Gasikara

1. Douda ( 04/09/2007 18:47)
Slt daoly e! Tena mba mangataka ny tonon-kiran'i Lola Gasikara iny o! Misotra e!
novalian'i tiafoana ny 12/07/2008 05:03
2. cmbolatiana ( 05/09/2007 09:19)
Salut Douda
Efa nampidiriko ao @ serasera ao fa miandry kely ianao fa mbola vérifier-n'ny webmaster ilay izy.
Mazotoa e
3. Douda ( 05/09/2007 19:15)
cmbolatiana:

Salut Douda
Efa nampidiriko ao @ serasera ao fa miandry kely ianao fa mbola vérifier-n'ny webmaster ilay izy.
Mazotoa e

Thanks Mbolatiana! Efa tena tsy no andriko mihitsy ny hahitako iny tonon-kira iny, fa zaho manko efa nahita ilay Alay Lakana iny. Misaotra anao fa afaka miandry aho.Mazotoa koa o!
Bye!


4. Douda ( 05/09/2007 19:18)
cmbolatiana:

Salut Douda
Efa nampidiriko ao @ serasera ao fa miandry kely ianao fa mbola vérifier-n'ny webmaster ilay izy.
Mazotoa e

Misaotra betsaka anao re tompoko fa tena nahafaly ahy ny namalinao ny fangatahako. Miandry zany e!
Ianao koa mazotoa hatrany. Thanks a lot!
Bye! Bye!

5. cmbolatiana ( 06/09/2007 07:50)
Tsisy fisaorana re e, efa io @ tononkira le izy fa azonao jerena amin'izay
Dia ankafizo ary e !
Mazotoa dia veloma indray
6. tiafoana ( 12/07/2008 05:03)
iza no anaranao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1569