iza no mangateta ohh!
7. naughtyboy
(
27/08/2007 17:53)
tonga de lany avy atrany ra sendra anah mangateta zao:D fa inn wa no anaran'izy reny @ teny gasy fa tsy tadidiko sa ko oe pasiteky?
11. Angolaina
(
28/08/2007 07:48)
tena marina toko zany ry kwasi, ny hetaheta afaka @ le pasteky, ny loha tsara petraka ! tena ao tsara mitsy =))=))=))
14. cristal
(
29/08/2007 12:26)
Salama daholo!
ny anaran'io amin'ny teny Malagasy dia ilay antsoina hoe TSIKIRY,maniry amin'ny tany fasika izy io tany marovoay izahay mantsy dia tena mahasalama io an!(l)(l)(l)
ny anaran'io amin'ny teny Malagasy dia ilay antsoina hoe TSIKIRY,maniry amin'ny tany fasika izy io tany marovoay izahay mantsy dia tena mahasalama io an!(l)(l)(l)
15. Kwasi
(
29/08/2007 16:59)
Salama daholo
Ny anaran'ireo dia antsoina koa hoe FIKIRO........ ary tena mahafabizana sy mahasalama io an!=))=))=))
Ny anaran'ireo dia antsoina koa hoe FIKIRO........ ary tena mahafabizana sy mahasalama io an!=))=))=))
16. Simpona
(
31/08/2007 10:45)
Hoy malagasy we "Ny hetaheta tsy afa-dronono". Fa raha fahafinaretana kosa klongany amn'io an 8)8):P:P:P... Ny hafaliana tsy omby ny tratran'io efa tsy hay lazaina intsony :-D:-D:-D:-D
19. Kwasi
(
07/09/2007 01:49)
Fa vao mahita an'le sary aloha tonga dia tonga ao antsaina avy hatrany ilay teny hoe "Minosanosana"

