Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko:Tantaran'i Dany!!
1. niryna
(
26/08/2007 06:12)
Hafa ny vavaka nataon'i Rose androany raha tonga ny fotoana fisakafoanan'izy efa-mianaka.Enim-bolana lasa tokoa mantsy izay dia nitamberina tao an-tsain'i Rivo vadiny ny nahazo ity mpiara-miasa aminy.Dany sy Rivo dia mpitrandraka volamena.
Indray andro teo am-perin'asa i Dany dia nihirahira hoe "Jesus loves me....".Mangina ialahy hoy Rivo fa mankaren'ny tsofina.Mandreraka ny mihaino an'ialahy lava miantsoantso sy mihirahira an'izany Jesoa izany.Nangina tsy niteny i Dany ary samy nanohy ny asany izy roa lahy.
Tsy nandeha niangona intsony Rivo tato ato,ka na ny zanany mianadahy avy aza dia tsy nahazo namonjy Sekoly Alahady intsony.:cry:
Tapotapoka teo dia nihetsika ny tany ary nampaneno ilay "sifflet" i Dany .Nihazakazaka i Rivo namonjy an'i Dany izay nianjeran'ny tany teo amboniny. Maninona ialahy hoy Rivo no tsy nampilaza ahy mialoha?Efa nilaza tamin'ialahy aho hoy izy(ilay hira izay nasehoany ny fitiavan'i Kristy ahy sy ianao)ary dia tapitra teo an-tratran'i Rivo ny ain'i Dany
Hoy ny vavaka nataon'i Rose:Misaotra Tompo o noho ny fitiavanao anay mandrakariva,tahio ny vady aman-janak'i Rivo izay maty namonjy ny fanahin'ny vadiko hiverina aminao indray ary i Kristy maty ho antsika. Amena^:^
Fa hoy ny Tompo:" Izay rehetra omen'ny Raiko Aho no hanatona Ahy:aryizay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy Jaona 6:37
Ho ahy sy ianao,ny finoana an'i Kristy irery ihany no lalana mankany amin'Atra mba ahazoana famonjena.
Miantso antsika rehetra i Kristy raha miaiky ny fahotantsika isika ka mibebaka sy mino Azy.Izay rehetra tonga manatona Azy dia omeny fiainana ho mandrakizay. (Rom 5:21)
(l)niryna

novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2007 20:25
3. niryna
(
26/08/2007 18:32)
UB40:UB40 ,
^:^ AMEN!!^:^
Miarahaba anao ,tonga soa eto amin'ny serasera, izahay namana rehetra eto.:D=D=D
Atra ny fiadanana anie hanoro,hitantana,hampianatra ary hanazava aminao ny soratra masina izay ratovinay tsirairay eto.Mangataha aminy ny herin'ny fanahy masina mba hitoetra ao anatinao ahalalanao ny marina rehetra :*
(l)niryna
5. Mitah
(
29/08/2007 04:21)
fijo:
zay aloha tsy manaraka azy e,alao toaizao ihany fa izao milamina
Milamina fa tsy misy fifaliana fa banga ny fiainanao kanefa tsy fantatrao ilay fahabangana 8)
6. Mitah
(
29/08/2007 04:22)
Lakalaka tokoa ny fiainana a.Izy nitoriteny indray no lasa.Izany tokoa aleo mihaino,mitory ary midera an'Atra hatrany fa tsy fantatra ny ho avy.
7. ikaretsaka
(
29/08/2007 04:55)
misy fiteny izay manao hoe ny olona tsy misy atao @ ity fiainana ity no mitaintaina ny @ fiainan-ko avy.
8. fijo
(
30/08/2007 23:12)
mitah raha misy banga tsapako ka;fa tsy misy
ika;marina tanteraka io voalaza eo ambony io

9. niryna
(
31/08/2007 06:22)
ikaretsaka:
misy fiteny izay manao hoe ny olona tsy misy atao @ ity fiainana ity no mitaintaina ny @ fiainan-ko avy.
Angamba tsy hoe tsy misy atao,tsy manana an'i kristy ianao dia be ny tebiteby fa raha manana Azy ianao dia mahafantatra hoe avelao ny ampitso hanahy ny azy,fa ny an'io aza tsy mbola fantatra.Dia tsy mieritreritra izay olona hafa any aloha fa ny androany no banjinina
10. fijo
(
31/08/2007 23:14)
marina le voalazan'ika ka,ny manao zavatra dia tsy misaina izay hoavy any fa miasa aloha,ary atao izay ahatsara izay asa atao.ny tsy mihetsika fa eo foana no manahy hoe androany aloha mbola ok,fa radem ve ahoana indray????de izay foana.