mahatsiaro anao de Anyah

1. rafalou ( 29/08/2007 07:34)
io reto mba omeo ze manana io hira ah!! sady tsara anie le izy eh!!!!!!(l)
novalian'i tiarah ny 29/08/2007 11:03
2. tiarah ( 29/08/2007 10:47)
Manao ahoana rafalou,

Ie , ankafiziko be ihany koa lay hira, fa za kalony mbola tsy naheno hiran' ny aniah ka hoe ratsy e!
3. tiarah ( 29/08/2007 11:03)
rafalou,

midira ao anaty tononkira serasera, fa efa napetrako ao ilay hira de atolotro ho anao,

Ankafizo e!
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0996