny olona iray ka lolon'olon-dRakoto na Rabe olon-tsotra tsotra dia hoe angatra ireny, devoly maka endrik'olombelona .... sy izao ratsy rehetra izao no ilazana azy
Fa raha nisy angatra niseho ka sarin'ireo lazaina fa olo-masina dia hoe nitrangan'i Masindahy, na i Masimbavy Ranona....... Dia midodododo mihintsy ny rehetra andeha ho any amin'ilay toerana na ilay olona nisehoan'io angatra io ary dia ao ny mandrotsaka ny 1/10 ny rakitra, ao ny manao voady sy ny sisa. Dia tsy hay intsony eh.
Na izany na tsy izany dia isika miara-mahita fa misy ny ratsy ary misy ny tsara. Ary isika samy miaramahita sy mijery fa misy ireo eto amin'ny fiainana. Ny famonoana olona ohatra dia ratsy, nefa nahoana Atry ny Israely no nampamono olona foana?
20. fijo ( 04/09/2007 22:22)
marina tanteraka io ambony io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1038