Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
todisoa2 ( 27/08/2007 13:55)
Izay mino sy hatao batisa no hovonjena?
Ahoana ny hevitrao manoloana ilay tenin'Atra hoe: ''izay mino sy atao batisa no hovonjena?''. Misy mntsy ny milaza fa miara-dalana ny mino sy ata batisa. Misy kosa ny manambara fa tsy maintsy mino vao... suite
répondu par fijo le 31/08/2007 23:04
naughtyboy ( 27/08/2007 12:51)
revy gloom
enjana ko ty bandy 1 ty na de eo aza jimmy hendrix,santana @ guitare .sarotra ihany mantsy le hira ty:" maple leaf rag " scott joplinhttp://youtube.com/watch?v=wShR8H5QWSM... suite
répondu par nihary le 11/09/2007 11:10
kallie ( 27/08/2007 12:28)
hiran'i Mbolatiana
za mitady anle hiran'i Mbolatiana "vadiko" ze manana na maita oe aiza no aitako az, na hirany hafa ko, mbô izarao ze manana... suite
répondu par vale le 27/08/2007 17:55
magaliane ( 27/08/2007 12:09)
mangataka tononkira
inona moa ilay hiran'i Anyah natao tao @ pazzapa 5 lé nirain'i Sandra sy izy iny?? misy hoe ianao koa vé dia tsy mba malahelo ahy!! merci... suite
répondu par kallie le 27/08/2007 12:29
honooree ( 27/08/2007 11:41)
hiran'i Hantatiana rehetre
Mba mangataka ny hiran' Hantatiana rehatra ,izay ma ... suite
répondu par hery le 27/08/2007 13:14
todisoa2 ( 27/08/2007 11:18)
Mba mahagaga ian. Asa hianao na mba miombn-kvt amiko
Toa lasa mirona bebe kokoa any @ fampandrosoana ny karazam-piangonana sasantsasany eto amintsika. Mitombo tsy mijanona mila hihoatra ny isan'ny mpiangona ao aminy ny adidy eritreretina henjehina indra... suite
répondu par fijo le 29/08/2007 21:52
tsaramaso ( 27/08/2007 11:16)
nalevim-belona
fa voan'ny sida hono !!! tssssssss http://fr.news.yahoo.com/afp/20070827/thl-pacifique-papouasie-sante-sida-96993ab_1.html... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 06:49
bouz ( 27/08/2007 10:31)
Mahatsiaro
Mba mangataka "MAHATSIARO" an'i Anyah! Merci bouz... suite
Papoose ( 27/08/2007 08:57)
vavaka very maina?
Nitantara i "A" fa nisy zava-doza nampalahelo nahazo azy dia nivavaka mafy ho i "B."Rehefa tena vita ny fanadihadiana, hay kay lainga be daholo ity nahazo an'i "A." Vavaka very maina v ny an'i "B?" ... suite
répondu par niryna le 01/09/2007 15:21
kally ( 27/08/2007 08:14)
Sao mba te hamelona zaza iray ianao?
20cts isaky ny mihinana ny zaza iray, 40 euros ny sakafony herintaona.Tsy izaho akory no mpikarakara fa fampahafantarana fotsiny ny ahy. http://www.ong-madagascar.org/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND... suite
répondu par SHOAN le 29/08/2007 18:54
Jeankely ( 27/08/2007 03:10)
Taona maro nifanesy mpanao politika midika be vinany
Ny vahaoaka dia mihevitra fa ny mpanao politika dia olona be vinany ary saika fetsifetsy sy mpanao risoriso ny akamaroany. Izay no antony maha-vitsy mpifidy ary na eny amin'ny sehatra Fokontany aza ts... suite
répondu par Fatsorali le 29/10/2007 11:17
Mitah ( 27/08/2007 01:38)
valim-panadinana
Sao dia mba misy mahita ny site hahazoana mijery ny valim-pananadinana any Dago.(BEPC, BACC...)Misaotra mialoha.... suite
bilakarenjy ( 26/08/2007 19:25)
ITY KOSA TENA EFA MAMO TAMPONA BE MIHITSY E!.
Aza mba mamo tanteraka ihany fa de izao no vokany raha sendra ny namana hafahafa . [img]http://img509.imageshack.us/img509/7447/alcorig030ie8.jpg[/img] Mbola sary voalohany io aloha fa ho avy eo ny ... suite
répondu par naritsimba le 04/12/2007 05:01
gasinamana10 ( 26/08/2007 17:51)
ahoana izany hoe miaina tsy miteraka
ahoana izany hoe tsy mety miteraka (+15taona)nefa mitady 4 vavikely, ... suite
répondu par booboo le 05/09/2007 11:41
lo ( 26/08/2007 17:37)
vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
Miarahaba ny rehetra ee tonga soa amantsara ny alakamisy alina teo tany mahajanga ny namana 30 eo ho eo. Nahafinaritra ny dia araky ny fahitan'ny tsirairay azy. misy koa ireo efa tonga aloha tany ... suite
répondu par fijo le 12/10/2007 19:48
kiadi ( 26/08/2007 16:59)
iza no mangateta ohh!
[img]http://img209.imageshack.us/img209/2671/sanstitre1uf3.png[/img] :-D:-D:-D... suite
répondu par Simpona le 01/10/2007 10:34
niryna ( 26/08/2007 13:53)
Tantara mampalahelo(mother Theresa)......
Ny finoana tsy arahan'asa dia namany maty.Mino ny fisian'Atra isika(vakio ny Heb 11)ary mampiasa izany finoana izany amin'ny asa.Mother Theresa no isany nahavita izany teo amin'ny fiainana. Nantsoin'... suite
répondu par niryna le 08/09/2007 04:01
niryna ( 26/08/2007 06:12)
Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko:Tantaran'i Dany!!
Hafa ny vavaka nataon'i Rose androany raha tonga ny fotoana fisakafoanan'izy efa-mianaka.Enim-bolana lasa tokoa mantsy izay dia nitamberina tao an-tsain'i Rivo vadiny ny nahazo ity mpiara-miasa aminy.... suite
répondu par ikaretsaka le 01/09/2007 20:25
boulaboula ( 25/08/2007 19:16)
iny volana iny ny railovy
salut à tous mba mitady io hira io aho e! misaotra... suite
répondu par nickie2 le 10/09/2007 13:06
challenge ( 25/08/2007 19:04)
nofiko / nanie
mba tadiaviko izy io... suite
répondu par lanto le 26/08/2007 07:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3861