hirany mahaleo ZANAKO VAVY
1. cafe
(
29/08/2007 18:02)
ZA TEHA HIHAINO IO HIRA IO FA TENA TSY HITAKO MITSY
MBA AMPIO RETO AN SOTRA 7
MBA AMPIO RETO AN SOTRA 7
novalian'i Fiffi ny 30/08/2007 12:26
2. SHOAN
(
29/08/2007 18:59)
andeh aianoa ry zanako vavy ...
la la la la la
izay ihany no haiko fa jereo fa misy ao @ YouTube ao é :D:P
la la la la la
izay ihany no haiko fa jereo fa misy ao @ YouTube ao é :D:P
3. Fiffi
(
29/08/2007 20:07)
mba tsidio hiany ny serasera.tononkalo fa ao daholo ny hiran'Mahaleo an !
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=221
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=221
