mba omeo metoda e!

1. xxx ( 03/09/2007 17:17)
ahona ny atao mba ahatonga anireny sipa taloha reny mba hiverina @ tena e!, raha ohatra ka tsy nisy ady ny fisarahana na nisy fa kely ! , mba omeo sopapa kely ilay sipa e!
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:45
2. fasaly ( 03/09/2007 17:31)
efa nahazo ahy io ry xxx tam taloha elabe ho mba tina hiverina fa tsy nety niverina fa efa amantaonany maro 15 ans après vao te hiverina nefa tsy nanao nin nin akory aho fa juste nifakahita fotriny:wink::-D
3. boubounezy ( 03/09/2007 17:52)
ntsôôôôôô! fasaly mampanelo njy zany aiza ny misy azy fa gidra2ko any iverina @njy nefa ainjy iany lé fiteny wé ny alika no miverina @naloany nefa refa tsisy ady zany d mety efa tsy anjara knou!!:lol:
4. reve ( 04/09/2007 16:49)
ataovy zay mety hiaonana na hifanenana ,mody hoe par hasard nefa efa mba nokendrenao lay izy de ho hitanao eo hoe mety mbola possible ve sa tsia! raha tsy izany ndray de antsoy izy (raha mbola fantatrao ny phone ny) de mody manontany zavatra ianao , zany hoe provokeo ny fihaonana indray na ny firesahana indray! de bon courage e!8)8)
5. fasaly ( 04/09/2007 17:00)
boubounezy:

ntsôôôôôô! fasaly mampanelo njy zany aiza ny misy azy fa gidra2ko any iverina @njy nefa ainjy iany lé fiteny wé ny alika no miverina @naloany nefa refa tsisy ady zany d mety efa tsy anjara knou!!:lol:

tam taloha aky zany fa tsy amzao ah! zao nivadika ny rasa fa tara lôtsa:-P:-D

6. boubounezy ( 04/09/2007 17:54)
eny akia fasaly! la vie continue an!:-*(l)
7. fasaly ( 04/09/2007 18:39)
bbnz bien sur!:wink::-*
8. sasa ( 05/09/2007 04:24)
atovy izay hihaonanao aminy aloha d resaho izy raha mety koa, le izy mantsy misy le sipanao taloha mintsy no tsy te-hiverina aminao tsony d izay zavatra hafa mintsy
9. diamondra27 ( 05/09/2007 08:30)
fasaly: zao ny fiainanjy la vie est belle =D=D
10. melody ( 05/09/2007 14:39)
amiko aloha tsy mety ilay miverin-dalana e:)
11. fasaly ( 05/09/2007 15:25)
melody: ka raha samy mazoto zareo ny hifamerina samy samy manina no selibatera de mety hamptsara zvtr iany..
diam.....: taloha dool aky zany hihihih....
12. xxx ( 05/09/2007 18:40)
izy aloha tsy fantatra na t hiverina lery na ahoana fa tsy nisy ady fa tsy nifankahita fotsiny , ary samy tsy nisy nanisy suite-ny fotsiny
13. melody ( 05/09/2007 19:37)
fasaly: marina tokoa izany hoe raha samy mbola mazoto izy mitsam :)
14. la ( 06/09/2007 11:45)
xxx (nametraka ny lohateny): teneno ndray izy we "je t'aime" de "mifona zah" we,fa mety hiverina ihany izy angamba ra tsy de tena gravy le olana nisarahana
Mahereza e:)
15. xxx ( 06/09/2007 21:06)
hotrany tsy ahavita hiteny anizany jtm zany kosa e! , izy aloha tsy nisy zavatra grave e!
16. Kwasi ( 07/09/2007 02:42)
xxx:
izy aloha tsy fantatra na t hiverina lery na ahoana fa tsy nisy ady fa tsy nifankahita fotsiny , ary samy tsy nisy nanisy suite-ny fotsiny


Matoa aloha lery tsy nanisy suite koa dia mety efa tsy interesse koa izy.
Azonao atao ny mi creer "hasard" hihaonanareo araka ny voalazan'ny namana teo aloha. Nefa tandremo fa mety efa manana ny fiainany koa izy... ka raha tany ity izy "manaiky" dia saintsaino ihany fa sao dia lalaoviny fotsiny ka lany andro eo.

Sa mba te hanala azy fotsiny enao? Raha izany manko dia betsaka ny metoda. Fa aleo aloha aho tsy hikozy fa sao lazain'ny sasany mampianadratsy eo indray.
17. xxx ( 07/09/2007 10:49)
o ry kwasi an , mba omeo metoda fa aza manao anio moa e!fa ny blem koa anie zahay tsy possible mifanenana zany ,ahoana aloha raha we te hanala azy fotsiny e ! , ary izy koa aloha mbola tsy manamabady , sady vao 2mois anie io fisarahana io e!
18. xxx ( 24/09/2007 11:45)
xxx à!
ary raha miova lalana njay nji fa tsy hiandry ankamatatra eo e? :wink:
misy antony tsinona matoa izy tsy nanome signe de vie.
bon courage e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622