Ity mba jereo

1. Solitikabe ( 30/08/2007 14:34)
Ity mba misy rohy na-podcast mikasika an'i Mada nalefan'ny namana ka mba zaraina kely aminareo
www.mynameisbill.com
novalian'i cutie ny 05/09/2007 21:07
2. Solitikabe ( 30/08/2007 14:42)
Adinoko fotsiny ny hoe jereo ao amin'ny all episode dia ary ambany ary no manomboka ny dian'io ngahy io teto Mada Santionany
http://www.mynameisbill.com/20070419.html
3. simplex ( 30/08/2007 17:39)

milay be :)
misaotra nizara ^:^^:^
4. xxx ( 30/08/2007 21:26)
Fa io kafe io : http://www.mynameisbill.com/20070419.html
tsy atakaloko an'io ny nespresso kle ! :wink:
5. anjeliko ( 03/09/2007 11:52)
:D nilay any lé izy ka ! Ataovy maromaro ny toy ireny !:twisted:
6. cutie ( 05/09/2007 18:22)
ty no nampime ahy :-D
http://www.mynameisbill.com/20070416.html
7. melody ( 05/09/2007 19:29)
tiako be ilay izy niteny hoe: 'hey dude, that is not going to happen'.... sarotra be kosa kou!fa ilay anankiray tena mahay miteny gasy an

solitikabe: misaotra e, mazotoa mizara ô!
8. cutie ( 05/09/2007 21:07)
le olombelo tsy akoho no tena mampime :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622