islam

1. fijo ( 28/08/2007 19:40)
izay liana,jreo io amin'ny ARTE io,fa misy fandaharana momba ny islam sy ny vehivavy.
novalian'i ann ny 01/09/2007 12:59
2. fijo ( 28/08/2007 21:54)
raha fintinina moa izany ny voalaza tamin'ilay fandaharana,dia tena finoana manaja ny vehivavy ny islamisma,saingy ny olona no mandika ny didy.
ny famorana "lahy sy vavy"hono dia tsy voasoratra ao anaty coran.
ny lahy hono dia tsimaintsy manome fahafinaretana ny vavy eo ampanaovana.io hono dia ao anaty coran.
ary andriamanitra hono dia nilaza tamin'i mahome fa voafetra ho 4 ny vadin'n,y lahilahy iray.
ny lehilahy hono dia tsy mahzo mikasitanana ny vadiny.ary raha tsy mahafampo nyvavy ny lahy dia mahazo mangataka fisarahana ny vavy.
sombiny ire fa maro ny voalaza tao.asiako "hono "satria tsy maaky coran aho.
raha ny hita andavanandro anefa dia tena nymifanohitra amin'ireo no zava isy,ka tsy haiko izay tena izy
3. ikaretsaka ( 28/08/2007 22:04)
ka izay ange ilay izy ry fijo e.. mody hoe Q'ran aho hoe Q'ran, nefa ze revirevesana ihany no atao
Main'ny courant eo fa!
4. fijo ( 28/08/2007 22:06)
raha ny fandehany itako tao,dia nisy an'izany "omar" izany tena tsy nanaiky io fhafahan'ny vehivavy nolazain'i mahome io.nefa io rangahy io dia tanana ankavanany.ka raha ny marina izany dia omar no nahatarika ny silamo kokoa noho i mahome
5. patrick2002 ( 29/08/2007 01:25)
Mbola resaka lava ary tsy mety vita io fivavahana sy finoana io ra-fijo, tsara aloha no mandalina na coran io na bible ,na torah na vedah ,ny minoa fotsiny ihany ary hiinana amam-bolony fotsiny aloha tsy mety .
6. lapino ( 29/08/2007 01:51)
ny silamo izany tsy mifora ?
7. Mitah ( 29/08/2007 03:50)
ikaretsaka:

ka izay ange ilay izy ry fijo e.. mody hoe Q'ran aho hoe Q'ran, nefa ze revirevesana ihany no atao
Main'ny courant eo fa!



:b
8. Mitah ( 29/08/2007 03:50)
Maninona ny vehivavy no tsy miangona?
9. ikaretsaka ( 29/08/2007 04:45)
dia misy koa ry mitah ny hoe baiboly aho hoe baiboly nefa ze revirevesana ao ihany koa no atao fa ze tsy azoazo ao modiana fanina na ovaina mihitsy ny tena heviny!
tsy ny silamo ihany...
10. mimich ( 29/08/2007 06:17)
fanajana ve ilay hoe"voafetra ho 4 ny vadin'ny lahilahy iray":b
11. tsaramaso ( 29/08/2007 09:19)
silamo = contrefaçon
efa hoe fivavahana fitaka bevava io fa devoly be!!!!!
12. booboo ( 29/08/2007 10:34)
:roll:
13. patrick2002 ( 29/08/2007 12:09)
tsaramaso:

silamo = contrefaçon
efa hoe fivavahana fitaka bevava io fa devoly be!!!!!


ka omeo ahy ary ny anjely be eh!:lol::lol:
14. ikaretsaka ( 29/08/2007 15:42)
omeo anay ny anjely be tokotrany e
tezitra be i mmimich rehefa misy adversa anakitelo an...
manao demi finale izany dia finale ko!
15. fijo ( 29/08/2007 21:19)
lapino,mifora tokoa ny silamo,saingy io hono dia fomba arabo fa tsy hoe fomba silamo.

mimich,i allah hono tamin'ny izy niaraka tamin'i adija,dia tsy nanmpirafy mihintsy.fa nony maty io vehivavy io"izay mpanakarena be sy nanampy azy tamin'ny rehetra"(toa an'i maria magdalena tamin'i jesoa)
rehefa maty io vehivavy io dia nanambady an'i ahisha izy,ary io ahisha io no tena nampianatra azy ny fitiavana"le plaisir" ny fanaovana io hoy ry zareo nanazava teo.ary nankafy izy ka di anaka vady maro.saingy tsy harany intsony le vady maro,ka dia "nivavak ahono izy,aryteo andriamanitra no nilaza taminy fa 4 ihany no vehivavy azo vadian'ny lahy iray"ary izy 4 ireo dia atao zara mitovy ny fanomezana fahafinaretana azy.
marihako kely fa io fandaharana io dia tena resaka "fanaovana "no be tao ary tena fanazavana be no tao.
diso hono ny olona tsy manambady sy tsy manao satria fahasoavana avy amin'andriamanitra io ka tsy tokony holavina."maty aho mopera
16. tsaramaso ( 29/08/2007 21:28)
patrick2002 sy ikaretsaka:
ka omeo ahy ary ny anjely be eh!:lol::lol:
nareo no tsy te handray ko !!!!
17. fijo ( 29/08/2007 21:34)
za letsy anjely an.
18. ikaretsaka ( 29/08/2007 22:35)
tsaramaso> ka ny an'ialahy kosa anjely fopla ko
19. majesty ( 30/08/2007 05:42)
:-D:-D:-D:-D
20. fijo ( 30/08/2007 22:12)
kay le,za ve de anjely fopla le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6091