mila fanadinoana
1. vivi
(
29/08/2007 11:34)
nifampiresaka za sy ilay sipako we raha misy probleme zany ny fiarahanay d aleo hajanona hoy za , ary izy moa nilaza we aza raisina ratsy ilay izy fa mba ahafahana mandinika ny hoa avy we hiroso na hajanona satria mifanalavitra ny toerana hipetrahanay , nefa raisoko we tsy sahy miteny hisaraka angamba izy, d ny ahy no nataoko tonga aloha we aleo hajanona , nefa efa ho 2semaines zay fa tsy nahenoana signe de vie koa izy za koa moa ts niantso intsony , possible tezitra aloha izy, tsy aiko e,za aloha tsy naninona tao anitny 2semaine zay fa hotrany tsy nahatsiaro azy firy , fa nanomboka omaly d tena nalahelo b azy za ary hotrany t hiverina @ indray , inona reto no tokony ataoko mba hiverenana @, nefa efa niseho milay b we ts koi io e! , rehefa mandray decision tsy maintsy assumé-na , zao vao marary, mba ampio reto a!misaotra betsaka
novalian'i inhbrab ny 18/09/2007 14:26
3. SHOAN
(
29/08/2007 19:03)
izay aloha é ! tsara ilay mi-assumer fa izao kosa é . raha maka décision vaovao dia peser-o tsara satria sao dia avy éo ndray vao hoe "tahak'izay à tahak'izay " !
raha té hiverina aminy i toi dia lanjalanjao tsara izay ho ténénina satria ton avenir sera en fonction de ça
dia mahazotoa ary é:D:D
raha té hiverina aminy i toi dia lanjalanjao tsara izay ho ténénina satria ton avenir sera en fonction de ça
dia mahazotoa ary é:D:D
kallie:
rehefa mandray decision tsy maintsy assumé-na
efa voalazanao ny valiny
4. Angolaina
(
30/08/2007 07:25)
Efa tsara aloha izay fahalalana oe rehefa mandray decision dia tsy maintsy assuména izay fa manampy an'io koa ny fandalinana tsara izay tokony atao mba tsy hisin'ny nenina any aorina satria io fanenenana io no zavatra ratsy indrindra eo @ fiainana ka diniho sy lanjalanjao tsara ny atao rehetra.
Ny hoe inona no tokony ataonao hiverenanareo miaraka indray dia tsy misy afa-tsy ny fifampiresahanareo roa mivantana ihany sy mametraka tsara ny fitsipi-pifehezana eo amin'ny fiainanareo, @ izay koa samy mahafantatra izay andrasan'ny tsirairay aminy.

5. kalina80
(
30/08/2007 13:51)
Tsy maintsy assuména ny décision raisina.Marina izany fa indraindray kosa entini fo d mandray décision tsy izy .Ao anaty couple matetika d mis fierté kely foana e .Fa izao eritrereo tsara aloha ny fitiavanao azy.Dia raha tena tinao izy dia antsoy dia lazao fa hiveriny aminy ianao, aza asiana resaka tsony ny ady taloha sns fa manaova départ à zero mihitsy.
Mety koa anefa hoe vonona ny hiverina aminy ianao nefa izy no tsy mety intsony.Eritrereto daholo ny zvt mety hitranga.@ izany indray dia amboary ny sainao fa tsy izy izany no sitrak'Atra e !!!
Dia maherezae, zvt efa nandalovany tsirairay daholo izany fa @ sisa mieritrereta tsara aloha vao mandray décision.
:-*:*:{:{:{

6. fasaly
(
30/08/2007 14:52)
fangah ny fiainana ry vivi entina am fiappiseona lmilay izany....zay ao anatin'i fonao sy ny sainao ihany no haseho anlay oul tinao knou! :wink:
raha hiseo hilay eo de enao no ho voa mafy...
andramo antsoina izy de resaho tsy ho hita eo ve zé havaliny...raha vita dia bon courage raha hoy afaka tohizana de arahaba izany....aza afenina mitsy zay santimaka misy e!:wink:

7. dadie
(
30/08/2007 15:26)
Mpandefa : kalina80 [ Valio ] 30-08-2007 15:51:31
Lohateny : Re : mila fanadinoana
Tsy maintsy assuména ny décision raisina.Marina izany fa indraindray kosa entini fo d mandray décision tsy izy .Ao anaty couple matetika d mis fierté kely foana e .Fa izao eritrereo tsara aloha ny fitiavanao azy.Dia raha tena tinao izy dia antsoy dia lazao fa hiveriny aminy ianao, aza asiana resaka tsony ny ady taloha sns fa manaova départ à zero mihitsy.
Mety koa anefa hoe vonona ny hiverina aminy ianao nefa izy no tsy mety intsony.Eritrereto daholo ny zvt mety hitranga.@ izany indray dia amboary ny sainao fa tsy izy izany no sitrak'Atra e !!!
Dia maherezae, zvt efa nandalovany tsirairay daholo izany fa @ sisa mieritrereta tsara aloha vao mandray décision.
miombokevitra aminao koa za
9. reve
(
31/08/2007 04:57)
tsy anjara matoa tsy hita tsony izy e! raha mbola misy ny fitiavana tsy maintsy manao izay hitohizany ny andaniny sy ny ankilany!
mahereza e! 8)8)
mahereza e! 8)8)
10. fasaly
(
31/08/2007 04:59)
marina io e!;-) tsy hifanerena lay izy fa refa tsy mety de mendrasa ny manaraka:-P
11. Angolaina
(
31/08/2007 06:46)
marina zay an'i fasaly izay, tsy mety raha atao an-tery ny fitiavana fa rehefa tsy mety dia aleo manao tanala very sampy ka ny manolo ny tsara sady matoa ange tsy tanteraka ny anareo dia tsy anjaranao izy, ataovy hery ho anao fotsiny ny hoe " mbola ho avy ny anjarako ary mbola tsaratsara kokoa noho iny"
Bon courage é
Bon courage é
13. inhbrab
(
18/09/2007 14:26)
Ra za no t@ toeranao dia resahiko aminy ny marina (sentiment), ampiako : miaiky aho fa tsy nety iny natoko iny, ka mamela ana, de ze hevitrao sy ataonao satria fantako fa METY narary anao ny nataoko. Refa tsy d'accord tsony izy tonga de zay zany, mionona.
Andriamanitra zany efa hanolotra anao ilay anakiray izay efa ao ambadimbadika ao.
Andriamanitra zany efa hanolotra anao ilay anakiray izay efa ao ambadimbadika ao.