fikambanana

1. llayx ( 30/08/2007 08:14)
efa fantatrareo ve fa nofoanana ny "franchise douaniere" ho an'ny association sy ONG eto amitsika any ka refa mahazo DON avy any ivelany zany ireo dia tsy maintsy mandoa Douane amin iza,ihena zany ny fanampiana hiditra eto amitsika
ahoana zany ny madinika(kamboty,tsy misy mpiahy,ambanivohitra,lemiso...)miandradra ireo fanampiana ireo
novalian'i fijo ny 28/09/2007 22:19
2. ds ( 13/09/2007 09:51)
Nofoanana nanomboka oviana ?
Vao avy namoaka container iray aho tany Toamasina (06/09/2007). Roa karazana ny "franchise douanière" azoko :
- admission temporaire en suspension des droits et taxes douanières (congélateurs, lave linge, laboratoire audiovisuel, machines à coudre, meubles de bureau...)
- exonération des droits et taxes (livres et matériels scolaires)
Ny ankoatra ireo (varavarana, évier, wc...) dia nandoavana haba avokoa.
Marina fa ny 19/07/2007 no efa azo ny taratasy fanomezana alalana avy amin'ny douane kanefa 06/09/2007 ny entana vao nivoaka ny seranan-tsambo.
Marihiko fa ny ONG manana accord de siège any Dago ihany no voakasika fa tsy ny fikambanana rehetra akory.
3. Fiffi ( 13/09/2007 10:49)
tena vao aingana mintss io...hitako tao am gazety..tam ity herinandro ity....
4. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:09)
tsara vintana i ds izany, fa ny fiaran-dry mompera izao mila mandoa douanes:roll:
mampivaky ny lohako ato
5. fijo ( 28/09/2007 22:19)
tsy azoko izay marina amin'io vao vao io,fa maheno io fanafoanan io tokoa aho,nefa maheno olona mbola mahatonga zavatra.ny hopitaly ohatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1288