Ampidiro aloha ny tenimiafina
4x4 depité fa tsy deputé
1. salopard
(
30/08/2007 17:22)
rehefa tsy hanana 4l ihany ny ny isatokantrano, dia aleo samy tsy manana koa na ny deputé aza .
Izay ilay hoe mitovy ny rehetra (ho izahay tsy nianatra mpivarotra ronono, voanjo, ramanonanaka...)
fitoviantsaranga ao anatin'ny fahantrana fa tsy hoe fitovianjo ao anatin'ny fahafenoana
tsy ampy dôzy aloha fa @ manaraka
sniff, sniff, tchouuuh, tchouuuh...
2. Fiffi
(
30/08/2007 20:00)
salopard:
tsy ampy dôzy aloha fa @ manaraka
sniff, sniff, tchouuuh, tchouuuh...
ndana aza kalou mi-dozy toi de rehefa dozy tsara de miverena....:{:{:{
3. nanas
(
30/08/2007 20:23)
4L zany aloha dia mbola dezaka be vao hanana an izany ny isan-tokatrano e! "keep dreaming ihany lessy a"
4. fijo
(
30/08/2007 23:23)
5. Fiffi
(
01/09/2007 05:43)