haga prisca
1. boubounezy
(
31/08/2007 10:06)
jereo ny blog mariage haga et prisca d ho itanareo eo ny fanambaniana gasy :lol:
novalian'i hagaraza ny 25/03/2014 23:01
4. karinah
(
31/08/2007 11:02)
le liens! le lienssssssssssssss!;-) aiza aky ny hijerevana an'izany l'amie:?:
9. tsaramaso
(
31/08/2007 14:06)
Rarahin'iza inona koa izay haga sy prisca ??!!! fa mba iza koa zany ?!!! tsssss!!!! otran'ny tanavo fanambadiana gasy koa ikala !!!!
xxx:ilay boubounezy no toa olona mitapy !!!
aiza no taper-na ry boubounezy ?
10. diamondra27
(
31/08/2007 15:06)
dadie: calme fotsiny fa mba latsaka kely le d de niova ny dikany e!
tsaramaso: enao tsy naharaka fa fanomezana fahafahampo ny olona nametraka fanontaniana io atsy @ sary rehetra
miala tsiny mamaly @ plasin'i bbnz fa mbola ho avy eo izy hiteny ny heviny, fa io aloha ny valinteniko

11. xxx
(
31/08/2007 17:17)
inona aloha no tiana ambara @ilay izy fa tsy mazava amiko e, fa angaha vedety any dago ireo olona ireo fa zahay tsy maharaka mihintsy , hotrany mahagaga anay sy tsaramaso manko ity tatara ity , hatsikana v sa? , hotrany efa tsy mahita sujet koa izy zany ,tsy aleo v ny any tony sy eva langoria no hasolo io , mety diso clavier koa boubounezy e !
12. boubounezy
(
31/08/2007 21:50)
refa dondrona sy tsy mahay ny wé teny frantsay tapeo io soratra io zay wé (rariage haga et prisca)d mangina ny vava sa b félonana eo ndray. havako dôly ny ao @sary ao ny akabatsahany fa sao everinao fa tsisy fotiny ary ty za! TSY FANTATRAO MARINA A! aza mila ady refa tsy ilako ady fa na vedety ny avako na tsy dé d oull manana ny maha izy azy avy reo no ny havanao sy enao matou enao tsisy saina mamaly anah otrizany. ary efa nisy nanomé lien eo ambony eo refa tsy azonao ny tiko tenenn fa aza ty ady @ko refa mialona. tena mazava b ny maha dondrona anao fa ny volazako eo ambony d wé soraty @ clavier ny mariage haga et prisca d mivôka ny lien! zay ny @ net refa misy zavatra tinao jerena ka tsy ainao lé adresse d lé zavadbé @ lé tédavina soratana d itanao eo fona ny dédavinao. MAZAVA????? refa tsy ampy anao io fanazavako io d manotany iany fa toroko hevitra enao é! AZA MBA DONTO IANY HOY NY ATSIKANA! aza mandray tsy raisina otrany tsipolitra fa refa tsy maharaka d mipetra @ toeranao fa tsy mety @ fomba malagasy zany ataonao zany. tena itako fa matilolo @ havako mintsy énao zany an!=))=))=)):-@:-@:-@:-@:-@:-@ fière @ havako za alou @ lé blogny é!sy lé mariage natao inn3fois fiançaille? fétibé, mairie? fétibé, mariage? fétibé 300 personnes ny invités k'aona? zany ny tena atao wé fandrosona. Naita dinika momba ny mariage gasy za tato naninn no tsy nataonao vavab otran'io fa maninn no ZAH????? misy tsy mazava!:b:b:b:b:b
13. xxx
(
31/08/2007 22:17)
ary maninona koa aloha no tezitra b ry boubounezy e! , ka mba mila fanazavana kosa koa ,inona ary maharatsy anizany , tokony manazava i boubounezy we faly b fa nanao fety be nareo , ary nanasa 300personnes , ary zany ny havanay fa milay d namaly zahay we lainga lainga kosa fa favy ny havany boubounezy ! d mazava ! atao ary zay mahahaly any boubounezy we milay kosa aloha ilay izy!, ary hitako fa rehefa manao eo koa boubounezy mbola favy noho zao koa ! ary aza d marary fo fa aty andafy anie bediabe no mi-deprime, tandremo a!
14. tsaramaso
(
31/08/2007 22:30)
odriiiiii !!! tena con firmé fa sipa mitapy ilay boubounezy !!!! tssssssssss afa-baraka ny havany le !!!!!
16. diamondra27
(
01/09/2007 07:41)
xxx: nareo kosa no tsy mahazo resaka sy mampakatra azy tahaka izao koa!
tsaramaso:tena tsara ve ny masonao aloha sa ahoana e!:oops:
sa tsaramaso le mampandefa rivotra de zay no mampipoapoaka anao @ boubounezy eto?
Lanin'i bbnz eo nge enao fa ataovy e!
sady bbnz tia sakafo sy mahay mahandro sakafo an!
de efa nandramako ny sakafony fa matsiro ary zany tsaramaso zany ngamba tena ataony mahamay mihintsy raha azony :asiany sira sy curry sy poivre sy sosy voatabia etc etc...
aza mba mankasiaka olona ry reto fa tsy hahatondra aiza nge zany tsy fifankatiavana sy tsy fanajàna ny hafa zany e

17. boubounezy
(
01/09/2007 09:18)
tsaramaso refa mba tsy za no nandona ny tsaramaso tsy masaka d mangina fa mandreraka b manomé fanafitoinana ho any hafa. sô d enao no un firme ny saina? tsy mbola niteny anao za fa enao mitapy sa misy blèm enao zao any @ misy anao any d tsisy analana andro afa tsy za?:evil::evil::evil:
atraiza2 za mampiditra dinika eto d anaovanao resaka otrizany fôna!!! inn ny tena tedavinao ndray é!!
diams sôtra kia a!
atraiza2 za mampiditra dinika eto d anaovanao resaka otrizany fôna!!! inn ny tena tedavinao ndray é!!
diams sôtra kia a!
18. boubounezy
(
01/09/2007 09:25)
mialatsiny @nareo hafa fa i tsaramaso no tena novaliko reo resaka reo.^:^
19. tsaramaso
(
01/09/2007 19:41)
oooo oay ty botrefona boubounezy le !!!
mivalam-piritra ny resany !!! fa tsisy dikany daoly !!!!! voahentitrentitra hatrany ny tsy ampy kely amin'azy !!!!!
ary ilay diamondra27 koa toa badraodra kely zany !!!!
mivalam-piritra ny resany !!! fa tsisy dikany daoly !!!!! voahentitrentitra hatrany ny tsy ampy kely amin'azy !!!!!
ary ilay diamondra27 koa toa badraodra kely zany !!!!
20. wooda
(
01/09/2007 20:53)
izaho tena tia tsaramaso (ilay sakafo) ary tena hitako fa tena "accro" mihintsiny.
fa mba asio fanajana kely moa ry tsaramaso vao manoratra ianareo; tsarao kely aloha ny tenanareo vao mitsara ny hafa ianao.
Tsy mpananatra akory ny tenanay na be fahaizana, fa mba mahay izany dikan'ny hoe "manaja" izany.
asio tsiky tsiky kely fotsiny, dia reveo manja! :wink: