islam

21. tsaramaso ( 31/08/2007 10:41)
1- nen'laisany ary anjely no tadiavina fa tsy Andriamanitra !! tssss
2- aiza ny anjely fopla eo ? an ??!! fa iza no nanome islam an'lisany iza ??!!! i tsaramaso indray ??!!!
3- aza maika ny hanakina fotsiny kanefa tsy misaina akory !!!!!
4- tsy kobon'elisany akory ze andalovan'lisany fotsiny !!! zao silamo sy anjely fopla izao ihany no imatimatesana !!!! tsssssss
22. fijo ( 31/08/2007 22:36)
kay tsy za le anjely fopla ka.oufff
23. ann ( 01/09/2007 12:59)
misaotra an'i fijo manazavazava sy mampahafatantra
fa ny mba tiako lazaina dia mba ahitsio tsara ny voasoratra [mialatsiny ry zoky fijo] ohatra zao:
allah hono tamin'ny izy niaraka tamin'i adija,
tsy allah le izy fa mahomet ary ny faharoa dia tsy 4 ihany no vadiny[MAHOMET], ary tsy nohon'ny fitiavana sex[mialatsiny fa mivandravandra be le resaka] no nanambadiany ireo vhv ireo fa nohon'ny antony maro samihafa, ary maro tamin'izy ireo tokoa anie efa be tona [40ans de plus],

MRS TSARAMASO afaka manoratra any aminao ve zao , mba hangataka porofo aminao ny maha devoy ity finoana ity, niandry ny valinteninao aho hatrin'ny nanoratako teo iny fa toa mbola tsy tonga , ka ataoko angamba fa tsy tinao ny hanoratra zany eto ka aleoko manoratra any aminao.[hay ve halanao ny kianina]

mimich malala : isan'ny fanajana tokoa izany satria misy @ lhl dia be filana ka nohon'ny fiatrana ny vhv dia mahazo maka hatramin'ny 4 ny llhl ,raha toa ka mahavita miaro sy mampitovy ny zon'ny tsirairay,zany hoe tsy misy ambony sy ambany fa ampitovina daholy ny zavatra omena azy ireo.[fiainany manontolo]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.125