Inona no tsy tian'ny devoly ho fantantsika?
41. bobone
(
05/09/2007 12:59)
Niryna : tena marina ny voalazanareo fa ny devoly de mikaroka ny fomba rehetra handavoana ny olon'Atra ! ary miezaka mikely aina hanao ny fomba mba hanalavitra an'Atra ny olona !mba tsy nananan'olona firaisana @ Atra sy hanakanany ny fahasoavan'Atra ho an'ny olona soa ihany fa maty JK nandresy ny fahafatesana izay fara-fahaizan'ny satana , nandresy ho solo voina ny olombelona mba hananany fiainana mandrakizay!
42. ikaretsaka
(
05/09/2007 14:37)
LazaDaddy:
hoy aho -Miverimberina anefa fa Andriamanitra dia fitiavana fa tsy Andriamanitra Masika, Tsy Andriamanitra mpanasazy intsony!
Inoako fa tsy Andriamanitra no mamerimberina an'izany satria marina "tapatapany" io nambaranao io ka aoka ho mailo ihany :)
Raha ampifandanjana kosa ny ao anaty baiboly dia ny maha fitiavana sy mpamindra fo Azy no nanirahany ny zanany sy nahatonga azy naniraka antsika hampanjaka fitiavana sy famindram-po e!
Voalaza ao tokoa koa fa masika andriamanitra.. fa ny "fitiavana no Mitoetra" ary fitiavana no amelany ny fahotana isaky ny mikonfesy isika..
fa tsy heo nanao faute dia hoe masiaka izy de tany de tany!
43. ikaretsaka
(
05/09/2007 14:42)
niryna:
Arak'io ny hevitr'ikaretsaka manokana io dia tsy misy sazy intsony ho an'ny "fijangajangana, fangalarana, lainga, famonoana olona, fanompoan-tsampy" fa samy voavonjy daholo izay manao ny saim-pantany rehetra ... izany tokoa vare ity ambaran'ikaretsaka isan'andro hoe "finoana orizinaly naorin'i Jesoa"?
Ka izany koa no mahatonga ahy hanontany fa mifanohitra ilay teneniny.
Ie
Misy saziny, fa nomeny chance foana isika (SATRIA TIANY) hahatsiarovantsika tena, ary nomeny fotoana ahitantsika ireo fahadisoana ireo, fa tsy hoe diso indraipa de veloooooooma!
hatrany @ fiainana any ankoatra aza mbola omeny chance hijerevana an'io.
(io mo atsy inoanareo ka atao ahoana)
44. cutie
(
06/09/2007 00:09)
hatrany @ fiainana any ankoatra aza mbola omeny chance hijerevana an'io:roll::roll::roll:
45. ikaretsaka
(
06/09/2007 00:44)
purgatory ry cutie a (fa io moa betsaka ny tsy mino ko... na nazavaina be teto ary ny porofo ara biblika sy ny sisa momban'io)
49. ikaretsaka
(
06/09/2007 03:19)
ka izay izany ko.. dia aza manao ratsy intsony
dia manetre tena sy manaike fa olombelona mandia tany mety ho solafaka dia miloloha lanitra ka mety ho lena!
Nobody is perfect.. na mitady be aza.. dia ny fanekena io tsy maha tonga lafatra io aloha no ilaina voalohany

55. ikaretsaka
(
06/09/2007 03:39)
solitika be> miaiky hoe tsy perfect de mitady ny perfection ko
tsy vita eo no ho eo io fa tolona mandra pahafaty
miezaka dia mandinin-tena dia mahatsapa hoe tsy perfect t@ izao dia miezaka indray dia ..fa tsy maintsy misy kely foana ovaina isan'andro e! fa tsy hoe tapitr'ohatra dia ....

56. niryna
(
06/09/2007 06:40)
fijo:
ka le devoly ve misy sa de vinavina nampidirina tao an tsaintsika fotsiny e.
avy dia resaka afobe????? fa efa nisy avy any ve de tafaverina ,nefa tsy may????
Ho an'izay tsy mino izay nanao azy dia vinavina. Misy izy ary mandripaka sy mitady izay trano malalaka,matetika ireny olona nahafantatra an'Atra ireny ka niala Aminy no tena sahirana vao afaka miverina amin'Atra.Fa ahoana ?
Madio ny tranony ary efa miandriandry ny satana ka raha vao malalaka ny varavarana dia lasa avo fito eny ny namany miditra ao amin'ilay mpino nivadika(backslider).
57. niryna
(
06/09/2007 06:45)
ikaretsaka:
Ny tian'ny devoly tsy ho fantatsika koa? ny manodidina antsika! nasiany karazana "illusion" isika dia "natory" dia tsy nahalala izay raha tsy mifoha
ka tsy mpanao magie ve izany.
Ny zanak'Atra mety tsy ho azony raha tena manankina ny fiainany amin'Atra izy,matoa izy izay nampatorian'ny devoly dia nisalasala ny finoany na noeritreretiny fa mino an'i Kristy izy kanefa ny satana mahalala fa tsy any mihitsy i lery.
Ohatra: (azafady fa ataoko teny farantsay fa hadikakko teny gasy ihany fa notsoahiko t@ notes nosoratakot@ retraite-ko)
Une illusion vous amène à penser qu'il est nécessaire d'être respectable, aimé, apprécié, d'être important. II semble que nous ayons un besoin viscéral d'être aimés et appréciés, un besoin d'appartenance.
C'est faux. Laissez tomber cette illusion et vous trouverez le bonheur.
Nous avons un besoin viscéral d'être libres, un besoin viscéral d'aimer,
non d'être aimés. Vous pouvez être heureux sans être aimé, sans être désiré ou sans exercer de séduction sur quiconque. Vous pouvez être heureux en entrant en contact avec la réalité. C'est cela qui apporte le bonheur.
Comment s'en passer?
Admettre qu’ils sont le produit d’un endoctrinement, être capable de les regarder en face et de prendre conscience que ce ne sont que des illusions permettra éventuellement de à s’en libérer.
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»
aiza ny dikany amin'ny teny gasy e.
58. niryna
(
06/09/2007 06:48)
nirinkosoa:
Ny fitiavan-tsika an'Andriamanitra no tena tsy tian'ny devoly hataontsika kanefa re mazotoa mandrakariva fa tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao @i KJ, na zavtra kely fotsiny ataon-tsika aza anie tsy tian'ny devoly e! oh: mianjera eano dia miantso hoe "Jesosy ô! tahio aho ", zay zao dia tsy zakany. koa antsoy mandrakariva izy fa mihaina anao izy n'aiza n'aiza,
ie, ka izany koa no mahatonga ny hoe miala ny satana.
Hoy ilay mpiandry izay hoe raha vao miantso ny anaran'i KJ fontsiny isika dia miala teo izy,antsoy mafy amin'ny fo mahery fa tsy tiany satria efa fahavalo efa resy izy
59. niryna
(
06/09/2007 07:01)
bobone:
Niryna : tena marina ny voalazanareo fa ny devoly de mikaroka ny fomba rehetra handavoana ny olon'Atra ! ary miezaka mikely aina hanao ny fomba mba hanalavitra an'Atra ny olona !mba tsy nananan'olona firaisana @ Atra sy hanakanany ny fahasoavan'Atra ho an'ny olona soa ihany fa maty JK nandresy ny fahafatesana izay fara-fahaizan'ny satana , nandresy ho solo voina ny olombelona mba hananany fiainana mandrakizay!
Marina izany ,dia izao ihany koa,misy ny olona satana no hanalany vokona.Efa fantatra fa mamay izao ve dia mbola ho raisina ihany.Ny maha isika antsika izany dia ao anaty ao fa ny ety ivelany izay manao akanjo tsara,na manao akanjo ratsy dia iny no vatana na nofo miady ny fiainan'izao tontolo izao.Ny nofo no malemy tsy mahazaka izany.
Inona avy ary izany mety hampiasan'ny satana izany?
Fa miharihary ny asan'ny nofo dia izao: fijanganjangana,fahalotoana,fijejojejoana,fanompoan-
tsampy,fanaovana ody ratsy,fandrafiana, fifandirana adi-lahy ,fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana, fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary toy izany,izay lazaiko aminareo rahateo,tahaka ny voalazako fahiny koa ,fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Atra Gal 5:19-21
60. niryna
(
06/09/2007 07:05)
ikaretsaka:
niryna:
Arak'io ny hevitr'ikaretsaka manokana io dia tsy misy sazy intsony ho an'ny "fijangajangana, fangalarana, lainga, famonoana olona, fanompoan-tsampy" fa samy voavonjy daholo izay manao ny saim-pantany rehetra ... izany tokoa vare ity ambaran'ikaretsaka isan'andro hoe "finoana orizinaly naorin'i Jesoa"?
Ka izany koa no mahatonga ahy hanontany fa mifanohitra ilay teneniny.
Ie
Misy saziny, fa nomeny chance foana isika (SATRIA TIANY) hahatsiarovantsika tena, ary nomeny fotoana ahitantsika ireo fahadisoana ireo, fa tsy hoe diso indraipa de veloooooooma!
hatrany @ fiainana any ankoatra aza mbola omeny chance hijerevana an'io.
(io mo atsy inoanareo ka atao ahoana)
Ka raha izany dia tokony ho Atra fitiavana izy fa tsy masiaka.Atra tsy mitana lolom-po ihany koa.Raha vao manao ratsy izany isika satria olona mifono nofo sy ra mbola velona ety an-tany,tokony tonga dia midodododo mibebaka na mangataka famelan-keloka aminy ary miezaka ny tsy hamerina an'iny intsony.