Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Tiks
(
30/08/2007 05:45)
TIKO FOANA NY ANILANAO
Tsy de haiko loatra ny tonony fa misy hoe Tiko foana ny anilanao na hiaretako ny mafy aky matokia f'izaho efa anao haiko foana ny mitia anao...
suite
répondu par cmbolatiana le 04/09/2007 11:25
fijo
(
29/08/2007 22:12)
hoan'ny mpino sasany
hoan'ieo mpino sasany,ahoanany fahitanareo ny zavatra nitranga tany waco USA sy suisse/canada "temple solair"????finoan aihany koa ve ireny ...
suite
répondu par fijo le 31/08/2007 22:18
boubounezy
(
29/08/2007 21:42)
google earth
téléchargéo google earth ra té ijery anizao tontolo zao @ image satélita en 3d ianareo. madé any madagasikara mijery ny tanana naléhibé sns... d mazoto mijery é! mazo fafinaretana kou!...
suite
répondu par boubounezy le 09/09/2007 21:31
cafe
(
29/08/2007 18:02)
hirany mahaleo ZANAKO VAVY
ZA TEHA HIHAINO IO HIRA IO FA TENA TSY HITAKO MITSY
MBA AMPIO RETO AN SOTRA 7...
suite
répondu par Fiffi le 30/08/2007 12:26
Kwasi
(
29/08/2007 17:31)
mpaminany sandoka
Ahoana no ilazana fa Mpaminany sandoka ny mpitory na mpitarika fivavahana iray, raha samy ao anatin'ny valaben'ny kristianisma?
Mifampiampanga daholo manko ka tsy hay intsony hoe iza no izy na iza no...
suite
répondu par Kwasi le 07/09/2007 02:07
niryna
(
29/08/2007 17:21)
Afaka mankany an-danitra ny olona na tsy ........
Mba nahafaly ny foko ny milaza aminareo fa na dia...Afaka mankany an-danitra ny olona na dia tsy manan-karena,ratsy tarehy,tsy nianatra,olona tsy malaza,tsy manana namana ,tsy manam-pahaizana.8)8)8)
...
suite
répondu par ikaretsaka le 08/09/2007 04:22
Mireille16
(
29/08/2007 16:44)
Mangataka tononkira
Manao ahoana e!
Izaho manoratra dia mba mangataka ny tonkiran'i Lalao Rabeson hoe: Izaho sy Ianao.
Dia manantena ny valiny tsy ho ela ny tenako.
Misaotra betsaka indrindra....
suite
répondu par emmy le 31/08/2007 04:51
dadane
(
29/08/2007 15:11)
Mila vonjy
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum fahasalamana ny tenako. Izaho izay miresaka aminareo eto dia manambady ary mananjanaka mirahavavy. T@ volana janoary teo no nahafantarana fa voan'ny " insuff...
suite
répondu par fanomezanarasoa le 18/10/2017 06:40
tiarah
(
29/08/2007 13:41)
Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
Bonjour daolo,
Angamba betsaka ny vehivavy te hampahia tena ato
Ahoana ny eritreritrareo ra manangana fikambanana eto tsika de mifankahery sy manome courage e!sady mizara expérience .
Samy mana...
suite
répondu par tiarah le 25/10/2007 11:11
cristal
(
29/08/2007 12:45)
Mampalahelo ny Malagasy!
(l)(l)(l)Efa fantan'ny Malagasy fa tsy azo atao ny manompo tompo roa fa na ny iray ho tianao na ny iray ho halanao,ampiarahana ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny finoanoam-poana!Nalahelo mafy mant...
suite
répondu par fijo le 04/09/2007 22:26
tiarah
(
29/08/2007 11:45)
le film: n' oublie jamais
Efa nijery ve,
Angamba na in jato aza,tsy ho leo fa tsara be loatra fa aza jerena isan' andro an!!!
...
suite
répondu par Herimiafina le 21/09/2007 19:53
mahni
(
29/08/2007 11:44)
JAVA NATIVE INTERFACE
Bonjour,
Avec JNI, j'ai tenter d'utiliser les méthodes contenu dans les dll
de windows(user32.dll) mais je ne comprend pas pourquoi j'ai
toujours cette erreur:
java.lang.UnsatisfiedLinkEr...
suite
répondu par xxx le 29/08/2007 14:31
vivi
(
29/08/2007 11:34)
mila fanadinoana
nifampiresaka za sy ilay sipako we raha misy probleme zany ny fiarahanay d aleo hajanona hoy za , ary izy moa nilaza we aza raisina ratsy ilay izy fa mba ahafahana mandinika ny hoa avy we hiroso na ha...
suite
répondu par inhbrab le 18/09/2007 14:26
Jafeta
(
29/08/2007 11:11)
Zanaka adala
io hira io dia an'i groupe Daniel...
suite
répondu par xxx le 29/08/2007 11:47
rafalou
(
29/08/2007 07:34)
mahatsiaro anao de Anyah
io reto mba omeo ze manana io hira ah!! sady tsara anie le izy eh!!!!!!(l)...
suite
répondu par tiarah le 29/08/2007 11:03
hery
(
29/08/2007 07:34)
Efa nanandrana nikarajia?
Efa nanandrana ny karajia ao amin'ny serasera ve ianao?
[url=http://karajia.org]karajia.org[/url]
Misy hafatra nalefako any momba ny karajia :-)
Azonao apetraka eto ambany ny tohin'ny resaka....
suite
répondu par doumdoum le 19/09/2007 16:09
Chopeta
(
29/08/2007 06:00)
Fialonana
Maninona kay misy milaza ho tena namana nefa mivadika refa misy mba fisondrotana kely ny fiainan'ny namany. Sa.......
suite
répondu par levany le 31/10/2007 14:38
ikaretsaka
(
29/08/2007 00:22)
Fanetren-tena ihany
Sendra nanatrika "standup comedy" nataona Mompera jesuite amerikanina (Jim Dolan no anarany)...(ie manao an'izany ny zezoita) aho androany momba io fanetren-tena io. Ilay rangahy io moa malaza ho be ...
suite
répondu par naughtyboy le 07/09/2007 19:45
Solitikabe
(
28/08/2007 19:51)
Izahay ihany no eto
sikidy sikidy. Aza matahotra aza misafotofoto, fa izahay ihany no eto, ny olona no nisolo fa nihevitro mitoetra. Ny olona mpandimby mbola olona niaraka tamiko na olo-nisandratra tamin'ny androko. Koa ...
suite
répondu par Jeankely le 10/09/2007 03:22
fijo
(
28/08/2007 19:40)
islam
izay liana,jreo io amin'ny ARTE io,fa misy fandaharana momba ny islam sy ny vehivavy....
suite
répondu par ann le 01/09/2007 12:59
