Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
boubounezy
(
31/08/2007 10:06)
haga prisca
jereo ny blog mariage haga et prisca d ho itanareo eo ny fanambaniana gasy :lol:...
suite
répondu par hagaraza le 25/03/2014 23:01
sallai
(
31/08/2007 08:57)
mitady mpanotra
Sao mba mahalala mpanotra mahay eto Paris ianareo?
misaotra mialoha ...
suite
répondu par Ralay le 25/09/2007 08:51
niryna
(
31/08/2007 07:00)
Ny Teny:sabatra roa lela maranitra ,manindrona???
Ny tenin'Atra dia sabatra roa lela maranitra sady manindrona.
Inona no dikan'izany?
Ahoana no anehoan'Atra izany teny izany amin'ny fiainana?
Mbola miteny amintsika ihany ve Atra? Ahoana?
...
suite
répondu par ikaretsaka le 06/09/2007 14:30
chipoli
(
31/08/2007 06:29)
mila vonjy @ sage saari
slt daholo
mila vonjy ry zareo namana isany, sao dia mba misy afaka mampianatra sage saari aminareo namana, izay hifanarahana tsy maninona fa tena maika be
Tsy maninona koa raha misy afaka manoro mo...
suite
répondu par rayback le 04/09/2007 08:12
Aino
(
31/08/2007 05:13)
tsy mba fanaoko
gaga aho ry zareo fa androany alina tontolo aho tsy mba natory izany ny masoko na dia kely ankory aza sady na dia nanoaka indray mande ankory aza tsy nataoko. de gaga aho fa tsy fanaoko ilay izy.8O...
suite
répondu par Aino le 02/09/2007 11:20
montanabe
(
30/08/2007 22:25)
Inona ny tokony hatao mba ...
Inona no tokony hatao mba ahatsapana ny fitiavan Andriamanitra ato anatintsika olombelona?
Fantatra fa tia antsika Andriamanitra, nefa indraindray ny olona manadino izany! Ka eo no tiako hazava beb...
suite
répondu par ikaretsaka le 01/09/2007 15:52
kiadi
(
30/08/2007 17:46)
ba hanao serié kely androany
inona marina moa zany oe "intelligent" eh?
tsy zany fa mahita zah mantsy ! misy patrô tsy manana afatsy CAP(certificat d'aptitude proffesisionnel) de nefa mandeh be ny orin'asany !(chef d'entrepris...
suite
répondu par kiadi le 31/08/2007 19:52
salopard
(
30/08/2007 17:22)
4x4 depité fa tsy deputé
rehefa tsy hanana 4l ihany ny ny isatokantrano, dia aleo samy tsy manana koa na ny deputé aza .
Izay ilay hoe mitovy ny rehetra (ho izahay tsy nianatra mpivarotra ronono, voanjo, ramanonanaka...)
...
suite
répondu par Fiffi le 01/09/2007 05:43
reve
(
30/08/2007 16:49)
mahay manome sy mizara "fahafinaretana"
firy firy am-tsika malagasy no mahatsapa ny halehibehan'io eo am fitiavana? tsy hoe atao resaka hafahafa izy ity fa mba hoetina hampandroso ny fitiavana ihany e!:*:-*(l):} ...
suite
répondu par sylvoalias le 09/01/2008 00:11
xxx
(
30/08/2007 14:36)
mba te hiteraka
Tanora otran'ny tanora sasany ihany ny tenako taloha.Voan'ny tsy nampoizina aho dia voatery nanala zaza .In-efatra aho tratran'io cas io.ny voalohany aho dia natao aspiration tany @ hopitaly mihitsy a...
suite
répondu par radotax le 26/01/2008 06:06
Solitikabe
(
30/08/2007 14:34)
Ity mba jereo
Ity mba misy rohy na-podcast mikasika an'i Mada nalefan'ny namana ka mba zaraina kely aminareo
www.mynameisbill.com
...
suite
répondu par cutie le 05/09/2007 21:07
kalina80
(
30/08/2007 13:56)
ny gasy
hono ho aho ry reto, fa maninona kay ny gasy no tsy dia sahy mifamboraka fitiavana na mba manao calin kely imason'oul mihitsy? ny ray amandreny aloha no tena manao izany e , ny dadako sy ny mamako ang...
suite
répondu par inhbrab le 18/09/2007 14:16
kallie
(
30/08/2007 12:34)
tsy mila régime
http://www.pole-dance-paris.com/video.html
kotrana vita, dansa vita, lesona azo......
suite
répondu par dibbah le 17/10/2007 05:13
ari.malala
(
30/08/2007 11:58)
rehefa mamono razana
Inona kay ny dikan'le fatotra im-7 moa izy zay sa im10 refa le mamono razana iny? ts zany mantsy fa t@ fatin'i dadabeanay, de raha tsy diso za d im10 ngamba (ts tadidio tsony ,fa efa t@ 1986 zany) de ...
suite
répondu par niainalynx le 15/10/2007 10:55
kalasoabe
(
30/08/2007 11:11)
A PRESENT TU PEUX T'EN ALLER
Mba ampidiro ato raha misy manana ny tonony e. Merci
...
suite
répondu par Fiffi le 01/09/2007 10:56
dinasyanou
(
30/08/2007 09:06)
Matokisa valeranao (Jean RIGO)
O ry zalahy sy ry zavavy a.
Mba mangataka izahay roa mba ho adikanareo izay mahay azy ny hiran'i Jean RIGO "Matokisa valeranao".
Misaotra mialoha e......
suite
xxx
(
30/08/2007 08:41)
Ianao sy ny manodidina !!!!
Mba tiako ho zaraina aminareo ity tantara kely iray ity, miala tsiny fa amin'ny teny frantsay ilay izy, ary somary lavalava ihany ka tsy voadika amin'ny teny gasy, moa koa sao dia misy teny tsy voad...
suite
répondu par tenagasy le 01/09/2007 21:21
llayx
(
30/08/2007 08:14)
fikambanana
efa fantatrareo ve fa nofoanana ny "franchise douaniere" ho an'ny association sy ONG eto amitsika any ka refa mahazo DON avy any ivelany zany ireo dia tsy maintsy mandoa Douane amin iza,ihena zany ny ...
suite
répondu par fijo le 28/09/2007 22:19
ibozymalaza
(
30/08/2007 07:50)
tena fitiavana sa fanalana azy
voaresaka matetika @dinika na eto na any @ hafa ty hoe ahoan no ahafantarana raha tena tara aminao ny kofa na tsia. tiako mba ho resahantsika heo ahoan ary no ahafantara,na hoe fanalana azy fotsiny en...
suite
répondu par tongona le 21/02/2017 15:04
niryna
(
30/08/2007 07:28)
Iza ho hoentina ary iza no mitondra Atra sa....?
Hoy ity rangahy nanontany an'Atra hoe:Maninona aho rehefa miadana sy mifaly dia hitako manaraka ahy eo ny dian-tongotrao?
Kanefa aho rehefa mijaly,nitady anao aho fa tsy nahita,ny dian-tongotro iray ...
suite
répondu par ikaretsaka le 14/09/2007 01:57
